depuis qd les gasy st homo??pfff
301. prime
(
30/06/2006 13:14)
soanja> Izany hatrany an-kibon-dreny izany aloha amiko tsy misy e!!! tendances dieny mbola kely io fa ny éducation sisa no manitsy na manamafy ny orientation sexuelle avy eo... ka rehefa tsy mahomby ny rad @ éducation matetika dia lazainy fa hatrany an-kibo... ka na ahoana na ahoana ota eo imason'Andriamanitra izany... ara-tsoratra masina dia mitovy ny firaisan'ny lhl sy lhl, sy ny vhv sy vhv ary ny olona sy ny biby... ka fahavetavetàna eo imason'Andriamanitra izany... Ny fiaraha-monina anie afaka mi-tolérer an'izany e! fa ny tenin'Andriamanitra hentitra mikasika an'io... :lol:
302. dadabe
(
30/06/2006 15:03)
=D=D=D=D tiko be mihitsy le resaka hifanaovan'i prime sy Soanja misaotra anareo mianadahy e:D
304. soanja
(
01/07/2006 02:34)
Prime a, miala tsiny fa tsy nahavita nitety ilay ao ambony aho satria lava loatra. Miala tsiny izany aho raha miverina eto ny efa voaresakareo tany ambony tany.
Misy tena voajanahary tsy azo iadian-kevitra mihitsy ny fironana amin'ny mitovy sex aminy na hoe ny homo. Efa voaporofo io aratsiansa ary tsy azo iodivirana. Ny fifehezan-tena no tokony horesahintsika sy ianao eto hoe misy mahavita ve sa tsia raha toa izay ny manjo ny vatanao.
Dia ilay araka noresahiko taminao tery ambony fa pasitera efa nanambady. Niteraka 2 hoy aho ilay rangahy gay ary tena niezaka mafy izy fa tsy tantiny intsony. Nitady fanafody ho an'izany no niangaviany fanampiana taminay sao mba misy. Ny tiako resahina dia hoe na olona mandray ny fanahy masina ary mafy orina amin'ny fanarahana sy fanomezana torohevitra avy amin'ny baiboly ho an'ny hafa aza tsy nahatanty. Ary niteny izy fa asan'ny satana no mahazo azy saingy mahery loatra hoy izy ka sao mba misy fanafody. Izy anefa mbola tsy niaraka tamina lehilahy tamin'izay raha ny filazany.
Mino ahy ianao amin'izay fa tsy mandainga mihitsy aho.
Izay cousin-keliko izay aloha dia tena teraka sarimbavy mihitsy e. Teo amin'ny manodidna tsy nisy hoe gay na tahak'izay niara niaina taminy fa dia sarimbavy tsotra izao izy na vao 3 taona aza dia efa tazana.
Saingy tadidio fa raha forcer-na ny saina hoe izao io dia tsy misy azoko atao intsony hampilavo lefona anao hanaiky fa tena zavamisy io fa tsy namboarina fotsiny.
Toy ireo olona miteny hoe Athe ka na hiorika na hivalana isika dia tsy manaiky izy satria izay no voiziny ao an-dohany ao ka rindrim-be no midona aminao rehefa mitady hisisika hampiditra zavatra ao aminy.

305. Santiona
(
01/07/2006 05:31)
soanja:
Noho izany dia avelao izy hisafidy izany fa izay no safidiny. Omeo azy ny zony. Ampafantaro azy ny volazan'i BAIBOLY anefa indrindra raha safidy ny azy fa tsy teraka toy izany izy.
Raha ny maha Kristianina kosa dia ny tenako ihany no fantatro hoe tsy azo amin'io aho fa tsy mety amin'ny finoako io.Raha ny zanako sy ny vadiko ary akaiky ahy kosa dia azy ny safidy fantany ny ataony satria tsy hamelako izy raha tsy mazava aminy ny teny volazan'i baiboly. Fa avy eo azy ny safidy. Hotiaviko anefa izy ary hokarakaraiko fa ahy.
Ny fitiavana no zavadehibe amin'ny fiainana raha mbola ety ambonin'ny tany ihany. Peace!
Misaotra an'i Soanja. Tsy ho tapitra ity resaka ity fa izay teninao izay no fahendrena. Tsy mitsara be fahatany, tsy manilikilika fa mihezaka mahatakatra ilay toe-javatra. Nefa raha mba te hanome ny hevitrao ianao dia malalaka tsara. IZAY NO FAHENDRENA RY ZAREO A.
Peace!
306. Santiona
(
01/07/2006 05:42)
prime:
Santiona> Hazavaiko ny voalazako fa tsy nazava izany, ao aloha ao ianareo miaro ny hevitra, fa mety ary manana ny zony ny homo dia nanipy kosa fa Andriamanitra no nety nanota satria Izy no lazainareo namorona anareo hatrany an-kibon-dreny... Zavatra ohatr'izany kosa aloha efa "blasfemia" mihitsy aminay mpino e... ary izay no nahatonga ahy niteny hoe aza atsipy any amin'Andriamanitra lehiretsy ny filàn'ny nofo rehefa tsy voafehy a!!!
Farany angamba no anoratako ho anao ry Prime satria tsik roa tsy mifankahazo resak mitsy. Misy 300 mahery ny msg ato ary mbola tsy nisy avy amiko ka nanaovako hoe "avy any an-kibon-dreny ny maha homo".
Marina fa misy sela mety hahatonga izany t@ niforonan'ny olona iray fa misy koa ny olona "vavy toetra" be nefa miaraka @ vehivavy ihany (nohon'ny fiarahamonina? - Tsy haiko)
mbola tsy niteny koa ny tenako hoe avy @ Atra io fa miala tsiny ndrindra aho.
Vive l'amour, vive la vie
308. xxx
(
02/07/2006 11:00)
Aleo koa izaho haneho hevitra farany eto, dia ajanona amin'izay fa lazain'ny olona fa manenjika rehefa mba milaza ny hevitra :{
Aza mijangajanga hoy ny didy folo ho antsika Kristianina. Amiko ny mijangajanga dia ny manao firaisana ivelan'ny mariazy. Ohatra ny olona tsy manambady nefa manao firaisana; na olona manao tsy amin'ny vadiny. Raha ny zavatra fantatro hatramin'izao dia couple lehilahy sy vehivavy ihany no atao mariazy amin'ny Kristianina (Ahitsio aho raha diso). Ka eo no hitenenako fa fahotana io. Tsy fanenjehana io nataoko io fa fampahafantarana; dia jereo fa tsy ny homo irery no noteneniko eto.
cutie, misy karazany maro ny fitiavana. Tsy hotiavinao tahaka ny itiavanao vadinao akory ny rainao sy ny anadahinao satria hoy ny Tompo hoe "mifankatiava ianareo".

312. prime
(
04/07/2006 11:58)
ravonjison:
Raha resaka fahotana io dia meta ilay andriamanitra no nanota satria namorona azy homo.
Santiona> averiko io fa tsy maninona... tsy ianao no niteny an'io akory kah... :)
soanja> tsy mbola nieritreritra anao ho mpandainga mihitsy aho kah... zava-misy anie no nambaranao e!!! tsy nanana eritreritra ny handresy lahatra mihitsy koa aho... Ny fiaraha-monina anie hoy aho afaka mandefitra an'io e, fa Andriamanitra tsia...
Mikasika ilay pasitera, zavatra mety miseho izany, misy pretra anie tratra pédophile, misy mpitondra fivavahana inceste... fa tsy milaza mihitsy izany hoe rariny ka tokony ekena...
Mikasika ilay zazalahy kely sarim-bavy, efa hitan'ilay rad fa hafahafa ny zanany fa izy mihitsy no mety tsy nanitsy fa nampirisika aza toy ny ambaranao dia hiova sy ho sitrana ahoana moa ilay zaza? dia avy eo hoe efa hatrany am-bohoka... nefa saribakoly no atao eo akaikiny, vavikely no tiany ilalaovana dia ekena, zipokely no tiany anaovana dia ekena, tsy havela hanao totohondry ilay zaza fa lazaina malemilemy toy ny vavikely... dia hoe ve hatrany am-bohoka??? :°)
313. soanja
(
06/07/2006 01:07)
Ekeko ny teninao ry Prime hoe tsy hanaiky an'io mandrakizay Andriamanitra saingy io no zavamisy ka misy azo atao ahoana ary. Ny ady efa misy eran-tany tsy hita izay anaovana azy koa raha io ve ny hitondra fandriam-pahalemana amin'ny mpiara monina maninona moa raha omena azy ny zony. Ny hevitro dia hoe "Tiako ianao na dia tsy mitovy aza ny fomba hitondrantsika sy ianao ny fiainana. Manaja ny safidinao ary mba hajao ny safidiko."
315. dadabe
(
08/07/2006 07:40)
zah koa aloha dia tsy mankasitraka izany homo izany e, izay misy an'Andriamanitra dia misy ahy
316. xxx
(
08/07/2006 09:39)
biby ny miady e.
ny filahiana tsisy masony fa refa lavaka d mitovy aminy
ny saina no amboary tsara
le pénétratio ny olanareo
zelikely4sw
317. ja
(
08/07/2006 09:47)
xxx:
le pénétratio ny olanareo
zelikely4sw
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy arako intsony ty resaka ity kle
319. ja
(
09/07/2006 17:00)
mifenty>ka leo be aho dia tsy namaly intsony sady tsy nijery intsony dia avy eo tsy arako intsony ilay resaka
knou
knou