depuis qd les gasy st homo??pfff

81. cutie ( 21/06/2006 14:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
82. diamondra27 ( 21/06/2006 14:56)
ts misy azoko le resaka marina

hery manao pub be an'i gasysahy, tsy misy gasy hafa ngah jerena?

ja: tsy de mankasitraka le homo

de inon ny antson'ny fo @izao? Ja miantso an'iza?
83. Herimiafina ( 21/06/2006 16:36)
Miala tsiny indrindra.

Ny fahalalahantsaina dia tsy voatery ho zavatra tsara foana. Mety manimba zavatra ihany io indraindray ka tsy azo tonontononina foana hoe izaho malalatsaina na i anona malalantsaina.

Ny olana toy itony dia tsy azo idivirana na hiodinkavia ianao na hiodinkavanana dia eo foana io fa tsy ho voafafa izany.

Ny tokony hatao dia ny fihatrehana azy fa tsy ny fandosirana azy. Jereo ny ataon'izany ramatoa homo izany, tonga izy dia niatrika tsy ampihambahambana. Raha tena mahalalantsaina marina ve isika dia isika indray no hihemotra sy handositra ny olana.

Tadidio fa olombelona foana ihany iny ary mety manana ny aretiny fa tsy sanatriavina akory ka biby.

Mbola maro mantsy ankehitriny ny olombelona matahotra choc morale hany ka lasa manavakavaka be, ary misy karazany maro izany: ohatra "Fotsy hoditra mahita mainty", sns.

Ny responsabilité tokony hipetraka dai ny fanontaniana hoe "fa maninona? inona no tokony hatao hanampiana azy? sns"fa tsy mionona fotsiny amin'ny hoe "tsy tiako i anona, na koa vonoy ho faty daholo ny toy izao sy ny toy izao, tsy mety, sns".:)
84. diamondra27 ( 21/06/2006 16:45)
Marthe indray tsy mitsoaka izany fa mi-assumer izy ka!

sa ahoana retsy
kiss kely aloha njy e!

de aza adino ny namana:-*:-*:-*:-*
85. ja ( 21/06/2006 16:55)
Fiffi:

ja:
en fait toi tu ne vois pas plus loin que le bout de ton nez
marina mafy , tsy aleko mijery izay eo @ bout du nez-ko toy izay andeha hamaky loha @ zay fiainan'ny olona !!! izay mahatsara ny fiainako no hataoko ! samy manana ny fiainany ny olona !! ka raha homo izy , inona anefa no azo hatao ? io no hitany fa mahatsara ny fiainany de zay !

fiffi a!à l'ouest tjs rien de nouveau
nn ms j'ai le droit de faire des remarques!
vakio inpolo le zvtra notenenio ery ambony e!pff décidemmet!vous ne comprenez rien à rien
86. ja ( 21/06/2006 17:01)
arson:

zao fotsiny e!rehefa tsy manelingelina ny fiainanao izy de avelao any zany.satria ny olona samy manana ny fiainany tsy azonao didina.Raha amiko manokana alo de tsy asiko olana satria izay no tiany,zany hoe"samy manao ze hinanany kala maria sy ny zanany".Avelao izy hitia malalaka fa izay no hitany fa mety,fa ny indro kely fotsiny izy tsy mifampiteraka.hahahah
Fa lazaiko anreo koa fa nisy fandaharana izay nahenoko fa ny fitiavanolondroa mitovy sexe no tena mavaivay no le efa mahazatra hoe.zany hoe ny olona 2 mitovy sexe rehefa mifankatia de tena mamy be mihitsy.

encore un qui n'a pas compris ce que j'ai dis
nn ms franchement zo ako ange ny miteny oe tsy mety zany homo zany?ary za anga manenjika andry zareo sa andeha hamorona association homo?
tsy oe na azonareo ny dikany oe remarque
pfff

87. ja ( 21/06/2006 17:09)
hery:

efa depuis ela be no nisy gasy homo... (enao izany no tsy maharaka pfff).

koa ra efa ela b no nisy gasy homo maninona no tsy fantan'ny b sy ny maro?
pff nga?

88. booboo ( 21/06/2006 19:11)
:roll:
89. Zina ( 21/06/2006 19:13)
hoy i lapino

Hoy i hery:
Dia haninona?

Hiteny fotsiny hoe tsy mety izany!
Tsy fanakianana fiainan'olona manokana akory, fa tena tsy mety izany na ho an'ny tsirairay (quoique ...) na ho an'ny fiaraha-monina.

Marina zany fa tena tsy mety mihitsy
90. ravonjison ( 21/06/2006 19:18)
Mba misy fanamafihina kely ireto mikasika ny homo.Marihiko fa kristiana aho ary koa nianatra medecine veterinaire,nandalina ny resaka nature aho ary koa nandalina ny resaka fahasalamana:
-resaka orientation ny homosexualité,toy ny hoe manoratra ankavia ianao na ankavanana,tsy sitraponao io fa toetra azonao avy ankibondreninao.Noho izany tsy azon\'ny tompony hovana.
-noho izany tsy marina ilay fiteny hoe:avelao izy hanao izay tiany hatao.Tsy sitrapony io akory na hoe toetra tiany hatao(par exemple te hanandrana revy @bandy),fa ny orientation o mitondra azy.Ny ankamaroan\'ny homo dia te hiaraka @ partenaire sexe opposé, kanefa tsy mety satria sakanan\'ny orientation ny izy ireo.
-tsy resaka finoana io na fahotana satria ny finoana sy fahotana dia miankina aminao.Ny homosexualité dia avy any ankibo,izy homo dia tsy mahafantatra hoe inona no antony naha homo azy na tsy fantany akory ary hoe homo izy.Raha resaka fahotana io dia meta ilay andriamanitra no nanota satria namorona azy homo.Izy homo tsy afaka mi-influencer izany.
-tsy marina ilay teny hoe aretina aty @ pays tandrefana na pays mandroso io.Ny homosexualité dia efa nisy taloha na ankehitriny,na tany mandroso na mahantra.Ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny tany mandroso no manana methode de diagnostics précis ahafahana manamarina ny fisian\'ilay homosexualité,mandeha ara-dalana ny fanaovana statistiqtue ahafahana mitahiry ny isan\'ny homo,manjaka ny demokrasia ka ny homo dia afaka miteny ny mikasika azy @ télé,@ rado ary tsy misy olona hanenjika azy noho izany.Ny any @ tany mahantra dia tsy misy ny manaramaso ny fisiyn\'ny homosexualité, na koa henjehin\'ny olona ny homo, noho izany aleo-dry zareo miafina tsy mitondretena.
-tsy mitombona ilay fiteny hoe contre nature ny homo satria lehilahy sy lehilahy tsy miteraka ka tsy mitohy ny generation.Ny homo ange afaka manan-janaka e,ny lehilahy manana sperme ,afaka dangitra ny latany, afaka maha-bevohoka vehivavy izy ireo, ny vehivavy mety ho bevohoka.Donc raha raisintsika @ resaka fananan-janaka ilay discussion dia tsy probleme ny homo,afaka manohy ny géneration izy ireo.Betsaka ny homo fantako izay efa niteraka izy ireo vao nahafantatra fa homo ny tenany.
- raha jerentsika ny point de vue- ny kristianina mikasika ny homo dia olana(io ny olana fa tsy ny homo akory).Ny kristianina dia manaraka anjambany ny voasoratra ao @ baiboly izay milaza fa fahotana ny homosexualité.Ireo dia voasoratra ta@ andro taloha,ta@ fotoana izay ny olombelona ny ny societé tsy mbola nandroso,ka rehefa tsy nahita solution mikasika ny homo ry zareo dia lazainy fa fahotana io.Toy izany koa ny mikasika ny arerina sasany.Taloha dia lazaina fa fahotana ny aretina sasany,izao anefa dia fantatra fa bacterie no mahatonga ilay aretina.Izay voasoratra t@ andro taloha(matetika nosoratana tsy misy porofo)dia tsy voatery ho valable @ izao fotoana izao (evolution).

Famaranana:Olona toa antsika ihany ny homo saingy manana orientation hafa.Tsy izy anefa no nahatonga izany.Afaka mitondra fiara, afaka mihira, afaka manan-janaky, afaka mitaiza, afaka mitsabo sns...,noho izany tsy tokony asiana sira.Au contraire,tokony hifanerasera amin\'i homo isika hétero, ahafahantsika mifankafantatara tsara.
91. soanja ( 22/06/2006 00:01)
ravonjison:

Manohana ny hevitrao tanteraka. ^:^^:^^:^^:^ Misaotra anao nanazava.

92. Fiffi ( 22/06/2006 03:49)
ja:

fiffi a!à l'ouest tjs rien de nouveau
nn ms j'ai le droit de faire des remarques!
vakio inpolo le zvtra notenenio ery ambony e!pff décidemmet!vous ne comprenez rien à rien
zany an ? sa ve le teny frantsay no tsy azonay ? ianao irery zany no mi-(comprendra) heu.....mahazo ? non mais !!! (vous ne comprenez rien à rien) pfffffffff!
Non mais.......

93. Fanja1 ( 22/06/2006 05:26)
Fiffi ka tsika gasy tsy nihanatra teny vaza zany de tsy haintsika zay tiny ambara.:)
ravonjisona marina ny lazainao. Mety tsy fidiny ho anjy zareo koa aza anie ny we homo e
94. Fiffi ( 22/06/2006 05:38)
Fanja: andao akia mba hianatra isika sy ndry an! :) :-*:-*
95. prime ( 22/06/2006 06:52)
ravonjison:
Raha resaka fahotana io dia meta ilay andriamanitra no nanota satria namorona azy homo.
ô lehiretsy a, moramora ihany fa sao tafahoatra ny ambara...
ravonjison:
Ny kristianina dia manaraka anjambany ny voasoratra ao @ baiboly izay milaza fa fahotana ny homosexualité.Ireo dia voasoratra ta@ andro taloha,ta@ fotoana izay ny olombelona ny ny societé tsy mbola nandroso,ka rehefa tsy nahita solution mikasika ny homo ry zareo dia lazainy fa fahotana io.
"analyse scientifique" hatreo @ izay takatrao tokoa io, ka tsy omena tsiny ianao, fa Andriamanitra izay lazainao ho nanaotao foana tena tsy mankasitraka an'io satria fahavetavetàna eo imasony mihitsy izany satria lhl sy vhv no noforoniny voalohany. Tsy hoe tsy nahita "solution" ny olona t@ izany, dia izy ireo no nanao an'io ho fahotàna, diso tanteraka izany. Andriamanitra mihitsy no tsy nahazàka ny adalàn'ny mponina tao sdm sy gmr ka nanapa-kevitra ny hanafoana azy t@ tany hatr@ fotony... Ny filàn'ny nofo sy ny fanaovana sitrapo lehiretsy aza atsipy any amin'Andriamanitra rehefa tsy voafehy fa mba ekeo fotsiny hoe mba tsy nety iny dia izay a!!
96. Bonz ( 22/06/2006 07:55)
ary misy biby homo ve? sa ny olona ihany no misy homo?
97. Rafotsy ( 22/06/2006 07:57)
Bonz:

ary misy biby homo ve? sa ny olona ihany no misy homo?

Ie , misy biby homo efa nahita doc tao @ télé aho !
98. Angie ( 22/06/2006 09:36)
Tena mahaliana lay resaka.

Zaho aloha efa t@ 93 no nahalala Homo tany dago e, nipetraka teo akaikinay (Antanimena). Nahalala azy mitsam daholo ny olona teo @ manodididna ao ny tezitra ao ny tsy miraharaha, ao ny akamany. Fa zareo aloha dia tena cool be e tsy manisy olana zany mihintsy, mitsoda :* be eny @ arabe avy miasa efa hitanay niady fa nampirafy lay ray tena toy ireny mpisipa mifanazava be ireny sns. (Mbola eny zareo zao mipetraka fa zahay nifindra trano)

Araky ny fahalalako dia tena orientation io.
99. Angie ( 22/06/2006 09:44)

Tao @ kilasimandrinay taty koa nisy anakiray (Latino-Americain), akamanay milay zay an, fa izy dia tena olona tsotra be, mitantara zao sipany rehetra zao sy ny fiainany rehetra ary indrindra tsy fitiavan'ny olona azy amin'io maha Homo azy io. Betsaka ny bandy tao no mba tena liana t@ io ary saika niaraka taminy antsokosoko daholo ireo zay mba tena tiany.

Ny zavatra tena mba tsy tantiny hono dia lay sipany h@ izay tsy mba misy sahy miseho masoandro toa azy ka na ao @ fianakams aza tsy mahalala fa homo zareo ary mpisipa, heveriny fa hoe mpiara mianatra nefa :-*.

100. Fanja1 ( 22/06/2006 09:51)
Fiffi mivonona akia fa haka cours du soir tsika roa an!
:-*:-* fiffi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1075