depuis qd les gasy st homo??pfff

201. cutie ( 23/06/2006 23:00)
mahatsiaro ho voanihany nga,too bad:oops:
202. diamondra27 ( 24/06/2006 04:49)
cutie: tsy izaho aloha no mahatsiaro voany fa ny fomba firesakao ireo ambony ireo e!

ohatra:
Mpandefa : cutie [ Valio ] 22-06-2006 20:00:08
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
eny wa ry Santiona, aleo hihomehezana fotsiny


Mpandefa : cutie [ Valio ] 22-06-2006 22:21:23
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
pissoa, efa hitako anie fa manadala an-jy fotsiny za
203. boubounezy ( 24/06/2006 08:55)
slt alou enao e!
milaza enao fa tsy tery saina ka inn io teninao io???? mba azavao @ko kely!!!!!:twisted:inn ny tena dikany!!!fa otranao dôly ny gasy dé tsy isy mintsy ny fandrosona! maninn izy ra gaye na lesbienne? zaranao aza misy zavatra otrizany mba afantaranao ny zava-misy momba ny malagasy!! ary enao aza tena taraiky bé lotra fa efa t@ oranidona no efa nisy ny zavatra toy zany ka mitandrema fa tena otrany vieux jeu bé enao zany an! efa 2006 ngé zao e!!:@:@


ja:

Tena gaga be mihitsy aho androany maraina raha nijery site gasy iray izay!nisy ramatoa homo nisoratra anarana tao ary niteny mazava mihitsy izy fa homo ary nampiseony amasombahoaka ilay site
tsy haiko na azoko aseo eto na tsia fa dia tena tsss
nn mais depuis quand les malgaches osent dire ce genre de truc en public?et qui plus est une dame,j'hallucine décidemment où va le monde aujourd'hui?et on appelle ça fandrosoana
je suis ouverte d'esprit ms comme même



204. boubounezy ( 24/06/2006 09:03)
tu sait quoi??? t'a pas a être choquer comme ça prcq t pas a sa place éssaye de comprendre les gens, parcq si t dans 1 situation incomprise tu verras que ça fait mal,et très2 mal mm, a moin que tu n'a jamais eu 1 prbl dans ta vie!et ce lui qui lui jetteras la 1 pierre, celui là ne mérite pas d'être sur terre asa ra azonao ny tiko ho tenenina @ io hira io.:x


ja:

xxx:

efa tamin'ny andron'ny Baiboly no efa nisy ny homo, izay no naharava an'i Sôdoma sy Gômoro : sodomita, sodomie ... izany hoe tsy vaovao io zany ? Ny tsy azoko fotsiny dia ny hoe fa maninona no mila manenjika ny homo foana ny hétéro !


JE DIS CE QUE JE PENSE C TT!za tsy manenjika anazy mihitsy
choqué fotsiny a mais bon.....




205. ja ( 24/06/2006 10:02)
boubounezy:

tu sait quoi??? t'a pas a être choquer comme ça prcq t pas a sa place éssaye de comprendre les gens, parcq si t dans 1 situation incomprise tu verras que ça fait mal,et très2 mal mm, a moin que tu n'a jamais eu 1 prbl dans ta vie!et ce lui qui lui jetteras la 1 pierre, celui là ne mérite pas d'être sur terre asa ra azonao ny tiko ho tenenina @ io hira io.:x



pfff encore qui qui vient de l'ouest
206. Fiffi ( 24/06/2006 10:51)
:roll::roll::roll:
207. Fanja1 ( 24/06/2006 10:59)
mais ksk'il a ce ja?
208. boubounezy ( 24/06/2006 16:13)
et alooooors!!! la vie n'est pas tjr ce que tu veut ou tu éspère!!! c la nature que Dieu nous a fait et nous donner aussi!! on ne peut rien contre la nature mm si la sodomie est interdite:?:


ja:

boubounezy:

tu sait quoi??? t'a pas a être choquer comme ça prcq t pas a sa place éssaye de comprendre les gens, parcq si t dans 1 situation incomprise tu verras que ça fait mal,et très2 mal mm, a moin que tu n'a jamais eu 1 prbl dans ta vie!et ce lui qui lui jetteras la 1 pierre, celui là ne mérite pas d'être sur terre asa ra azonao ny tiko ho tenenina @ io hira io.:x



pfff encore qui qui vient de l'ouest




209. cutie ( 24/06/2006 16:29)
DM, ny teniko fotsiny, we agree to disagree:lol:
210. cutie ( 24/06/2006 16:34)
DM, sady tsy azon-jy mitsy koa le zavatra lazaiko e, arak;le lazain-jy ery ambony we tsy azon-jy ny idee-ko, de mijanona @ zao , fa za koa tsy handany andro hanazava fa efa hita be fa right wing fricko christian:lol:
211. ja ( 24/06/2006 17:13)
boubounezy sy fanja1
tsy mapi te hiady hevitra intsony ianareo!
nn seulement avdikareo daholo zay zvtra teneniko o sady tsy azonareo akory dia avy eo nareo miteniteny foana fotsiny






212. ja ( 24/06/2006 17:18)
boubounezy:

c la nature que Dieu nous a fait et nous donner aussi!!

en plus arrete de dire n'importe quoi!!!!
tsy miiteny akory ny phrasenao
ary ny fahazoko ny zvtra tinao dia oe a/tra no nanao ny oul ho homo
pfff sérieusement arreter de dire n'importe quoi


213. booboo ( 24/06/2006 17:43)
touzzzzzours rien à l'horizzzzzon :°)
214. Fiffi ( 24/06/2006 18:32)
:-D
215. xxx ( 24/06/2006 18:46)
Come on guys!!! Lasa mahakamo be ny mamaky an'ty lohahevitra 'ty. Tsy ny fiantsoana ny namana ny fi-traiter-na azy am'ze vocabulaire tonga ao an-tsaina no hampazava ny hevitra tiana ampitaina.
pfff encore qui qui vient de l'ouest

ry zareo right wing fricko christian

à l'est kounkou rien de nouveau

etc :{
216. Tokinao ( 24/06/2006 20:54)
misy karazany 2 zareo ny mahatonga ireny homo ireny a : ao ir"eo homo hatrany ankibondreniny, ary ao ireo "normal" ihany fa nanandrakandrana ka lasa zatra avy eo.
Ilay voalohany, raha ny fijeriko de tsy tokony ho enjehina satria toy ny olona manan-kilema hatrany an-kibondreniny rehetra.
Ilay faharoa kosa no hitako ho tsy mety.

Noho ny tsy fahafatarantsika ny antony nahatonga ny olona 1 homo anefa de tsy tokony halaky hitsara isika.

Momba ny mariage homo, sy ny fampisahoana ny homo @ media indray de heveriko ho tsy azo idovirana io satria ao anatin'ny fotoanan'ny fahalalahana isika izao ( liberté d'expression), ary satria koa ny olona rehetra dia manan-jo hanao izay tiany hatao @ tenany. Tsy laviko koa anefa fa hitarika ny olona sasany hanandrakandrana ny fahitana io fahalalahana io, ka hampitombo ny isan'ny "homo". akory anefa ato e! raolombelona ihany anie no nitaky mafy an'ity resaka "fahalalahana" ity e. ka zao vao hoe ...
217. cutie ( 25/06/2006 00:16)
tokinao merci:P
218. Zina ( 25/06/2006 01:53)
Ny anareo etudiena a fond ery ny momban'ny homo nefa ita be zao fa asan'i Satana io.. santionany.. dia mbola ho vorebireby eo foana nareo... Indray andro mbola ho fantatrareo ny marina...
219. Tokinao ( 25/06/2006 04:54)
ndao rangah ovaina ny resaka a.
Ndeh atao we : depoui ka les gasy utilisent-ils du savon "homo*" mais pas le "clean*"??pfff. :lol::lol::lol::lol::lol:
*: ce sont des marq de savons commercialisés à dago.
220. diamondra27 ( 25/06/2006 05:39)
tokinao::-D:-D:-D:-D
hay ve enao 'ty mahay miresaka be tahaka sady manana humour e! tonga soa. Tongava matetika @izay midinika e!

ja: misy zavatra tiko lazaina aminao fa miala tsiny rah a toa ka mitsatsaingoka de izao ny tohiny

fanja1, fiffi, boubonezy: ny fahazoako ny resakareo mahatonga anareo hanohitra an'i ja de ity:

ja njy milaza malalatsaina nefa choquée
de ry zareo 3 vavy tsy d'accord satria raha malalatsaina de tokony tsy hanana ireo opinions njy ireo fa oe: efa mivoatra izany.De 'zay no hitako fa mampiakatr'afo ny namana

Fa raha ny fahazoako azy de ekenjareo ihany fa hoe: le homosexuel tsy mety fa zany oe tsy fidiny de avela @izao izy hiaina @ safidimpony

Izao kosa anefa:na dia oe: malalatsaina izany aza sy maharaka de tsy tokony hangala-tahaka be loatra le zavatra mivoatra satria tsy ary tsara avokoa izy rehetra. De anjaran'ny tsirairay ny mahita ze eo ambany masony na mety aminy le fandrosoana , fivoarana, liberté na tsia

Etre libre mais comment et jusqu'où?
Size vaovao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3237