depuis qd les gasy st homo??pfff

121. cutie ( 22/06/2006 16:54)
cutie: fa maninon?eo anatrehan'Atra = Atra nahary ny olona lahy sy vavy fa tsy hoe: lahy sy lahy na vavy sy vavy
eo anatrehan'ny fiaraha-monina : satria rah vao homo de hafa ny fandraisan'ny olona azy. La société tolère.

hay ve zany fotsiny
ambany be :-D
122. diamondra27 ( 22/06/2006 17:05)
cutie: voalaza ao @ baiboly : fa aza manahaka ny fanaon'izao tontolo izao ianareo.....

raha hitako io verset io de lazaiko eto

milaza zavatra maro io verset io;
tsy voatery oe: homo ihany fa na mpisotro, na mpijangajanga etc.... de ao anatiny avokoa

tsy ny fananako zanaka homo no tsia no mahatonga ahy hilaza an'io fa raiso hoe: raha ianao no eo @ toernan'ilay RAD de ahoana?

raha fantatrao hoe: oviana no nisian'ny baiboly de lazao anay e!
Fa ny fantatra fotsiny de oe:GENESISY TOKO 1: 1-27

"Au commencement Dieu créa les cieux et la terre.....et Dieu créa l'homme à son image, il le créa à l'image de Dieu, il créa l'homme et la femme" GENESE 1 verset 1
GENESE 1 verset 27

Tsy niteny izy oe: lahy ihany no ni-crée-ny

Sa mino koa ianao fa oe: ny olombelona de tsy zavaboarin'Atra fa avy any @ gidro?
afaka mino an'izany aloha enao e! tsy fefena , c'est ta croyance
123. cutie ( 22/06/2006 17:07)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 22-06-2006 22:05:17
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
cutie: voalaza ao @ baiboly : fa aza manahaka ny fanaon'izao tontolo izao ianareo.....

de aiza no misy we homo @ io:roll:
124. pissoa ( 22/06/2006 17:09)
Hihihi, le tapany kely fotsiny no novakian'i cutie kle :-D:-D:-D
125. cutie ( 22/06/2006 17:10)
DM, za nga mahalala we ovinamno nisy ny baiboly , zany no antony antaniako an-jy milaza fa tsy mety hoy ny baiboly ny homo io.
Ary avadiki-njuy le resaka.
Tsy resaka famoronana ny eto fa resaka homo
126. diamondra27 ( 22/06/2006 17:10)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 22-06-2006 21:54:18
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff

Voalaza teo :
cutie: fa maninon?eo anatrehan'Atra = Atra nahary ny olona lahy sy vavy fa tsy hoe: lahy sy lahy na vavy sy vavy
eo anatrehan'ny fiaraha-monina : satria rah vao homo de hafa ny fandraisan'ny olona azy. La société tolère.


hay ve zany fotsiny
ambany be


fa niandry zavatra ambony be nga akia njy?

Mbola lava be 'ty resaka 'ty ange e! fa zany oe: resumé io valinteny io. Miala tsiny raha tsy nahafa-po
127. cutie ( 22/06/2006 17:11)
niandry zavatra mivaingana za :-D
128. cutie ( 22/06/2006 17:13)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 22-06-2006 22:09:23
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hihihi, le tapany kely fotsiny no novakian'i cutie kle

tapany aiza?:-D
129. diamondra27 ( 22/06/2006 17:16)
Bonz : ny biby de misy homo ary izany no tadiavin'ny olona hatao

Homo ny biby satria tsy manana intelligence toy ny olombelona tahaka izay nomen'Andriamanitra

ny biby de miady, mifamono, mifampinana,homo
130. pissoa ( 22/06/2006 17:17)
cutie, jereo ao ambony ao fa zah kamo :lol:
131. cutie ( 22/06/2006 17:21)
pissoa, efa hitako anie fa manadala an-jy fotsiny za :-D
Fa za tsy mahavita mamaky any koa fa ny ahy ihany de zao, za tsy contre ny homo, ary laviko daholo ze milaza we ny homo fahotana sy voararan'ny baiboly sy ny tariny, na ho mbola lava aza ny fanazavana eto.
Samia samy mitana ny heviny tsy hifampandresy lahatra:-D
132. pissoa ( 22/06/2006 17:23)
Hihihi, ka haiko hoe manadala njy de nadalaiko kou :wink::-D:-D:-D
133. cutie ( 22/06/2006 17:26)
hay efa hain-jy mitsy ny fataoko:-D:-D:-D
134. pissoa ( 22/06/2006 17:29)
Non, tsisy retsa ... fa le oe zao no hevitro fa zah kamo hanazava iny ihany :-D:-D:-D
135. cutie ( 22/06/2006 17:31)
:-D:-D:-D:-D
za koa tsy mahavita manoratra lava tsinona:-D
136. pissoa ( 22/06/2006 17:35)
Hihihi, dia lasa manisy suspens :-D:-D:-D
137. ravonjison ( 22/06/2006 17:35)
diamondra27:

ravonjison: 'za tsy manaiky ny teninao; tsy hatrany ankibondreniny zany d'efa homo; oajay!

marina io volazanao io an! oe efa manambady le olona de avy eo vao lasa homo; nisy antony tao = société, fa tsy teraka tany ankibo izany.

cutie: fa maninon?eo anatrehan'Atra = Atra nahary ny olona lahy sy vavy fa tsy hoe: lahy sy lahy na vavy sy vavy
eo anatrehan'ny fiaraha-monina : satria rah vao homo de hafa ny fandraisan'ny olona azy. La société tolère.

Ndao aza hoe: omena rariny ny homosexualité rehetra, avadika ny droit ny olona hétéro sy ny homo raha hanaiky enao?
Donc, la réponse est NON = mbola oui , mais....
======> manaiky antsasany, mi-tolère



Diamondra27: efa hatrany ankimbon-dreniny io e fa ny societé fotsiny mety hanarona na hampiseo ilay izy.Misy ny olona tsy nanana probléme mihitsy na ta@ mbola kely na efa lehibe kanefa dia lasa homo.Tsy miankina @ societé mihitsy ilay izy.
138. diamondra27 ( 22/06/2006 17:37)
I JAONA 2: 15 -17
Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo @izao tontolo izao. Raha misy olona tia ITI , dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.
Fa ny zavatra rehetra eo @ ITI, dia ny filan'ny nofo sy ny filan'ny masoary ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avu @ Ray , fa avy @ ITI ihany
Ary mandalo ITI sy ny filàny fa izay manao ny sitrapo'Atra no maharitra mandrakizay


ITI=izao tontolo izao
Atra = Andriamanitra
139. ja ( 22/06/2006 17:41)
o ry Ravonjison a!diso b ny miteny oe efa any ankibo dreniny dia efa homo
misy anomalie indray2 eo @ resaka hormona fa tsy oe tonga dia homo izy any ankibondreniny
140. cutie ( 22/06/2006 17:41)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 22-06-2006 22:35:31
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hihihi, dia lasa manisy suspens

tsy zay ve no milay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2038