Halloween sy ny Kristiana

181. Fiffi ( 15/11/2006 06:09)
mino aho fa ndry koa manao an'zany ...:)
182. prime ( 15/11/2006 08:51)
cutie> rehefa be finoana indrindra no vao maika mila miambina satria manafika mafy koa ny devoly amin'izany...
183. Fiffi ( 15/11/2006 09:53)
satriaplus enao mivavaka , mampitombo ny finoanao , plus ny devoly sahirana mafy ary hanao zay azony hataony rehetra mba hisariana anao handeha any @ lalan-drasty...
184. cutie ( 15/11/2006 22:15)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 15-11-2006 07:09:17
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
mino aho fa ndry koa manao an'zany ...

only God knows :wink::wink::wink:
185. cutie ( 15/11/2006 22:17)
Mpandefa : prime [ Valio ] 15-11-2006 09:51:02
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
cutie> rehefa be finoana indrindra no vao maika mila miambina satria manafika mafy koa ny devoly amin'izany...

manin no tsy maintsy mieritreritra devoly foana e :roll:
186. cutie ( 15/11/2006 22:17)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 15-11-2006 10:53:22
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
satriaplus enao mivavaka , mampitombo ny finoanao , plus ny devoly sahirana mafy ary hanao zay azony hataony rehetra mba hisariana anao handeha any @ lalan-drasty...

:-D:-D:-D:-D:-D
187. Zina ( 16/11/2006 05:32)
Jacques 4.
4.7Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.
4.8
Approchez-vous de Dieu, et il s'approchera de vous
188. Fiffi ( 16/11/2006 06:27)
^:^^:^^:^
189. prime ( 16/11/2006 10:44)
cutie> mampihomehy ve ry cutie ny fanenjehana ataon'ny devoly isanandro?:roll:
cutie:
manin no tsy maintsy mieritreritra devoly foana e
... miankina @ lohahevitra resahina izany ary eto dia tena mitombina ny fanamarihan'ny rehetra fa misy asan-devoly ny fietsiketsehana toy itony halloween itony... ary izany indrindra no ilazàna hoe mila miambina raha tena kristiana marina...
190. Fiffi ( 16/11/2006 12:23)
prime:
ary izany indrindra no ilazàna hoe mila miambina raha tena kristiana marina...
amen


191. cutie ( 16/11/2006 21:07)
miankina @ lohahevitra resahina izany ary eto dia tena mitombina ny fanamarihan'ny rehetra fa misy asan-devoly ny fietsiketsehana toy itony halloween itony... ary izany indrindra no ilazàna hoe mila miambina raha tena kristiana marina

hay ve mbola halloween fona tsika ty e :-D:-D:-D:-D
tsy aleo njay ve krismasy e:lol::lol::lol::lol:
192. Fiffi ( 16/11/2006 21:19)
ohatra io kah ! fa bdb ny asan'ny devoly ...
193. cutie ( 16/11/2006 21:22)
Mpandefa : prime [ Valio ] 16-11-2006 11:44:57
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
cutie> mampihomehy ve ry cutie ny fanenjehana ataon'ny devoly isanandro?

tsiky de ampy e
:-D:-D:-D:-D:-D
194. cutie ( 16/11/2006 21:22)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 16-11-2006 22:19:05
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
ohatra io kah ! fa bdb ny asan'ny devoly ...

manin alou wa no mieritreritra ny asan'ny devoly foan a:lol::lol::lol::lol:
195. Fiffi ( 16/11/2006 22:08)
maninona ? satria zao:

Izay zavatra hatao rehetra ve de marina ?

Tsy misy hadisoana mihintsy ve ? jereo fotsiny ohatra ny mpangalatra , ny mpamono olona , indraindray izy ireny dia tampoka be teo de manao ratsy .....
Fa ny ratsy zay miseho isan'andro avy @ iza hoy ndry ? tsy ny devoly ve no nanitikitika ny olona hanao an'zany ratsy zany ?
Na zah na ndry , na iza na iza , tsy maintsy misy ny fakampanahy izay tarihin'ny devoly antsika tsirairay avy ! Fa anjarantsika kosa no miambina mba tsy ho voasarikin'ny devoly hanao ratsy .

Tadidio fotsiny fa zay zavatra rehetra tsy mitandrefy @ marina de asan'ny devoly zany ! ary tsy maintsy heritreretina foana io hoe ny ratsy tsy tery lalana satria devoly io .
196. cutie ( 16/11/2006 22:14)
iza nefa no milaza fa manao ny marina :lol::lol:
197. Fiffi ( 17/11/2006 05:28)
misy hiany kosa akia an ! fa nga kosa de tsy marina daholo ny zavatra hatao rehetra ?
198. prime ( 17/11/2006 09:44)
:wink:
199. Fiffi ( 17/11/2006 16:44)
prime; nga akia tsy marina zany lazaiko zany ?
200. cutie ( 17/11/2006 20:42)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 17-11-2006 06:28:50
Lohateny : Re : Halloween sy ny Kristiana
misy hiany kosa akia an ! fa nga kosa de tsy marina daholo ny zavatra hatao rehetra ?

asa koa :-D:-D:-D:-D:-D
in azany ilana ny fivavahana raha marina daholo ny atao rehetra :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8209