depuis qd les gasy st homo??pfff

1. ja ( 21/06/2006 07:39)
Tena gaga be mihitsy aho androany maraina raha nijery site gasy iray izay!nisy ramatoa homo nisoratra anarana tao ary niteny mazava mihitsy izy fa homo ary nampiseony amasombahoaka ilay site
tsy haiko na azoko aseo eto na tsia fa dia tena tsss
nn mais depuis quand les malgaches osent dire ce genre de truc en public?et qui plus est une dame,j'hallucine décidemment où va le monde aujourd'hui?et on appelle ça fandrosoana
je suis ouverte d'esprit ms comme même
novalian'i prime ny 01/09/2006 11:23
2. MTN ( 21/06/2006 07:41)
efa nisy pelaka nandeha tamin'ny rta koa efa ela be izay. 2 na 3 taona lasa angamba izay.
3. colar ( 21/06/2006 07:48)
ka refa tsy tsika alo no homo defa milay e, tsy azoko ko alo reny ,ny sipa bobaka ko kof no petahana ,ary refa tsy mahita ko ve ny sipa maninn ra mimasta e,hihihihihihii,
4. Fanja1 ( 21/06/2006 07:50)
ja samy manana ny fiainana io.. zay no tiny refa tsy tinao de tano ho anao samy irery zany .. tsy we homo izy de ratsy saina.. olombelona mitovy aminao foana izy na homo na hetero.
5. xxx ( 21/06/2006 07:50)
efa tamin'ny andron'ny Baiboly no efa nisy ny homo, izay no naharava an'i Sôdoma sy Gômoro : sodomita, sodomie ... izany hoe tsy vaovao io zany ? Ny tsy azoko fotsiny dia ny hoe fa maninona no mila manenjika ny homo foana ny hétéro !
6. Bonz ( 21/06/2006 07:52)
xxx> satria ny hétéro tsy homo :-D
7. Fanja1 ( 21/06/2006 07:52)
xxx za kou mba gaga!
8. ja ( 21/06/2006 07:54)
Fanja1:

ja samy manana ny fiainana io.. zay no tiny refa tsy tinao de tano ho anao samy irery zany .. tsy we homo izy de ratsy saina.. olombelona mitovy aminao foana izy na homo na hetero.



nn mais je n'ai du tout dis ange oe ratsy saina izy e!
vakio tsara ilay zvtra nosoratako!miteny ny hevitro fotsiny a ange!
fantatro tsara fa samy manana ny fiainany fa za miteny ny hevitro fotsiny
de tte façon je ne la connais pas @ fomba ahoana moa no hitenenako oe ratsy saina izy?
9. Fiffi ( 21/06/2006 07:55)
ka hatao ahoana ary eh ? izay no tiany de aleo izy hanao izay tiany koh!
Heu...taty kosa aloha an! misy tanàna kely zay , heu...2500 habitants , fa raha vao naheno ny mponina tao hoe misy homo !! anjekaky ooo :{:{:{ torabato , henjika , menace no nahazo an'le olona , de voatery nifindray monina mihintsy ry zareo an!
Midika zany aloha fa tsy isika gasy hiany no tsy mahatanty an'io , saingy samy manana ny fiainany eh!
10. ja ( 21/06/2006 07:56)
xxx:

efa tamin'ny andron'ny Baiboly no efa nisy ny homo, izay no naharava an'i Sôdoma sy Gômoro : sodomita, sodomie ... izany hoe tsy vaovao io zany ? Ny tsy azoko fotsiny dia ny hoe fa maninona no mila manenjika ny homo foana ny hétéro !


JE DIS CE QUE JE PENSE C TT!za tsy manenjika anazy mihitsy
choqué fotsiny a mais bon.....
11. lemenakely ( 21/06/2006 07:57)
Raha amiko manokana tsy hitako izay olana jereo fotsiny eto FRANCE fa dia maro tokoa ny olona homo nefa dia manana ny toerany tokoa ao ny mpitsabo,steward,pilote,....izay sexualité avy ve no atao barriére tsy handrosoana na hitsaràna olona aza asiana resaka fihaviana aleo hanao izay compétent LERA a!!!
12. Fanja1 ( 21/06/2006 07:58)
choké @ ahoana ja a? c la vie io .. raiso ho namana fotsiny izy raha hainao. aza choké zany enao
13. Fiffi ( 21/06/2006 07:59)
de enao no harary fo eo fa izay ary no zavatra tiany hatao @ fiainany ka hatao ahoana eh ?
14. ja ( 21/06/2006 08:00)
andraso aloha hazava tsara ilay resaka,j'ai le droit comm mm de dire ce que je pense des homos
chacun méne sa vie comme il veut fa za niteny ny hevitro fotsiny,remarque fotsiny iny fa tsy oe andeha hamorona association "homophobe" a akory
j'estime que je peux dire librement ce que je pense et voilà ça me choque de voir des gasy homo c tt
à bon entendeur
15. colar ( 21/06/2006 08:02)
za tsy homo rey ol fa saingy tsy mety mahazaka sipa mintsy a, sao de homo ihany ary za ty kle,hahahahahaha,tssssssssssssssss,ko ra tsy inn ko
16. Fanja1 ( 21/06/2006 08:02)
zany mihintsy Fiffi.
17. ja ( 21/06/2006 08:03)
Fanja1:

choké @ ahoana ja a? c la vie io .. raiso ho namana fotsiny izy raha hainao. aza choké zany enao



décidemt..enfin je me comprends
je suis choquée c tt ya pas de mal à ça
choquée ange ry fiffi tsy midiak oe arary fo mihitsy a,tsy midika oe tean hisendotra a e!
18. ja ( 21/06/2006 08:05)
colar:

za tsy homo rey ol fa saingy tsy mety mahazaka sipa mintsy a, sao de homo ihany ary za ty kle,hahahahahaha,tssssssssssssssss,ko ra tsy inn ko


hihihihi!!!
19. Fanja1 ( 21/06/2006 08:08)
colar mmhhhh iza mahalala :)
ja de raha misy namanao homo ve zany de tsy hiresaka aminy tsony enao satria choké?
20. ja ( 21/06/2006 08:11)
fanja1 nn tsy zany mihitsy en fait tsy azonao mihitsy ny tiako tenenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264