depuis qd les gasy st homo??pfff

261. xxx ( 27/06/2006 11:37)

ehhhh dia ampianaro mankasitraka ny homo ny zakanao
dia ho hitano ny tsy mety aminao
lasa homo eo ny zanako fa ataovy
dia antsovy a fa hiome a @ izay andro izay
262. soanja ( 27/06/2006 15:04)
xxx:


ehhhh dia ampianaro mankasitraka ny homo ny zakanao
dia ho hitano ny tsy mety aminao
lasa homo eo ny zanako fa ataovy
dia antsovy a fa hiome a @ izay andro izay


Efa nijery an'ilay film hoe "The Family Stone" ianao? Tsy misy olana izany manan-janaka Homo izany. Efa niresaka an'izay izahay mivady hoe ahoana ny hevitray. Ary mitovy fa rehefa izay ny zanakay dia izay, dia hotiavinay sy hokarakarainay satria zanakay. Izay ary izy koa. Raha avy taty an-kiboko io toetra azony io dia tsy manahy fa izay zany izy. Raha toa safidy ny azy dia izay koa izany. Omena azy ny baiboly na vakiana aminy. Azy ny safidy na hiditra na tsy hiditra. Io Fanjakan'Atra io dia Atra ihany no mahalala hoe iza ny hiditra na tsia fa tsy isika aty mihitsy. Mampianatra no ataontsika ary manome torohevitra. Fa safisy ny hiditra any na tsia.
Ny maha izy anao hoa tiaviny sy hasoavina fa aza maniry zavatra tsy an'ny tena. Ary aza manahy ny an'ny hafa.

263. xxx ( 27/06/2006 16:24)
aza ampidirina @ zvtra ratsy otrany izany aloha A/tra e!
eny oa e!
hantsoy a dia ho hitako eo izany!
tsy hisokatra ihany ve ny masonareo?
264. prime ( 28/06/2006 11:48)
diams, pissoa, zina, xxx> mitovy hevitra tanteraka aminareo ny tenako... ampy sy feno ny voalazanareo... :-*:-*:-*:-*
soanja:
Tsy misy olana izany manan-janaka Homo izany.
soanja:
Omena azy ny baiboly na vakiana aminy. Azy ny safidy na hiditra na tsy hiditra. Io Fanjakan'Atra io dia Atra ihany no mahalala hoe iza ny hiditra na tsia fa tsy isika aty mihitsy. Mampianatra no ataontsika ary manome torohevitra.
8O:wink::?
265. soanja ( 28/06/2006 13:10)
Eto kosa angamba ry Prime dia misokatra ny adihevitrin-tsika sy ianao satria ity resaka ity sy ny fanalan-jaza ary ny death penalty dia adihevitra manaraka ny arabe.

Sokafy ny adihevitra sa ve avela amin'izao? Soanja:-*:-*:-*:-*
266. prime ( 28/06/2006 13:15)
Tena marina izany, ndao tsy avela @izao...:-*
267. Santiona ( 28/06/2006 13:26)
diamondra27:

Homo ny biby satria tsy manana intelligence toy ny olombelona tahaka izay nomen'Andriamanitra




FA TSY AZOKO MIHITSY ALOHA E!!!
Fa tsy nareo ihany ve no milaza fa contre-nature zany e? Dia manazava fotsiny izahay hoe :
ny biby dia manaraka ny lalanan'ny natiora hatrany.
Raha toa misy biby "homo" dia midika izany fa ny "homosexualité" dia zavatra natioraly.
TOA LASA INTELLIGENT SY TSY INTELLIGENT NDRAY LE RESAKA

268. cutie ( 28/06/2006 14:22)
Santiona:-D:-D:-D:-D
Efa we samia samy mitana ny heviny
269. RALEM ( 28/06/2006 14:25)
Grav lé kôzy fa aleo aho alo ieritreritra kely:roll:
270. Santiona ( 28/06/2006 14:38)
prime:

Andriamanitra mihitsy no tsy nahazàka ny adalàn'ny mponina tao sdm sy gmr ka nanapa-kevitra ny hanafoana azy t@ tany hatr@ fotony... Ny filàn'ny nofo sy ny fanaovana sitrapo lehiretsy aza atsipy any amin'Andriamanitra rehefa tsy voafehy fa mba ekeo fotsiny hoe mba tsy nety iny dia izay a!!


ANDRAY KOSA RY PRIME! Fa nahoana kosa izahay no tapenam-bava? Izahay ve niaritra ny hevitrareo rehetra (na dia misy mandratra aza ny sasany) DIa rehefa mamaly izahay dia hoe "ekeo fotsiny hoe mba tsy nety iny dia izay". AZAFADY?
-azavaiko tsotsotra ny momba an'i SDM sy GMR. Ny "sodomie" dia sazy nomen'ireo tanàna ireo mba hamaizana ny olona nanao ratsy. Raisina toy ny ambany noho ny vhvavy ny lehilahy natao "sodomie" (enga anie tsy ho @ tsik reto no mbola hihevitra tahak izany). Tsy ny "homosexualité" mihitsy no nahapotika ireo tanàna ireo (raha izany V tsy efa ripaka ny tany rehetqra!) fa resaka tafiditra tao anaty tantara izany.
-Ny tsy azoko koa dia ilay toetra malaky manokatra baiboly sy mitady verset bibliques rehafa tsy mahazava hevitra. Nefa anie betsaka ny lalàna sy didy anaty baiboly no iniana dikana tsiotr'izao nefa tsisy mimenomenona e!
-Nisy olona hafa niresak momban'ny "mamenoa ny tany".
Izaho "homosexuel" ary ameno ny tany tokoa. Mety tsy ho fenoko zazakely fa fenoko fitiavana sy fanampiana satria B anie reo zaza tsy misy mpiahy sy fadiranovana e.
L'amour, c'est comme l'orchidée,
c'est un dont que la nature nous a donné.
:* :-*

271. cutie ( 28/06/2006 14:42)
eny wa ry Santiona:-D:-D:-D:-D
zay no mampatonga an-dry zareo ho frick e :-D
272. Santiona ( 28/06/2006 14:45)
cutie:

Santiona:-D:-D:-D:-D
Efa we samia samy mitana ny heviny


an3 Cutie a! Tsy tiakko mihitsy lé ol mimenomenona de refa mamaly enao d teneniny hoe :"Ekeo!!!!:evil:"

Te hitomany B za :cry: :cry:

:-D:-D:-D:-D:-D

273. cutie ( 28/06/2006 14:48)
Santiona, mamalia aza e, za hanohana :-D:-D:-D:-D
274. Santiona ( 28/06/2006 14:53)
Aleo aloh zay ny androany fa hariva ny andro aty Dago. Ny tena koa mba manambady ihany e! Iza no hikarakara azy eo ra variana eto am-body ordi fotsiny.
Maztou Dhol

:wink:
275. cutie ( 28/06/2006 14:54)
:wink:
276. Fiffi ( 28/06/2006 16:55)
:-D
277. cutie ( 28/06/2006 17:05)
fiffi,in no mampime:-D
278. diamondra27 ( 28/06/2006 21:02)
santiona: de mampamangy any e!
279. soanja ( 29/06/2006 00:00)
prime:

Tena marina izany, ndao tsy avela @izao...:-*


Inona izany no anombohantsika azy?

Ilay resaka homo moa iny dia mazava ny ahy ny hevitro. Olombelona izy ireo, miaina eto ambonin'ny tany tokony hanana ny zony amin'ny maha olom-pirenena azy satria mandoa tax toa ahy sy ianao ihany raha aty USA no resahiko ary mino koa aho fa any Mada raha miasa izy. Mila fianakaviana izy ary izay no hitany hoe fianakaviana. Rehefa mpianakavy dia mahazo tombony (benefits) isan-karazany amin'ny fanjakana. Izy koa mando tax mba te hahazo benefit koa izy toy ny rehetra. Tsy mialon-jafy ary tsy ankanavaka.

Misy karazany isan-karazany ny Homo amiko:
1-ao ireo teraka avy any ankibon-dreniny toa izay cousin-ko any Dago izay. Mbola 3 taona izy dia efa tiany ny anao ny akanjo na kiraronay anabaviny, nilalao saribakoly ary miteny toy ny vehivavy rehefa miresaka.
2- Ao ireo izay tia nandrakandrana dia nahazo tsirony tamin'ilay izy ary tsy tia vehivavy intsony. Araka ny henoko hoe raha ny lehilahy hono miaraka amin'ny lehilahy ka na efa niaraka tamin'ny vehivavy hono izy taloha dia tsy hahita tsirony firy intsony fa lafatra be hono izao zavatra tsapan-dry zareo izao. Izaho moa tsy tao dia tsy afaka hitompoteny amin'io fa ny olona gay no niresaka an'io taminay. Ao koa ireo nato forcing na viole tamin'ny mbola kely dia lasa zatra dratsy.
3- Ao koa ireo izay nisafidy mihitsy fa tsy mety aminy ny miaraka amin'ny vehivavy fa mandreraka azy ara psycho sy be zavatra tadiavina ary tena mahatofoka azy ny toetran'ilay mifanohitra sex aminy. / Io cas no mateti-pitranga amin'ny vehivavy miaraka amin'ny vehivavy.
4- ao ireo izay tsy izy (tsy homo) mihitsy fa dia nijangajanga tsotra izao dia manao sorona ny tenany fa any no be vola hono.
5- Ao ireo izay marary saina ka te handripaka lehilahy izay hitany.
Isan-karazany.

Noho izany dia avelao izy hisafidy izany fa izay no safidiny. Omeo azy ny zony. Ampafantaro azy ny volazan'i BAIBOLY anefa indrindra raha safidy ny azy fa tsy teraka toy izany izy.
Raha ny maha Kristianina kosa dia ny tenako ihany no fantatro hoe tsy azo amin'io aho fa tsy mety amin'ny finoako io.Raha ny zanako sy ny vadiko ary akaiky ahy kosa dia azy ny safidy fantany ny ataony satria tsy hamelako izy raha tsy mazava aminy ny teny volazan'i baiboly. Fa avy eo azy ny safidy. Hotiaviko anefa izy ary hokarakaraiko fa ahy.
Ny fitiavana no zavadehibe amin'ny fiainana raha mbola ety ambonin'ny tany ihany. Peace!




280. diamondra27 ( 29/06/2006 07:12)
soanja: ny momban'ny lehilahy sy lehilahy ihany no voalazanao , ary ny momba ny vehivavy sy vehivavy ahoana ny @io, avy any ankibo be?


Ny henoko dia hoe: efa resy @ fiainana le vhv satria voafitaky ny lhl foana farany lasa niodina t@ vhv dia lasa niaraka sy mitia vhv, asa na marina aloha izany na tsia, na excuse fa tsy haiko loatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4955