depuis qd les gasy st homo??pfff

161. ravonjison ( 22/06/2006 18:34)
pissoa:

ravonjison:

Diamondra27: efa hatrany ankimbon-dreniny io e fa ny societé fotsiny mety hanarona na hampiseo ilay izy.Misy ny olona tsy nanana probléme mihitsy na ta@ mbola kely na efa lehibe kanefa dia lasa homo.Tsy miankina @ societé mihitsy ilay izy.
Misy tsy azoko ilay hoe hatrany ankibon-dreniny nefa avy eo hoy ianao hoe tsy nanana probleme mihitsy nefa lasa homo :roll:



Misy ny olona tsy nandalo ireo facteur voalazan'i Diamondra27 etsy anbony(violation,fahoriana sns...) kanefa nipoitra ilay caractére homosexuelle satria efa ao anatiny efa ela ilay izy naingy natory fotsiny.
162. cutie ( 22/06/2006 18:42)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 22-06-2006 23:23:16
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
de inon ary no manosika ny olona hanao fiainana homo e!= c'est koi le plaisir dedans

hay ve njy tsy mahay akory e,nefa milaza we tsy mety ny ataon-dry zareo :-D:-D:-D:-D
163. cutie ( 22/06/2006 18:46)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 22-06-2006 23:16:00
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Amin'i cutie indray anie hitako hoe tsy misy fahotana izany e. Fa tsy hoe tsy fahotana ny maha-homo.

ok mazava:-D
164. Zina ( 22/06/2006 18:56)


cutie mba novakianao ve io ambony io?

hoy i cutie

tsy manaiky an'zany za we manao ratsy ry zareo, resaka fitiavana no resahina eto.


Mpandefa : Zina [ Valio ] 22-06-2006 22:50:14
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
kanefa kosa fantatra fa manao ratsy ry zareo isika dia afaka miteny sy manoro azy mba hihova ary rehefa tsy mety moa izy dia izay vita ny adidy...[/quote

Tsy fitiavana ve izany? sa manoro vohona?

[quote]However, the book of romans is a book that was written AFTER the death of jesus. Therefore, these are not the words or beliefs of jesus himself, and therefore not those of god. At the time, homosexuality was widespread throughout the ancient world and thus the apostles who wrote Romans were seeing homosexuality all around them. However, these words are not those of the prophet and originator of Christianity and therfore cannot really be taken as what a christian should follow.

The later books of the new testament have always been questionable since they are no longer the words and teachings of jesus. Just look at Revelations, which is a schizophrenic hallucination by an apostle but has nothing to do with Jesus. The message of Christ is that of LOVE. Surely you agree to that? So, if you agree then why hate people? Surely jesus would be the FIRST person to love a homosexual since Jesus demand that we should treat others as we wish to be treated ourselves. There has never been a message from Jesus himself in the gospels advocating hate. Please, if you can find a quote, then do so. But, there is none ebcause jesus was for love, not hatred from ignorance.


mba lazaivo ahy kely hoe iza no nanoratra an'io????
165. cutie ( 22/06/2006 18:59)
za tsy mahavita mandany andro mifanazava eto tsony fa efa nambarako ny hevitro
166. Zina ( 22/06/2006 19:03)
cutie tsara ny mamoka hevitra.. ianao ihany dia mamoka ny hevitra momban'i Jesosy... ka raha mahafantatra ianao fa Jesosy dia Fitiavana, tsy hiteny otran'izao ianao

The message of Christ is that of LOVE


contradictoire be izay zavatra lazainao eto...
167. cutie ( 22/06/2006 19:06)
zina tsy hifamaly @njy tsony za, fa samia mitana ny heviny :-D
168. cutie ( 22/06/2006 19:10)
valiko kely njay fa tsy naharitra za:-D
ie ny message ny christ dia love satria resaka fitiavana no resahina eto, fa navadikareo any @resaka hafa.
169. Fiffi ( 22/06/2006 19:15)
weeeeeee nahazo an'le cado kely indray zah tao anatin'le paquet- OMO hihihihi manja an!
170. booboo ( 22/06/2006 19:19)
hihihihihi
171. cutie ( 22/06/2006 19:20)
:lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D
172. ravonjison ( 22/06/2006 19:26)
diamondra27:

ravonjison: miezaka ny hahazo ny hevotrao aho fa tsy mety mahazo.

Ny olona zany de oe: homo hatrany ambohoka?

Misy lhl iray fantako nanazava ahy fa fony izy ados no fantany fa efa homo izy ; nefa kosa mba te-hiseho @ fiaraha-monina de nispa t@ vhv izy.
Ankehitriny izy de nanambady soa amatsara lhl, nanao pacte etc...
Donc amiko tsy tany ambohoka ny naha -homo azy
Nilaza io olona io fa maty ny rainy fony izy mbola kely de izy sy ny rahalahiny ary ny mamany sisa no niara-niaina teny. De nilaza izy fa manky taminy ny tsy fisiandrainy.

Misy indray vhv anankiray: lesb: fony izy 8ans de norohan\\\'ny tantine-ny ny fivaviany sy nosafosafoiny teo nyvatan\\\'ilay kalakely 8 ans , refa lebe le kalakely @izao fotoana de lasa lesb

Misy cas hafa maro azo lazaina ka tsy fantako na mitovy @io no tianao lazaina na tsia.
Io namako lhl io na ity kalakely 8 taona ity de noho ny fiaraha- monina no nahatonga azy homo fa tsy tany ankibondreny







Diamondra27:-azoko no tianao lazaina,fa coincidence ireo voalazanao ireo.Toy ny hoe :misy homo voakaikitry ny alika ta@ mbpla kely,dia azoko lazaina koa fa kaikitra alika dia mahatonga homo.Misy koa ankizy madinika (14,13,15 ans) mandeha mivarontena ohatra any Inde.Izy ireo anefa dia tsy lasa homo.Afaka miray @ lehilahy izy ireo rehefa akipiny ny masony, fa kosa tsy lasa homo izy ireo. Ny tiako ho lazaina dia any @ atidoha no misy sela izay efa voaova hatrany ankibo,ka ireo sela ireo no mibaiko ny sela hafa,izay mampivoatra ny homosexualité atý aoriana.
-Inona no manosika ny olona hanao fiainana homo? Ny valin\\\'izany fanontaiana izany dia mitovy @hoe Inona no mahatonga ny hétero hanambady,hitia olona,hanana sipa,hanana fitiavana,hanana tokantrano.Ny homosexualité anie dia tsy resaka sex fotsiny e. Resaka fitiavana io,resaka fiarahana,fifanam-pian\\\'olondroa,tokantrano sns...mitovy tanteraka @ relation hétero ny relation homo.
-Tsy fidiny ny maha-homo azy, ary tsy azony hialana (azony afenina fotsiny).Hatramin\\\'izao dia mbola misy ny fanafody azo hanovana ny olona homo ho hétero.Aza afangaro ny hoe teren\\\'ny fiarahamonina na fivavahana izy ireo dia mody manao toetra hétero (eo ivelany fotsyiny izany) mba tsy hanananˇizy ireo olana, ao anatiny anefa izy ireo dia homo foana.Tsy afaka miova e.
Ravonjison
173. ravonjison ( 22/06/2006 19:31)
pissoa:

Amin'i cutie indray anie hitako hoe tsy misy fahotana izany e. Fa tsy hoe tsy fahotana ny maha-homo. :roll:



Sady tsy fahotana ny homo,sady tsy fahotana no mahatonga ny homo.
Ravonjison
174. cutie ( 22/06/2006 19:36)
merci ravonjison:P
175. diamondra27 ( 22/06/2006 20:40)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 22-06-2006 23:46:16
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff

Voalaza teo :
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 22-06-2006 23:16:00
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Amin'i cutie indray anie hitako hoe tsy misy fahotana izany e. Fa tsy hoe tsy fahotana ny maha-homo.


ok mazava


cutie: haiko tsara ka , fa le idée anjy no tsy haiko ange e!

raha tsy nahay 'za de tsy nanazava ireo voalaza tery ambony ireo sy tsy nilaza ireo zava-nisy ireo


f'anagh nisy famanliana teo aminareo sy le namana esty ambony raha tsy oe: tsy mitovy hevitra fotsiny, samy mitana ny heviny
176. cutie ( 22/06/2006 20:47)
we agree to disagree:P
177. diamondra27 ( 22/06/2006 20:55)
ka tsy efa voalaza ve fa samy mihazona ny heviny de samy mi-respecter ny hafa de 'zay e!

c'est pas à nous de juger.

De tsy azoko indray le mbola nampitohy azy fa nisy resaka schrizophrenie hallucination le resaka sns... etsy @ teny anglisy

nivadika ny rasa

donc homo ou hétéro chacun choisit son camps;
de tsy mimenomenona fa mi-assumer-va oé ataovy ny mariazy ofisialy devany ny pretra...
Ny silamo aza tsy manaiky an'io mariazy homo io koa
.
De 'zao indray mangataka droit oe: mahazo mananjanaka( droit parental) etc...
178. diamondra27 ( 22/06/2006 21:00)
ho asiana sary homo izany eto dia mbola ho pour-nareo an, tsy choqué ve? Na vidéo ihany koa
179. Zina ( 22/06/2006 23:44)
Diamondra ity ko retsy mbola misy verset iray a
Passage 1 Corinthians 6:9-10:

9Do you not know that the wicked will not inherit the kingdom of God? Do not be deceived: Neither the sexually immoral nor idolaters nor adulterers nor male prostitutes nor homosexual offenders 10nor thieves nor the greedy nor drunkards nor slanderers nor swindlers will inherit the kingdom of God.

hoy i Ravonjison
Sady tsy fahotana ny homo,sady tsy fahotana no mahatonga ny homo.
Ravonjison

dia hoy koa i cutie
merci ravonjison


Anareo sisa no mieritreritra. Manaiky nareo tsara tsy manaiky anareo sy andriamanitra zany..

Neither the sexually immoral nor idolaters nor adulterers nor male prostitutes nor homosexual offenders 10nor thieves nor the greedy nor drunkards nor slanderers nor swindlers will inherit the kingdom of God.
180. diamondra27 ( 23/06/2006 03:31)
Zina: de mbola mitohy io etsy ambany oe: I 6:12 COR

Flee Sexual Immorality

6:12 “All things are lawful for me”10 – but not everything is beneficial. “All things are lawful for me” – but I will not be controlled by anything.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4654