depuis qd les gasy st homo??pfff

361. kelly13 ( 29/08/2006 18:26)
ouf efa ho adin\'ny 1 za namaky teto, zany aza nisy nodinganina fa lava lôtra! d aiza ho aiza mou zany no ametrahana ny androgynes? homo ry zareo sa hétéro? sa inn??? ary ny hermaphrodites ahona?
362. prime ( 30/08/2006 11:27)
Ireny resaka "androgyne" sy "hermaphrodite" ireny indrindra no mythes araka ny fandinihin'i Platon sy ny mpianany t@ fotoan'andro nentina nanamarinana ny "raison principale" mahamety teo @ fiaraha-monina ny homos mitovy @ hétéros... Hoe mitady ilay tafasaraka tamiko aho noho ny hatezeran'i Zeus sns... dia ilay tafasaraka tamiko satria "être" iray izahay au départ dia mety mitovy sexe amiko mihitsy... :? (angano tokoa e...)
363. kelly13 ( 31/08/2006 20:39)
hahahaha mba tiko ho heno hatramin'ny farany le angano mba entina matory! mdrrr
364. prime ( 01/09/2006 11:23)
Efa fantatrao le angano fa sao d ianao ihany no tsara tena mitantara azy?:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989