depuis qd les gasy st homo??pfff

101. Fiffi ( 22/06/2006 11:22)
Fanja: raikitra zany ! :) :-*:-*
102. dadabe ( 22/06/2006 13:08)
homo = tsy mety de zay :evil:

Ja=D=D
103. soanja ( 22/06/2006 14:13)
Ny mitsaratsara olona amin'ny zavatra ataony dia tsy dia tsara loatra amiko indrindra raha mbola tsy miteny ny lalana hoe diso io. Fantany ny zavatra ataony ary mahatoky aho fa olo-dehibe tsara ireo olona ireo. Zaho aza midera azy hoe sahy nilaza ny momba azy izy nefa dia ao anatin'ny feramonina be mpifosa sy mpanaratsy ary tsy ampy fahalalana ny momba azy.
104. Santiona ( 22/06/2006 14:54)
colar:

ka refa tsy tsika alo no homo defa milay e, tsy azoko ko alo reny



Fa nareo V mihevitra resaka "sexe" foana rehefa hoe "homosexuel" e!
Mba mampalahelo ahy ireny olona miteny izany ireny.Tsy mahalala ninoninona momba lé resaka nareo D mitsaratsara fahatany.
105. cutie ( 22/06/2006 15:00)
eny wa ry Santiona, aleo hihomehezana fotsiny :-D:-D:-D
106. Santiona ( 22/06/2006 15:03)
ja:

mais depuis quand les malgaches osent dire ce genre de truc en public?et qui plus est une dame,j'hallucine décidemment où va le monde aujourd'hui?



Je te signale ma chère que l'homosexualité" a tjrs excisté et excistera tjrs. Ke tu sois a Maroc, aux USA au fin fond de la Chine ou à Madagascar. Dans le milieu musulman ou dans le milieu chretien.
Fa tsy hoe rehefa tsisy sahy miseho akory D hoe tsy misy. Et je suis bien placé pr savoir ce que je dis
Diso be koa lé hoe sodome et gomhore. Tsy resaka hoosexualité mihitsy no nahapotika ahy azfd ndridra.
Et là aussi, je sais très bien ce que je dis.
107. cutie ( 22/06/2006 15:06)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 21-06-2006 15:47:46
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-06-2006 14:26:44
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
ja , sohiany fa tsy eo dadabe ra tsy zany njy nahazo am le teny frantsay


ja=

fa izany hoe ny mahagaga ahy dia efa hita fa tsy mety le hoe homo dia mbola arovana mafy ihany , tsss , nefa izao raha manisy loha hevitra momba ny soratra masina dia misy miala pa be de be , fa rehafa homo ( efa tsy eken'Andriamnitra )dia mbola arovana ihany , ary ny ahiko aza dia mety mbla hisy hanohana @ toko sy andiny ihany koa izao aoriana kely ao.

tsy eken'Atra nga lol
Aty aminay aza misy bishop gay de manin zao :-D:-D:-D
108. Santiona ( 22/06/2006 15:15)
ja:

comme on le dis svt la nature est bien faite.si elle est bien faite comment se fait il que les femmes ne st pas compatibles entre elles du pt de vue sexuelle certes les homme le st
fa nahoana nno tsy mety hananjanaka ny lahy samy lahy sy ny vay samy vavy?c parce que c contre nature


Raha resaka contre nature indray. Fanta-tsika tsara fa ny biby ny manaraka ny lalanan'ny natiora izy ireo. Gaga angamba ianareo raha ilazako fa misy ny biby "homosexuels" ary mahagaga ny siantifika tokoa izany.
Izao ry zareo a! Samy manana ny fiainany io. Tsy dia mahagaga raha Be ny olona no "choqués". Afaka miteny izay tiany koa ny oona rehetra. Ny azoko ambara dia efa nisy hatramin'izay io ary mbola hisy foana. Ny sasany aza efa mihezaka miaraka @ sipa nefa mbola miverina @ bandy ihany satria efa ao anatiny ilay izy. izay no maha izy azy.
Ampy angamba izay
Vive l'amour, vive la vie :-* :*


109. cutie ( 22/06/2006 15:35)
merci Santiona:P
110. ravonjison ( 22/06/2006 15:45)
prime:

ravonjison:
Raha resaka fahotana io dia meta ilay andriamanitra no nanota satria namorona azy homo.
ô lehiretsy a, moramora ihany fa sao tafahoatra ny ambara...
ravonjison:
Ny kristianina dia manaraka anjambany ny voasoratra ao @ baiboly izay milaza fa fahotana ny homosexualité.Ireo dia voasoratra ta@ andro taloha,ta@ fotoana izay ny olombelona ny ny societé tsy mbola nandroso,ka rehefa tsy nahita solution mikasika ny homo ry zareo dia lazainy fa fahotana io.
"analyse scientifique" hatreo @ izay takatrao tokoa io, ka tsy omena tsiny ianao, fa Andriamanitra izay lazainao ho nanaotao foana tena tsy mankasitraka an'io satria fahavetavetàna eo imasony mihitsy izany satria lhl sy vhv no noforoniny voalohany. Tsy hoe tsy nahita "solution" ny olona t@ izany, dia izy ireo no nanao an'io ho fahotàna, diso tanteraka izany. Andriamanitra mihitsy no tsy nahazàka ny adalàn'ny mponina tao sdm sy gmr ka nanapa-kevitra ny hanafoana azy t@ tany hatr@ fotony... Ny filàn'ny nofo sy ny fanaovana sitrapo lehiretsy aza atsipy any amin'Andriamanitra rehefa tsy voafehy fa mba ekeo fotsiny hoe mba tsy nety iny dia izay a!!

-Raha miresaka fahotana sy ritrapo tao Sodoma sy Gomora isika dia tsara ho marihina fa ireo mponina tao dia sady homo no hétero.Nampirafy ry zareo,miovaova partéraire..sns,tsy nanaraka ny lalán'Andriamanitra.Izany dia ekeko fa fahotana(tsy manavaka aho eto na homo na hétero).Fa ireo hétero te-hanana vady iray, te-hiaina tsotra,te-hanaraka ny lalán'Andriamanitra dia tokony avahana.Tsy fidiny ane no naha homo azy ireo e,tsy izy ireo no namorona izany.Efa hatrany ankibon-dreniny no naha homo azy ireo saingy atý aoriana vao mipotra ilay izy.Ka raha nanota izy ireo dia taiza no nanota? tany ankibon-dreniny?(impossible).Izany no mahatonga ahy milaza fa mety ilay namorona azy ireo na olon-kafa no nanota (raha fahotana ny homo)fa tsy izy homo akory.Averiko anefa fa tsy fahotana izany ny homosexualité.
-Ny homosexualité ange misy ko @ankamaroan'biby e.Mpanota izany ilay biby!
-Ny olona na fiarahamonina taloha(n'aiza n'aiza eran-tany)rehefa tsy manana vahaolana mikasika olana iray dia lazainy fa fahotana na herimiafina no mahatonga izany ,na koa mpanota ilay manana olana.Ohatra:Any Dago rehefa misy marary ka tsy fantatra ny mahatonga izany dia lazaina fa voan'ny ody.Rehefa atao anefa ny examen médical dia fantatra fa affection bactérienne na intoxication no nahatonga ilay aretina.

111. diamondra27 ( 22/06/2006 16:15)
efa nandeha teto ity resaka homo ity fa izany hoe: misy ny namana vaovao de tsy nahita .

Ny homosexualité ny fahafantarako azy dia tsy natao oe: teraka ho homosexuel ianao araka ny voalazan'ny namana etsy ambony fa kosa ny fiainana no nahatonga an'io.

Izany hoe: mety ho violer izy t@ mbola kely na fahatanorany
mety hoe: tsy ampy affection de mitady (présence masculin na feminin)
mety ihany koa oe: voadonan'ny fiainana de voatery
mety koa nanadrana indray mande de tsy afa-niala

fa amiko manokana dia tsy mety ny homosexualité
na eo anatrehan'Andriamanitra izany na eo anatrehan'ny fiara-monina.


Nefa kosa de je respecte leur choix fa efa natoro ny lalan-tsara izy dia azy ihany ny azy

112. cutie ( 22/06/2006 16:17)
fa amiko manokana dia tsy mety ny homosexualité
na eo anatrehan'Andriamanitra izany na eo anatrehan'ny fiara-monina.

fa manin:roll::roll:
113. diamondra27 ( 22/06/2006 16:23)
majakely: rehefa mandresy ny be sy ny maro de izay no atao hoe normal

omeko ohatra ianao: raha samy misy olona malemy eo izao 10 ka ianao irery no tsy malemy , de tsy normal enao aminjy zareo na de oe: normale @ olona aty ivelany aza

Mpandefa : majakely [ Valio ] 21-06-2006 13:37:26
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
ja,,iza no nanapa-kevitra anizay hoe enao io no normale de izy homo no tsy normale??
Miverina ery ambony
Mpandefa : Fanja1 [ Valio ] 21-06-2006 13:44:07
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
majakely eny wa tsssssss
Miverina ery ambony
Mpandefa : booboo [ Valio ] 21-06-2006 13:47:58
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
ja > zà ndray choquée @ raha nosoratanao .... je suis ouverte d'esprit mais quand même ...


qui a décidé? = c'est la société qui décide ce qui est NORMALE ou PAS
114. diamondra27 ( 22/06/2006 16:26)
Mpandefa : Fanja1 [ Valio ] 21-06-2006 14:23:46
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
ja milaza kretien io.. ary normal be kou zany aminao reo mpivavaka be mampirafy, manitsakitsaka ny tokantranony nefa ni jurer teny @ alitara? aleoko aza mijery olona homo raha zany toy zay reo


valin'io: tsy normal izany fa tsy nahatanty ny fakampanahy ry zareo

115. ravonjison ( 22/06/2006 16:32)
diamondra27:

efa nandeha teto ity resaka homo ity fa izany hoe: misy ny namana vaovao de tsy nahita .

Ny homosexualité ny fahafantarako azy dia tsy natao oe: teraka ho homosexuel ianao araka ny voalazan'ny namana etsy ambony fa kosa ny fiainana no nahatonga an'io.

Izany hoe: mety ho violer izy t@ mbola kely na fahatanorany
mety hoe: tsy ampy affection de mitady (présence masculin na feminin)
mety ihany koa oe: voadonan'ny fiainana de voatery
mety koa nanadrana indray mande de tsy afa-niala

fa amiko manokana dia tsy mety ny homosexualité
na eo anatrehan'Andriamanitra izany na eo anatrehan'ny fiara-monina.


Nefa kosa de je respecte leur choix fa efa natoro ny lalan-tsara izy dia azy ihany ny azy




-Efa hatrany ankibon-dreniny no misy ilay homosexualité e, saingy rehefa mivoatra ny toetra ara-pananahana izay vao mipoitra ilay izy.
-misy ange ny homo olona manambady ,mananjanaka, miaina, tsy manana olana mihitsy e,fa rehefa tonga ilay fotoana ipoirany dia mivoaka ilay izy ary tsy miankina amin'inoninona, mipotra fotsiny.

116. diamondra27 ( 22/06/2006 16:36)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 21-06-2006 16:30:31
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
hitondra anareo ho aiza anefa ny fitenenana fa tsy normal ny homo, tsy eken'ny baiboly blabalabala.
Fa ny fiainanareo rehetra zany de mandeha tsara araky ny volazan'ny baibolinareo a
Tsy ze hampety sy hahasoa ny fiainanareo atao fa laozana mandany andro mitsikera ny hafa


cutie: raha mbola tsy manajanaka homo ianao de mbola mety hanao io valinteny io, fa raha manajanaka ianao ka sendra henonao ilay izy oe: homosexuel ny zanako, mandainga ianao raha hiteny hoe: tsy mampaninona ahy, fa mba tonga saina kely ihany aloha hoe: fa inona re no nataoko no nahatonga ny zanako toa izao? DE refa avy eo ianao vao manaja ny choix-ny satria zay izany no izy

Tsy hitondra aiza fa @ maha-kristiana de mba milaza ny zavatra fantany izy angamba ny conduite tokony atao

De aza mimenomenona refa misy mangalatra ny vadinareo sy ny sipanareo satria normale koa oe: izany

cutie: lazaiko aminao marina de marina tokoa fa raha mande araka ny voalazan'ny baiboly ny olona de mande tsara ny fiainany satria misy toro-marika isankarazany ao arakaraka ny olana manjo anao. Je te garantie à 100%
117. cutie ( 22/06/2006 16:39)
DM, aiza ao @ baiboly aza no milaza we tsy mety ny homo e
Fa njy nga manan-janaka homo no miteny an'zany :-D:-D:-D:-D
118. cutie ( 22/06/2006 16:45)
DM, fa t@ ovina no nisy ny baiboly, ny homo manko efa t@ taon-jato fahafiry de efa nisy, de ahona ny ilazan'jy fa raha mandeha araky ny voalazan'ny baiboly ny olona de mandeha tsara ny fiainany.:roll::-D
119. diamondra27 ( 22/06/2006 16:51)
ravonjison: 'za tsy manaiky ny teninao; tsy hatrany ankibondreniny zany d'efa homo; oajay!

marina io volazanao io an! oe efa manambady le olona de avy eo vao lasa homo; nisy antony tao = société, fa tsy teraka tany ankibo izany.

cutie: fa maninon?eo anatrehan'Atra = Atra nahary ny olona lahy sy vavy fa tsy hoe: lahy sy lahy na vavy sy vavy
eo anatrehan'ny fiaraha-monina : satria rah vao homo de hafa ny fandraisan'ny olona azy. La société tolère.

Ndao aza hoe: omena rariny ny homosexualité rehetra, avadika ny droit ny olona hétéro sy ny homo raha hanaiky enao?
Donc, la réponse est NON = mbola oui , mais....
======> manaiky antsasany, mi-tolère
120. ja ( 22/06/2006 16:53)
dadabe:

homo = tsy mety de zay :evil:

Ja=D=D


merci dadabe an!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0991