depuis qd les gasy st homo??pfff

41. booboo ( 21/06/2006 09:32)
ja > refa mbola manaraka ny lalàna mifehy ny forum zà dia afaka miteny zay tiako
42. ja ( 21/06/2006 09:34)
Fanja1:

ja milaza kretien io.. ary normal be kou zany aminao reo mpivavaka be mampirafy, manitsakitsaka ny tokantranony nefa ni jurer teny @ alitara? aleoko aza mijery olona homo raha zany toy zay reo



fanja1 il ne faut pas tt mélanger ary aza manao hors sujet
de tte façon ny resaka tokatrano na any @ homo na any @ hetero misy foana.
aza adino fotsiny fa mbola oombelona ny olona raha eto an tany ary il y a chrétien et chrétien aussi
43. toovs ( 21/06/2006 09:35)
booboo:

ja > zaho koa kristiana fa tsy zay kely azoko tao @ Baiboly no hitenenako an-dreo hoe tsy normal sns. Dia raha tsy resaka fivavahana ndray :lol:, aza bornée eo @ resaka fananahana fotsiny.


oay ô, kristianina hono izy nefa milaza fa normal ny olona homo. sao de zany ary lay atao hoe mpivavaka mihambahamba. tsy haiko aloha e.

Ny sexe matoa natao dia fananahana no tanjona voalohany nanaovana azy. Ny ankoatr'izay accessoire fotsiny ihany. izay tsy afaka miteraka dia éliminé amin'ny sélection naturelle ho azy eny satria tapitra eo aminy ny génération tokony hitohy. Eritrereto hoe homo daholo ary ny olona na koa ny ankabetsahan'ny olona de omenao firy taona de tapitra ny race humaine????????
raha homo daholo ve ny razanao de nisy ianao.
44. ja ( 21/06/2006 09:37)
booboo:

ja > dé maninona raha scientifiquement prouvé ? ngah fananahana ihany no natioran'ny olombelona ? enao io zany robot be natao hiteraka fotsiny fa tsisy sentiments, tsisy saina sns , Zay lé hoe aza bornée @ fananahana fotsiny.


nn tsy robot a ka atao hiteraka fotsiny fa ra otranao daholo ny fisainan'ny oul dia tu peux dire adieu à la race humaine!booboo aza adino fa ra tsy te hiteraka ny mamanao tsy teo ianao...
en fait toi tu ne vois pas plus loin que le bout de ton nez
45. ja ( 21/06/2006 09:38)
booboo:

ja > refa mbola manaraka ny lalàna mifehy ny forum zà dia afaka miteny zay tiako



marina izany fa mba jerena koa izay tenenina
tu parles pour rien dire
46. toovs ( 21/06/2006 09:38)
Fanja1:

ja milaza kretien io.. ary normal be kou zany aminao reo mpivavaka be mampirafy, manitsakitsaka ny tokantranony nefa ni jurer teny @ alitara? aleoko aza mijery olona homo raha zany toy zay reo

fangah de tsy maintsy isafidianana ny ratsy e. refa rehefa hita hoe ratsy de samy tsy tokony hovoizina hoe tsara fa samy ariana tsotra izao e

47. toovs ( 21/06/2006 09:44)
booboo:

toovs > tena mahamenatra be anao mitsy ve ? :lol:. inona no nataony anao no menatra enao ? :lol:



mahamenatra ny fiarahamonina fa tsy izaho irery re an. enao ve raha miteny hoe mahamenatra ny olona mpangalatra de efa nangalatra tao aminao izy. raha miteny ve aho hoe tsy normal ny mpamono olona de hanontanianao aho hoe efa novonoiny angah zah.

48. Fanja1 ( 21/06/2006 09:47)
toovs fa iza no niteny fa ratsy ny homo e? harina ve zany ny homo satria ratsy?
49. ja ( 21/06/2006 09:49)
fanja1 >à l'ouest rien de nouveau
50. booboo ( 21/06/2006 09:49)
ja > fa tokony inona no teneniko zany ? oe tena miombon-kevitra @ nareo ve za dia gna gna gna et gni gni gni ? peuh !
toovs > ay, dia tadidio aza manomboka zao fa misy fiaraha-monina tsy mahamenatra azy ny homo.
51. toovs ( 21/06/2006 09:54)
ja:

booboo:

ja > dé maninona raha scientifiquement prouvé ? ngah fananahana ihany no natioran'ny olombelona ? enao io zany robot be natao hiteraka fotsiny fa tsisy sentiments, tsisy saina sns , Zay lé hoe aza bornée @ fananahana fotsiny.


nn tsy robot a ka atao hiteraka fotsiny fa ra otranao daholo ny fisainan'ny oul dia tu peux dire adieu à la race humaine!booboo aza adino fa ra tsy te hiteraka ny mamanao tsy teo ianao...
en fait toi tu ne vois pas plus loin que le bout de ton nez



ampiako kely koa ry jah hoe mpandray antendrony koa i booboo. De ny sentiment normal de izay misy eo amin'ny sexe roa tsy mitovy. ny eo am samy lahy na samy vavy de zavatra tsy normal. averiko eto ihany ry booboo fa raha vao développé ny Kère sexuel sécondaire dia lahy tanteraka enao na vavy tanteraka fa tsy hoe eo anelanelany. Ny fitenenana hoe tsy normal ny homo dia tsy milaza koa ange hoe ankahalaina ry zareo e, tsy mety fotsiny tsotra izao ny fitondran-tena ataony.
52. toovs ( 21/06/2006 09:57)
booboo:

ja > fa tokony inona no teneniko zany ? oe tena miombon-kevitra @ nareo ve za dia gna gna gna et gni gni gni ? peuh !
toovs > ay, dia tadidio aza manomboka zao fa misy fiaraha-monina tsy mahamenatra azy ny homo.



fiarahamonin'ireo athé ny anao ry booboo. tsy omena tsiny ry zareo raha manaiky an'izany satria olona tsy matahotra an'andriamanitra sy tsy mino.
53. ja ( 21/06/2006 09:58)
merci toovs an!
tantara bola hitoy ity ande aloha i ja
54. toovs ( 21/06/2006 09:59)
aiza daholo ô
toa niletika daholo e
55. booboo ( 21/06/2006 10:05)
à l'est kounkou rien de nouveau
56. toovs ( 21/06/2006 10:14)
booboo:

à l'est kounkou rien de nouveau


inona koa no dikan'io
57. booboo ( 21/06/2006 10:39)
58. dadabe ( 21/06/2006 10:47)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-06-2006 14:26:44
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
ja , sohiany fa tsy eo dadabe ra tsy zany njy nahazo am le teny frantsay


ja==D=D=D

fa izany hoe ny mahagaga ahy dia efa hita fa tsy mety le hoe homo dia mbola arovana mafy ihany , tsss:evil: , nefa izao raha manisy loha hevitra momba ny soratra masina dia misy miala pa be de be , fa rehafa homo ( efa tsy eken'Andriamnitra )dia mbola arovana ihany , ary ny ahiko aza dia mety mbla hisy hanohana @ toko sy andiny ihany koa izao aoriana kely ao.
59. Fiffi ( 21/06/2006 11:28)
tsy hitako izay olana ry zareo an! raha homo izy , heu...azy zany , samy manana ny fiainany ka inona nefa no azo hatao eh ? na choké na tsia , zany no zavatra hitany fa mahatsara ny fiainany de zay !!
60. cutie ( 21/06/2006 11:30)
hitondra anareo ho aiza anefa ny fitenenana fa tsy normal ny homo, tsy eken'ny baiboly blabalabala.
Fa ny fiainanareo rehetra zany de mandeha tsara araky ny volazan'ny baibolinareo a :-D
Tsy ze hampety sy hahasoa ny fiainanareo atao fa laozana mandany andro mitsikera ny hafa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5478