depuis qd les gasy st homo??pfff

321. prime ( 10/07/2006 09:01)
soanja> :-*
dadabe> :-D
ja sy mifenty> :-D
322. ja ( 10/07/2006 09:27)
dadabeina ny mampiome a'toi?
323. Mifenty ( 10/07/2006 16:25)
ja> ita wa
324. ja ( 10/07/2006 17:23)
mifenty> :p
325. Mifenty ( 11/07/2006 10:18)
ja> hummmm
326. ja ( 11/07/2006 16:49)
mifenty>eka oz :lol:
327. prime ( 12/07/2006 08:18)
ja> tsy namaly intsony, tsy nijery intsony, tsy araka intsony ka tsy aleo v tsikitsiky ranolava indray izany e!!!!:-D nefa nji nanokatsa sizé:-D:-D
Mifenty> milay be kah!!!:-D
328. ja ( 12/07/2006 09:43)
prime>t@ voalohany aho nafana fo be knou
dia avy eo........aleo tsy tohizana
329. Mifenty ( 12/07/2006 14:04)
mitovy evitra am prime

ja>namosakevitra d tsy nijery tsony, tsy namaly tsony
330. ja ( 12/07/2006 17:35)
mifenty>ka leo aho kou
331. prime ( 14/07/2006 09:48)
ja> leo ahoana e?!!!:-D koa ilay resaka aza vao miverina ohatry ny tany @ voalohany indray!!!:-D
332. dadabe ( 14/07/2006 10:41)
ary koboko le

misy kouple miforona ato le

possible indray ny mariazy virtoaly


prime-Soanja

mifenty -Ja

dadabe-???:(:(:( tsy misy leaza
333. ja ( 14/07/2006 11:31)
hihihihihihi!resaka homo nge no resahina e!
fa tsy couple couple izany
hihihihiihihi
334. prime ( 14/07/2006 13:09)
dadabe> "intelligence" loatra no problème'nareo!!!:-D
ja> :-D:-D:-D
335. ja ( 14/07/2006 14:45)
prime>marina ange izany e!
homo no resahina kou
336. Mifenty ( 14/07/2006 17:15)


tsy tafa razoky le couple homo a

za hétéro tsara

sady ja = sipa


fa le resaka ato ne lty resaka biby mitovy ny miady e
337. ja ( 16/07/2006 12:11)
mifenty
338. ravonjison ( 16/07/2006 13:41)
prime:

ravonjison:
Raha resaka fahotana io dia meta ilay andriamanitra no nanota satria namorona azy homo.

Santiona> averiko io fa tsy maninona... tsy ianao no niteny an'io akory kah... :)
soanja> tsy mbola nieritreritra anao ho mpandainga mihitsy aho kah... zava-misy anie no nambaranao e!!! tsy nanana eritreritra ny handresy lahatra mihitsy koa aho... Ny fiaraha-monina anie hoy aho afaka mandefitra an'io e, fa Andriamanitra tsia...
Mikasika ilay pasitera, zavatra mety miseho izany, misy pretra anie tratra pédophile, misy mpitondra fivavahana inceste... fa tsy milaza mihitsy izany hoe rariny ka tokony ekena...

Manahirana ny mi-discuter eto satria afangaronaeo daholo ilay izy.Tsy misy ifandraiany mihitsy ireto zavatra telo ireto: pédophilie, sarimbavy,homosexualité.Diagnose samihafa mihitsy ireo.Efa voalazako etsy ambony etsy fa ny homosexualité dia tsy mipoitra(symptomes) raha tsy any aorinanˇny puberté.Ka raha miresaka filalaovana saribakoly eo@ zazalahy ianareo dia resaka sarimbazy izany fa tsy resaka homosexualité mihitsy, tsy mosy ifandraisany ireo.Ny sarimbavy tsy mahatonga homosexualité.Toy izany koa no tokony hanavahantsika ny pédophilie.

Ravonjison


Mikasika ilay zazalahy kely sarim-bavy, efa hitan'ilay rad fa hafahafa ny zanany fa izy mihitsy no mety tsy nanitsy fa nampirisika aza toy ny ambaranao dia hiova sy ho sitrana ahoana moa ilay zaza? dia avy eo hoe efa hatrany am-bohoka... nefa saribakoly no atao eo akaikiny, vavikely no tiany ilalaovana dia ekena, zipokely no tiany anaovana dia ekena, tsy havela hanao totohondry ilay zaza fa lazaina malemilemy toy ny vavikely... dia hoe ve hatrany am-bohoka??? :°)



339. prime ( 17/07/2006 11:30)
ravonjison> misaotra anao niverina indray fa izahay ato efa mikorataba farany fa tsy miady hevitra betsaka intsony ny amin'izay homo izay...:°)
Tsy mifangaro mihitsy ny resaka ao ambony ao... Ny noresahiko voalohany dia resaka homo par rapport @ tenin'Andriamanitra sy ny lazain'Andriamanitra mikasika an'izay (ota ny firaisan'ny lhl sy lhl, vhv sy vhv, olona sy ny biby, mpiray rà akaiky toy ny mpianaka, mpianadahy...araka ny tenin'Andriamanitra)... Ny iray resak'i soanja mikasika ny éducation sexuelle'ny ankizy (amiko tsy avy any am-bohoka io fa tohin'ny style d'éducation'nao ihany)... Ary ny farany dia mikasika ilay namany "pasteur" homo (ny revirement toa io dia ota avokoa ka tsy manavaka ny maha-pasteur ny olona...)... Ka sasanangy samihafa ireo efa fivelaran'ny adihevitra ireo ka izay anohizanao azy mety daholo...:lol:
340. Mifenty ( 21/07/2006 14:10)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8393