depuis qd les gasy st homo??pfff

241. xxx ( 25/06/2006 20:32)
ja:

otrany mandreraka b ny miady hevitra @ olona ssany eto fa zay zvtra rhtra tenenina dia avdika daholo

Tena marina io voalazanao io, ary tsy eto amin'ito sizé ito ihany, izay no nahatonga ahy tsy mazoto firy intsony ato amin'ito forum serasera ito na dia navitrika be aza fahiny. Ary ato rehefa mpinamana zareo na hita izao aza fa tsy mitovy hevitra dia miezaka ny hitovitovy, fa ny vahiny no hitambaran'izy mianakavy. Fa ny tena loza sy mahakamo dia ity ry 'zareo tsy mahazo resaka ity mihitsy, dia mampahatsiahy ny fahiny fony izahay niady hevitra tany amin'ny EPP.
Ny mety mahatonga an-dry zareo tsy hahazo resaka ihany koa, enjehina daholo ny karazana sizé rehetra, hany ka vizana ny saina dia tsy mamaky sy tsy mandanjalanja fa faly ny hamaly avy hatrany fotsiny.

Ary aza hadino ry ja fa subjective be ry zareo ireo.
242. xxx ( 25/06/2006 21:15)

Aleo mangina fa tsy misy manana ny marina na dia iray akory @ tsika rehetra eto aza. Tazomy zay tsara ananantsika ary ario ny ratsy.

Esory koa ny tena mety mandratra ny hafa sao manody.
243. diamondra27 ( 26/06/2006 07:40)
xxx: 'za kosa miala @io e!
tsy mitambatra mi-contre vahiny 'zany 'za

bedy ianao izao fa nanao xxx, lazainjareo oe: maninona miafina ambadikan'io?:wink:

244. dadabe ( 26/06/2006 09:28)
hehehe aleo haka pilasy ihany ka , fa izany hoe Ja klou avy aty akaikiko aty e:wink:
245. ja ( 26/06/2006 09:49)
dadabe>:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
246. Santiona ( 26/06/2006 12:03)
diamondra27:

Atra nahary ny olona lahy sy vavy fa tsy hoe: lahy sy lahy na vavy sy vavy

Diamondra a, Atra anie raha nanao ny olombelona, olona roa ihany no nataony e! Fa nga moa Izy nanome ny toetran-dRakoto na ny toetran-dRabe an'i Adama ary nga moa Izy nanome ny toetran-dRasoa na ny toetran'ikalaletaka an'i Eva? Taorian'ireo olona roa ireo vao nisy olona samihafa fisainana, samihafa fihetsika, samihafa fironana izay tsy nitovy t@ Adama sy Eva. Mba tiako anontaniana koa hoe: Diso koa izany ny kilemaina na ny marenina sy ny olona tsy afa-manan-janaka satria i Adama sy Eva anie tsy kilemaina, tsy marenina ary niteraka soa aman-tsara e!
Tsy tokony arahana "bêtement" io baiboly io ry zareo a! Fa iza koa moa no niteny fa tena voankazo ilay nohanin'i Eva nefa voarara e? Betsaka ny metaphore ao anaty baiboly ry reto a!

Vive l'amour, vive la vie :* :-*
Sa tsy izany ry Cutie?
247. Herimiafina ( 26/06/2006 12:43)
Dia ahoana ary ny fahitanareo ireny fety be omaly nataon'ny homo manerantany ireny e? :roll:
248. ravonjison ( 26/06/2006 13:37)
Santiona:

Tena d'accord @ io voalazanao io aho Santiona
249. Fiffi ( 26/06/2006 15:09)
xxx:

Ary ato rehefa mpinamana zareo na hita izao aza fa tsy mitovy hevitra dia miezaka ny hitovitovy, fa ny vahiny no hitambaran'izy mianakavy.
Ny mety mahatonga an-dry zareo tsy hahazo resaka ihany koa, enjehina daholo ny karazana sizé rehetra, hany ka vizana ny saina dia tsy mamaky sy tsy mandanjalanja fa faly ny hamaly avy hatrany fotsiny.

Ary aza hadino ry ja fa subjective be ry zareo ireo.

xxx: Tena tsoriko aloha fa zah de anisan'ny tena mpamaly ny dinika rehetra fa tsy midika velively izany hoe "manenjika sy hoe vizana ny saiko ka tsy mamaky sy tsy mandanjalanja fa ho hafaliana mamaly fotsiny de zay an!
Ary aiza zany hoe mpinamana na de tsy mitovy hevitra aza de manao izay hahatovy hevitra ?
Ary ahoana koa zany hoe ny vahiny no hitambaran'izy mianakavy ?
Raha tena marina ireo voalazanao ireo de tokony tsy niafina xxx ianao fa mba nilaza ampaha-be-maso satria ny marina tsy azo hafenina.

250. ja ( 26/06/2006 17:18)
diamondra27:

ja njy milaza malalatsaina nefa choquée
de ry zareo 3 vavy tsy d'accord satria raha malalatsaina de tokony tsy hanana ireo opinions njy ireo fa oe: efa mivoatra izany.De 'zay no hitako fa mampiakatr'afo ny namana

Etre libre mais comment et jusqu'où?
Size vaovao

marina ny andry!ary tsy hitako io teo
zay ny mahavoa antsi,a gasy zay!tsy oe akory eken'ny firenena mandroso ny homo dia tokony hanaiky koa isika fa malala tsaina sady oe tsy manaiky gigitra
dia izany v no ataonareo fa fandrosoana
tsy oe akory ataon'ny firenena mandroso dia atao koa!ra mihinana tsy fihinana zany izy dia hihinanareo koa nareo fa satria malalatsaina?
heritrereto ihany ny atao

251. ja ( 26/06/2006 17:19)
fiffi mi se sentir viser anga ianao?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
252. cutie ( 26/06/2006 17:59)
Mpandefa : Santiona [ Valio ] 26-06-2006 17:03:15
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hoy i diamondra27:

Atra nahary ny olona lahy sy vavy fa tsy hoe: lahy sy lahy na vavy sy vavy

Diamondra a, Atra anie raha nanao ny olombelona, olona roa ihany no nataony e! Fa nga moa Izy nanome ny toetran-dRakoto na ny toetran-dRabe an'i Adama ary nga moa Izy nanome ny toetran-dRasoa na ny toetran'ikalaletaka an'i Eva? Taorian'ireo olona roa ireo vao nisy olona samihafa fisainana, samihafa fihetsika, samihafa fironana izay tsy nitovy t@ Adama sy Eva. Mba tiako anontaniana koa hoe: Diso koa izany ny kilemaina na ny marenina sy ny olona tsy afa-manan-janaka satria i Adama sy Eva anie tsy kilemaina, tsy marenina ary niteraka soa aman-tsara e!
Tsy tokony arahana "bêtement" io baiboly io ry zareo a! Fa iza koa moa no niteny fa tena voankazo ilay nohanin'i Eva nefa voarara e? Betsaka ny metaphore ao anaty baiboly ry reto a!

Vive l'amour, vive la vie
Sa tsy izany ry Cutie?

zany mitsy ka, ary ry zareo miteny we fandrosoana avy any @ouest io koa moa, nga tsy ny ouest koa no nitondra ny finoana sy fivavahana tany Dago,de raha natao we mandroso nanin no narahina:-D
253. Fiffi ( 26/06/2006 18:14)
ja:
fiffi mi se sentir viser anga ianao?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ja : tsy hoe mahatsiaro mi-se sentir visé akia zah fa zah ary nilaza ny marina fa tsy misy hanafenako an'izany hoe zah de tena hanisan'ny mpamaly ny dinika rehetra izay mandeha eto an!
Fa ny tiako lazaina fotsiny de ny hoe raha misy marina ilay voalazan'i xxx de tsy tokony hiafina xxx izy fa manao tahaka ahy sahy milaza am-paha-be-maso ny marina , tsy hitako izay hanafenako ny marina satria ny marina ,marina hiany ! sa ahoana hoy ndry ?

254. ja ( 26/06/2006 18:30)
cutie:

zany mitsy ka, ary ry zareo miteny we fandrosoana avy any @ouest io koa moa, nga tsy ny ouest koa no nitondra ny finoana sy fivavahana tany Dago,de raha natao we mandroso nanin no narahina:-D

dia aro daholo izany akia ny zvtra atoan'ny ouest dia tsy ho hitandry e ihany v ny vokany?
255. diamondra27 ( 26/06/2006 22:00)
santiona: mbola hamaly aho fa sahirana kely ato ho ato

Ié lahy sy vavy no namboarin'Andriamanitra de nasainy mameno ny tany izy roa ireo. Dia refa nitombo ny peuple, vokatr'ilay fahotana nataon'i eva de lasa ratsy ny fisainan'ny olombelona nisy fahotana, anisan'izany ny fijangajangana sy ny homosexualité

Tsy Andriamanitra velively no nanome alalana ny olombelona hanao homosexuel

Tsy fahotana ny fahalemena , miombon-kevitra aminao aho, saingy misy maladie avy @ devoly kosa ; izany hoe: devoly maka endrika aretina ao anatin'ny olona, ary izany no mahatonga azy ho roahina @ anaran'i Jesosy.

256. soanja ( 27/06/2006 02:54)
Herimiafina:

Dia ahoana ary ny fahitanareo ireny fety be omaly nataon'ny homo manerantany ireny e? :roll:

Namonjy Pride Fest tokoa izahay omaly fa dia nahazo fahafinaretana tanteraka tokoa aho. Nisy nikoty ny vadiko tany fa nihomehezanay fotsiny fa tsy izy izahay ka atao akory. Tsy miady ny fandehany saingy izahay kosa dia mi-support 100% ary miady ny zon'ireo olona ireo. ( I SIGNED!) Olombelona ohatra ny rehetra izy ary tokony hanana fahalalahana hanao izay tiany atao. Izay finoany any azy izany fa tsy isika no hitsara.
Niresaka tamin'izay lehilahy iray Gay izay aho dia hoy izy hoe ny antony nahatonga azy Gay dia tsy ny hoe avy any an-kibondreniny akory, toa ny hafa marobe fa ny fomba fisainann'ny vehivavy sy ny fampijalian'ny vehivavy azy no nahatofoka azy ka naleony nifindra amin'ny mitovy fisainana aminy nefa mifankatia tsara sy mifanaraka tsara.
Ka na inona izay resahina eto tsy hitovy ny fomba fijery fa dia misy ireo olona ireo ary tsy azo hodian-tsy hita ireo. Efa misy any Dago ary efa misy eran'izao tontolo izao.

257. xxx ( 27/06/2006 03:05)
soanja:
Tsy miady ny fandehany saingy izahay kosa dia mi-support 100% ary miady ny zon'ireo olona ireo. ( I SIGNED!)

mapme be ko enao ty. tsy miady nefa support 100% :-D:-D:-D tsy magaga ra enao fa i Mohammed PEDOPHILE aza lazainareo fa paminany.:-D:-D:-D
258. booboo ( 27/06/2006 07:04)
:roll:
259. dadabe ( 27/06/2006 08:03)
xxx izany kosa dia efa fihatsina ady kle :evil:
260. soanja ( 27/06/2006 08:19)
xxx:

soanja:
Tsy miady ny fandehany saingy izahay kosa dia mi-support 100% ary miady ny zon'ireo olona ireo. ( I SIGNED!)

mapme be ko enao ty. tsy miady nefa support 100% :-D:-D:-D tsy magaga ra enao fa i Mohammed PEDOPHILE aza lazainareo fa paminany.:-D:-D:-D

Sao de misy alahelo ary ao amin'ny xxx fa ny eto anie ka serasera fotsiny e. Natao hifampiresahana tsara. Ilay "tsy miady ny fandehany" dia ny hoe izaho sy ny vadiko (lahy sy vavy miaraka) fa ry zareo (lahy sy lahy) na (vavy sy vavy e). Sa ve nahasosotra an'i xxx indray ny nandehananany tany? Izahay anefa dia nahazo fahafinaretana.
Yes, we support them ( manohana ny fangatahan'ireto olona ireto hanana ny zon-ny izahay) na dia tsy homo aza izahay. Izay koa no mba andrasany aminay fa tsy hoe tiany hivadika homo koa izahay.
Sa ve zah Kristianina ni-signed ilay I SIGNED no halanao indray eto. Izay zah zay. Cool hoa ndry sa ingahy? :-*:-*:-*:-*:-*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3264