depuis qd les gasy st homo??pfff

181. diamondra27 ( 23/06/2006 03:37)
IKORINTIANA 6:12

Ny zavatra rehetra dia azoko atao nefa dia tsy ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety andevozin-javatra na inona na inona

io no dikan'ny verset etsy ambony
182. booboo ( 23/06/2006 03:58)
fa inona no tanjona @ lé versets boooobaka beee ? :roll:.
183. pissoa ( 23/06/2006 04:01)
booboo:

fa inona no tanjona @ lé versets boooobaka beee ? :roll:.
Raha samy Kristianina ny olona miady hevitra, dia manampy ny versets booooobaka beee sady manatsara ny fiainana maha-Kristianina.

Raha tsy Kristianina kosa ny ankilany, dia fandanian'andro fotsiny :roll:


184. pissoa ( 23/06/2006 04:07)
cutie:
This is true, this is part of Romans. However, the book of romans is a book that was written AFTER the death of jesus. Therefore, these are not the words or beliefs of jesus himself, and therefore not those of god. At the time, homosexuality was widespread throughout the ancient world and thus the apostles who wrote Romans were seeing homosexuality all around them. However, these words are not those of the prophet and originator of Christianity and therfore cannot really be taken as what a christian should follow.
Hay ve njy mino an'i Jesoa e (tena zao vao fantatro). Ka raha mino Azy njy, dia naniraka ny mpianany hampianatra antsika Izy, dia nandefa ny Fanahy Masina hiara-miasa amin'izy ireo, dia tsy lasa nanao vacances akory Izy fa OMNIPRESENT, donc niara-niasa tamin'ireo apostoly ireo izy tamin'ny fotoana nanoratana ny boky. Dia maninona no tsy asiana considerations kely fotsiny izay voasoratry ny apostoly? --> vakio njay le nomen'i Zina.
185. pissoa ( 23/06/2006 04:13)
ravonjison:
Sady tsy fahotana ny homo,sady tsy fahotana no mahatonga ny homo.
Ravonjison
Hihihi, aminao koa zany tsy misy fahotana zany mihitsy fa tsy hoe tsy fahotana ny homo :-D:-D:-D
186. booboo ( 23/06/2006 04:14)
hum...marina zany. Hitako @ cousin-ko zay, homo izy dia nony fantatry ny fianakaviana dia notongavan-dreo tany an-tranony tany miaraka @ tori-teny be sy versets bibliques zato amby arivo ; zao razoky tsy mifandray na @ iza n'iza tsony @ fianakavianay na ny reniny aza ! na zaho tsy eo @ toerany kosa aza euh....
187. pissoa ( 23/06/2006 04:17)
ravonjison:
Diamondra27:-azoko no tianao lazaina,fa coincidence ireo voalazanao ireo.Toy ny hoe :misy homo voakaikitry ny alika ta@ mbpla kely,
Tsy mifampitaha amin'ny ohatra nomen'i diams io 8O Ka raha io dia tena coincidence fa ny tenin'i diams mbola misy eritreretina :roll:
188. diamondra27 ( 23/06/2006 04:56)
booboo:de le cousin tsy miteny @ fianakams ve no olana? Sa izy lasa hétéro?

Ny but ny verset = ?

-Raha nande ny dinika de nisy nilaza oe:mety sa tsia
de nisy resaka oe: eo anatrehan'Atra sy fiaraha-monina,
de raha vao misy resaka Atra dia tsy maintsy asiana référence biblique fa tsy lazaina fahatany
De tsy resaka fandresen-dahatra fa milaza ny vérité,
de ze te-handray de mandray ze tsy tia tsy azo atao forcé.

-Mba hanitsy ny olona @ ny lalana mahitsy sy marina tokony hizorany
189. diamondra27 ( 23/06/2006 05:00)
pissoa: ekena
190. Fiffi ( 23/06/2006 05:53)
lasa famoahana ny baiboly le dinika !
Fa aiza ny olana eh! zay fotsiny ! samia manao izay mahatsara ny fiainany ! Io no hitany fa mahatsara ny fiainany de avelao ny fiainany ho any !
191. Fanja1 ( 23/06/2006 07:48)
mba azo avela trankil @ izay ve ny fiainan'i homo e...tsy aleo avadika @ izay... :) samia fotsiny mitandro ny fiainany de zay
192. ravonjison ( 23/06/2006 10:41)
diamondra27:

booboo:de le cousin tsy miteny @ fianakams ve no olana? Sa izy lasa hétéro?

Ny but ny verset = ?

-Raha nande ny dinika de nisy nilaza oe:mety sa tsia
de nisy resaka oe: eo anatrehan\'Atra sy fiaraha-monina,
de raha vao misy resaka Atra dia tsy maintsy asiana référence biblique fa tsy lazaina fahatany
De tsy resaka fandresen-dahatra fa milaza ny vérité,
de ze te-handray de mandray ze tsy tia tsy azo atao forcé.

-Mba hanitsy ny olona @ ny lalana mahitsy sy marina tokony hizorany




Tiako averina ireo efa valazako teo aloha:
- Tsy resaka finoana na vivavahana izay mihitsy io.Misy ireo homo mpino, ary koa misy ireo tsy mpino.Izany anefa tsy mampiova io orientation io.
- Efa hatrany ankibo no misy @ homo ireo sela izay voaova toetrany (céllule nerveuse).Aty aoriana dia ireo sela ireo indray no mibaiko ny sela hafa izay mampivoatra ny homosexualité.Io proces dia tsy miankina @ ˇ\'iza n\'iza.Na izy homo aza dia tsy afaka manova izany.Noho izany tsy fidiny io ka tsy tokony henjehina ry zareo .Au contraire,tokony hi-comprendre andry zareo isika hétero.
-hatramin\'izao dia mbola tsy nisy fanafody na lalana hanována ny homo ho hétero.Ny fivavahana na fiarahamonina no miezaka hanova azy ireo,kanefa tsy misy vokany.Ny vokany dia mody manova toetra ho hétero ireo homo mba tsy hananan\'izy ireo olana eo @ fiarahamonina.Toetra eo ivelany fotsyiny anefa izany (falcifié) fa ao anatiny dia homo foana ry zareo.Tsy misy afaka manova anio e.Noho izany tsy dikany sy vokany ny ataonareo,hanoro lalana ny homo sns...
-ny homo dia tsy manana olana ara-pahasalamana,na ara-tsaina, na ara-pahnahy.Olona toa an-tsika ihany izy ireo.Ny fiainany rehetra,ny fomba fisainany, ny fieritreretany dia mitovy tanteraka @ antsika hétero,saingy manana io orientation fotsiny ry zareo.Noho izany tsy tokony havakavahana, na koa lazaina fa hoe ratsy ny ataon-dry zareo.Aza asiana sira e.
-Ny homo dia efa nisy taloha,ankehitriny,n\'aiza n\'aiza eran\'izao tontolo izao.

@ alatsinainy indray mifankahite.Efa hirava miasa aho izao ka tsy afaka manoratra ontsony.
Ravonjison
193. prime ( 23/06/2006 12:15)
Oooay e! indray andro fotsiny aho no tsy tato dia lasa lavabe!!! :-D:-D:-D
santiona:
Je te signale ma chère que l'homosexualité" a tjrs excisté et excistera tjrs. Ke tu sois a Maroc, aux USA au fin fond de la Chine ou à Madagascar. Dans le milieu musulman ou dans le milieu chretien.
Fa tsy hoe rehefa tsisy sahy miseho akory D hoe tsy misy. Et je suis bien placé pr savoir ce que je dis
Diso be koa lé hoe sodome et gomhore. Tsy resaka hoosexualité mihitsy no nahapotika ahy azfd ndridra.

Tsy hiverina hanazava intsony aho fa mazava be ny fanazavan'i diams sy pissoa ary misy versets bibliques mihitsy aza ireo lazainy...
Amafisiko farany :
Andriamanitra mihitsy no tsy nahazàka ny adalàn'ny mponina tao sdm sy gmr ka nanapa-kevitra ny hanafoana azy t@ tany hatr@ fotony... Ny filàn'ny nofo sy ny fanaovana sitrapo lehiretsy aza atsipy any amin'Andriamanitra rehefa tsy voafehy fa mba ekeo fotsiny hoe mba tsy nety iny dia izay a!!
:)
194. diamondra27 ( 23/06/2006 13:20)
prime::-*:-*

fanja1 sy fiffi: :wink:

ié, mahazo manohy ny fiainany nge izy e! na hiova.:*:*

samy mifanaja ho'aho @ toerana misy azy @ maha hétérosexuel sy homosexuel, samy manana ny fiainany io.
Samy mahita hoe: la vie continue, la vie est belle daholo izy roa tonta. Dia izay
Quel bonheur...!

de bisous daholo :-*:-*:-*:-*
195. cutie ( 23/06/2006 14:00)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 23-06-2006 09:07:31
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hoy i cutie:
This is true, this is part of Romans. However, the book of romans is a book that was written AFTER the death of jesus. Therefore, these are not the words or beliefs of jesus himself, and therefore not those of god. At the time, homosexuality was widespread throughout the ancient world and thus the apostles who wrote Romans were seeing homosexuality all around them. However, these words are not those of the prophet and originator of Christianity and therfore cannot really be taken as what a christian should follow.
Hay ve njy mino an'i Jesoa e (tena zao vao fantatro). Ka raha mino Azy njy, dia naniraka ny mpianany hampianatra antsika Izy, dia nandefa ny Fanahy Masina hiara-miasa amin'izy ireo, dia tsy lasa nanao vacances akory Izy fa OMNIPRESENT, donc niara-niasa tamin'ireo apostoly ireo izy tamin'ny fotoana nanoratana ny boky. Dia maninona no tsy asiana considerations kely fotsiny izay voasoratry ny apostoly? --> vakio njay le nomen'i Zina.

mampime be njy :-D
196. ja ( 23/06/2006 18:35)
diamondra27:

ho asiana sary homo izany eto dia mbola ho pour-nareo an, tsy choqué ve? Na vidéo ihany koa



marina ny anao
efa hita fa tsy mety mbola aroaroavana ihany tsy azoko mihitsy
ilay izy averiko eto ihany fa tsy mitsikera fiainan'oolona fa miteny ny hevitro fotsiny a!
zay ny mahavoa antsika efa hita fa tsy ùety dia mbola aroarovana ihany
197. booboo ( 23/06/2006 18:47)
reo tsy mitovy hevitra aminao reo koa miteny ny heviny dia maninona ?
198. Fiffi ( 23/06/2006 20:44)
f'ita hoa eh !
199. cutie ( 23/06/2006 21:09)
Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 23-06-2006 15:41:33
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hoy i diamondra27:

booboo:de le cousin tsy miteny @ fianakams ve no olana? Sa izy lasa hétéro?

Ny but ny verset = ?

-Raha nande ny dinika de nisy nilaza oe:mety sa tsia
de nisy resaka oe: eo anatrehan'Atra sy fiaraha-monina,
de raha vao misy resaka Atra dia tsy maintsy asiana référence biblique fa tsy lazaina fahatany
De tsy resaka fandresen-dahatra fa milaza ny vérité,
de ze te-handray de mandray ze tsy tia tsy azo atao forcé.

-Mba hanitsy ny olona @ ny lalana mahitsy sy marina tokony hizorany





Tiako averina ireo efa valazako teo aloha:
- Tsy resaka finoana na vivavahana izay mihitsy io.Misy ireo homo mpino, ary koa misy ireo tsy mpino.Izany anefa tsy mampiova io orientation io.
- Efa hatrany ankibo no misy @ homo ireo sela izay voaova toetrany (céllule nerveuse).Aty aoriana dia ireo sela ireo indray no mibaiko ny sela hafa izay mampivoatra ny homosexualité.Io proces dia tsy miankina @ ˇ'iza n'iza.Na izy homo aza dia tsy afaka manova izany.Noho izany tsy fidiny io ka tsy tokony henjehina ry zareo .Au contraire,tokony hi-comprendre andry zareo isika hétero.
-hatramin'izao dia mbola tsy nisy fanafody na lalana hanována ny homo ho hétero.Ny fivavahana na fiarahamonina no miezaka hanova azy ireo,kanefa tsy misy vokany.Ny vokany dia mody manova toetra ho hétero ireo homo mba tsy hananan'izy ireo olana eo @ fiarahamonina.Toetra eo ivelany fotsyiny anefa izany (falcifié) fa ao anatiny dia homo foana ry zareo.Tsy misy afaka manova anio e.Noho izany tsy dikany sy vokany ny ataonareo,hanoro lalana ny homo sns...
-ny homo dia tsy manana olana ara-pahasalamana,na ara-tsaina, na ara-pahnahy.Olona toa an-tsika ihany izy ireo.Ny fiainany rehetra,ny fomba fisainany, ny fieritreretany dia mitovy tanteraka @ antsika hétero,saingy manana io orientation fotsiny ry zareo.Noho izany tsy tokony havakavahana, na koa lazaina fa hoe ratsy ny ataon-dry zareo.Aza asiana sira e.
-Ny homo dia efa nisy taloha,ankehitriny,n'aiza n'aiza eran'izao tontolo izao.

@ alatsinainy indray mifankahite.Efa hirava miasa aho izao ka tsy afaka manoratra ontsony.
Ravonjison

Ajanony @zay fa ry zareo right wing frico christian tsy mety manaiky fa tsy eken'ny baiboly hono ny homo:-D:-D:-D
200. diamondra27 ( 23/06/2006 21:44)
cutie: tsarovy fa tsy ny kristiana no hanihanianao sy asianao eto fa ny tenin'Atra, sy Andriamanira, izahay fitaovana fotsiny mitondra sy milaza ny tenin'Atra ary ny zavatra azonay avy @ finoana sy fankatoavana ny tenin'Atra


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3672