Halloween sy ny Kristiana

121. Fiffi ( 05/11/2006 18:18)
xxx:
Mahay manazava ery anie ianao izany amin'ny teny anglisy kanefa mifanohitra ny teneninao amin'ny teny gasy ny lazainao. Ny halloween dia fetin'ny devoly ary izay miaraka amin'ny ambolambo dia ambolambo,
Ny halloween dia fetin'ny devoly ary izay miaraka amin'ny ambolambo dia ambolambo


122. cutie ( 05/11/2006 21:03)
Ny halloween dia fetin'ny devoly ary izay miaraka amin'ny ambolambo dia ambolambo

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
123. soanja ( 05/11/2006 21:29)
xxx:

SOANJA Hotohin\'ny teniko etsy ambony amin\'ny fanazavanao amin\'ny teny anglisy, aleo aloha hazava tsara amin\'ny havana malagasy fa ny amerikanina no anisany mpivavaka indrindra eran-tany, saingy be koa no fomba manara-panjaitra sy tsipolitra ataon\'ny marivo saina. Samy mitady ny mahafaly ny zanany avy isika fa raha fantan-dry izao ve fa hianjera any anaty lavaka ny zanakindry dia tsy ho vonjena? Halloween goes all the way back to 200 BC,with its acivities origianating from a group of celtic priests whose beliefs are all contratry to the word of God. Ireo fikambanana izay tsy mino ny tenin\'Atra ireo izany dia tsy iza fa France, Scottland, England and Germany,ary they all are conquered by the Roman Empire. Mandehana ianao any Europe fa mahita tsangambato maro karazany (1000-3000) izay hiankohonany sy hivavahany. Izay anie no niandohan\'ny fiangonana Protestanta raha tsy fantatrao e! Ny katolika te haka isan\'olona betsaka hiangona ao aminy ary hatramin\'izao dia mbola betsaka ny olona voatarika miangona amin\'ny katolika na dia manao vava ka lavareny be toy ny Jiosy aza ry zareo. Mitsangana raha misy olona iray milaza fa avy niangona tao amin\'ny katolika aho ka hitako mihitsy izany fanahy masina milatsaka amiko izany. Avadika ny resaka. For
the celts, October 31st was a day of sacrifice, toy ny hasaramanitra, manao sorona mamono omby ireo andriana any amintsika ary feno ra ny fasana , ny omby maty zaraina amin\'ny olona.Asan\'ny Aly 15 :19-22
izay didy nomena ny jentilisy akoatra ny didy folo dia tsy mahazo mihinana ny hena fahavetavetana aterina amin\'ny sampy sy ny fijangajangana,ary ny zava-kendaina sy ny ra, so they celebrate with human sacrifices , and honor also their sun god and Samhain
(the lord of dead) Guess what, they were of belief that the sinful soul of those who died during the year were in the place of torment and would be released only if Samhain was pleased with their sacrifice. Efa fantatrao amin\'izay izany ny dikan\'ny halloween fa fanaovana sorona ny maty koa anjaranao ny manazava izany ny zanakao dia ny mbola kely izy dia zaro amin\'ny lalana tokony alehany ny zaza.Teach your child the way he should go when he is young.Koa raha mivily lalana aza izy mbola hainy foana ny miverina any amin\'ny lalana nampianarinao azy.Aza hiandrasana hoe rehefa lehibe izy manana safidy. Hiaraha-mahalala fa they already have too much choices,now. So as a Christian mother. God will hold us responsile for our children if we allow them participate in Halloween which includes dressing them to go to the parties and trick or treat. By doing this we are basically giving them permission to spent time with devil, and we indirectly open the doorwys of their young lives for evil to take root. Anjaranao ny mampahafantatra ny RAR tsy nahalala, satria nahafantatra aho izao ka niteny taminao. TRUST IN THE LORD WITH ALL YOUR HEART DO NOT LEAN ON YOUR OWN UNDERSTANDING, IN EVERYTHING YOU DO, ACKNOWLEDGE HIM AND HE WILL GUIDE YOUR PATH.


Iza kay ianao e. Raha mba miseho ny ps-nao de mazoto be zah mamaky le hafatra. Satrai na ianao aza te hampianatra nefa tsy sahy miseho tava ka ahoana ny handraisako ny feo avy any aminao.
Na izany na tsy izany dia misaotra ihany amin'ny fanazavana lavabe.
Tsy sesefako hevi-diso na zavatra tsy misy ifandraisanay amin'ny fiainanay andavanandro ny zanako. Fety ny andro dia mifaly avanja izy, de zah koa mifalyavanja satria faly izy. Ny ankoatr'izay afaka miandry daholo.



124. Fiffi ( 06/11/2006 06:11)
tsy aiko koa hoe fa maninona nareo no mifanazava @ teny anglisy eh ??? sa hataonaro copier-coller fotsiny le izy ? de manjary tsy zay hevitrareo no havoaka fa ny hevin'ny ....iza ?
125. prime ( 06/11/2006 07:02)
:wink:
126. prime ( 06/11/2006 07:04)
:wink:
127. Fiffi ( 06/11/2006 09:08)
:roll:
128. prime ( 06/11/2006 10:27)
oupss... azfd re olona fa lasa niverina in-2 a...
fiffi> tsy azoko...
129. Fiffi ( 06/11/2006 16:35)
xxx:
Mahay manazava ery anie ianao izany amin'ny teny anglisy kanefa mifanohitra ny teneninao amin'ny teny gasy ny lazainao.
prime: ka io nonahatonga ahy nilaza an'zany an!


130. dailynews ( 06/11/2006 16:48)
hay mbola mafana dia mafana ato ity resaka ity?
131. dailynews ( 06/11/2006 17:10)
tsy haiko aloha fa raha hiverenako indray ity resaka ity dia tsy faharesendahatra fotsiny izao no mahatonga ahy tsy hankalaza azy, ny halloween io.
izaho rehefa vao maraina iny dia mivavaka ka manolotra ny zavatra rehetra ataoko eo anatrehan Atra h@ kely indrindra ka lehibe indrindra, h@ manasa vilia aza izany:D...dia anefa raha toa aho ka mangataka ny Tompo hoe: hapetrako eo ampelatananao ny halloween ..dia ohatran ny tsy mety izany ilay izy satria fantatro fa Ilay Fanahy Masina izay ao anatiko dia tsy mazoto hanao izy io. Dia izay ny mahatonga azy.
ny resaka krisimasy indray dia efa fantatro h@ izay fa fetin ny masoandro tany aloha be tany tokoa hono izy io, satria izany no rehako t@ mbola kely nony nisy ireny vavolombelon I Jehovah mitety trano ireny ary nitory ny tsy fankalazana io andro io. mazava izany fa tsy ny 25 dec akory no inona.
Fa ny ahy indray anefa, ny fahitako ny 25 dec dia na dia tsy iny marina aza no daty nahaterahan ilay mpamonjy dia natokako fotsiny kosa anefa izy iny hoe hiderana azy. tsy ilay andro izany no inona fa ilay avy ao ampoko hoe hanokana ity andro iray ity hitsoahana azy.
dia miverina ihany tahaka ilay resaka sabata atsy ambadika atsy, raha toa ka fanajako ny Tompo ny tsy hanaovako io Krisimasy io dia mino aho fa ho faly ny Tompo satria izay no avy ao ampoko, dia raha toa koa ka ho fanajako azy no hanaovako ilay krisimasy dia mino ihany koa aho fa ho faly ny Tompo amin ny fanajako Azy. Tsy ilay andro no zava dehibe amin ny Tompo fa ilay avy ao ampoko hoe ho Azy no hanokanako ity. rom 14:5=> ny anakiray manao ny andro iray ho mihoatra ny andro sasany ary ny anakiray manao ny andro rehetra hitovy. aoka samy hatoky tsara ao amin ny sainy avy izy.
raha hiverina amin ilay halloween anefa aho dia tsy hitako hoe ahoana ary ny fomba entiko hisaorana ny Tompo amin ity andro ity..jereko ny manodidina toa zavatra hafahafa be daholo no ataon ny olona mandritra io andro io..dia ohatran ny tsy resy lahatra aho.
aza aloha raha mba misy dikany ihany izany lazaiko izany. :D
132. dailynews ( 06/11/2006 17:41)

xxx> ekeko ihany koa ny zavatra lazainao.

133. dailynews ( 06/11/2006 17:46)
azoko izany no tena tiako lazaina e au lieu de oe "ekeko"
134. Fiffi ( 07/11/2006 17:37)
zany hoe amiko manokana aloha de tsy hanaovako comparaisaon mihintsy ny halloween sy ny krismasy an ! heu....samy manana ny fombany moa ny olona fa raha jerena kosa ange de zao an! ny krismasy de eran-tany , ary mino an'io aho fa manao sy mandray an'io ho fety daholo ! saingy ny halloween heu....vao ohaviana no nanao an'io na nanaraka an'io ny eto frantsa ohatra ?
135. dailynews ( 07/11/2006 17:52)
ekena
136. Fiffi ( 07/11/2006 18:43)
dailynews:
dia anefa raha toa aho ka mangataka ny Tompo hoe: hapetrako eo ampelatananao ny halloween ..dia ohatran ny tsy mety izany ilay izy satria fantatro fa Ilay Fanahy Masina izay ao anatiko dia tsy mazoto hanao izy io.
zah akia tahaka andry koa an! zah aloha de hialako tsiny fa tsy hivavaka na hangatana an'Andriamanitra aho hoe inona ? momba ny halloween ?


137. dailynews ( 07/11/2006 19:09)
fomba fanazavako zavatra ihany aky io an. ohatra zany raha ny tena marina:wink:
138. cutie ( 07/11/2006 21:40)
efa vita ve nge reto le halloween e :lol::lol::lol:
139. dailynews ( 07/11/2006 22:33)
hay tokoa moa:D
140. cutie ( 08/11/2006 00:21)
:lol::lol::lol::lol:
in njay ny manaraka:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2342