depuis qd les gasy st homo??pfff

21. xxx ( 21/06/2006 08:15)
aoka izay ry Ja a, misy homo anie ato @ serasera ato e,aleo isika hivoaka e
22. Fanja1 ( 21/06/2006 08:17)
nn mais depuis quand les malgaches osent dire ce genre de truc en public?et qui plus est une dame,j'hallucine décidemment où va le monde aujourd'hui?et on appelle ça fandrosoana
je suis ouverte d'esprit ms comme même

azoko tsara ja fa c la vie io wa.. de famaninona ny gasy no tsy sahy hilaza ny tiny en publik otranao milaza fa choké ihany io.. na dame izy na lahy na jeune fille na jeune garçon refa zay no tiny de zay.. zareo ngaha choké mahita anao hétéro?
23. Fiffi ( 21/06/2006 08:28)
ja: ok !
24. ja ( 21/06/2006 08:34)
Fanja1 ils ne st pas choqués parce que je suis normale c tout
de tte façon za anga nanakana azy tsy hiteny zay heviny?
25. majakely ( 21/06/2006 08:37)
ja,,iza no nanapa-kevitra anizay hoe enao io no normale de izy homo no tsy normale??
26. Fanja1 ( 21/06/2006 08:44)
majakely eny wa tsssssss
27. booboo ( 21/06/2006 08:47)
ja > zà ndray choquée @ raha nosoratanao ...:lol:. je suis ouverte d'esprit mais quand même ...:lol:
28. Fanja1 ( 21/06/2006 08:51)
:D:D:D:D
29. ja ( 21/06/2006 09:00)
majakely tsotra ny valinteniko
1) vu que je suis chrétienne:maninona ary no tsy namorona lehilahy 1 A/tra pour ê le compagnon d'adam
2)ra tsy misy reska fivavahana ndrau:
comme on le dis svt la nature est bien faite.si elle est bien faite comment se fait il que les femmes ne st pas compatibles entre elles du pt de vue sexuelle certes les homme le st
fa nahoana nno tsy mety hananjanaka ny lahy samy lahy sy ny vay samy vavy?c parce que c contre nature
30. toovs ( 21/06/2006 09:16)
xxx:

efa tamin'ny andron'ny Baiboly no efa nisy ny homo, izay no naharava an'i Sôdoma sy Gômoro : sodomita, sodomie ... izany hoe tsy vaovao io zany ? Ny tsy azoko fotsiny dia ny hoe fa maninona no mila manenjika ny homo foana ny hétéro !

stria ny gasy de kristianina ka ny kristianina dia milaza an'io fa tsy mety sy fahotana. ka raha misy mahasahy milaza sy mirehareha ho mpanota izy de tsy maintsy mahataitra ny sain'ny gasy foana.
any amin'ny tany athé enao de normal iuzany hoy ry zareo.
zah indray manenjika olona naturellement et biologiquement hétéro nefa manao homo satria marary sainy. fa raha ireo olona izay tsy biologiquement et anatomiquement lahy na vavy dia ekeko raha tsy hétéro. ankoatr'izay aretin-tsaina azo avy any amin'ny sivilizasiona tandrefana ny homosexualité ka tokony hofongorina any fa mahamenatra.

31. booboo ( 21/06/2006 09:17)
ja > zaho koa kristiana fa tsy zay kely azoko tao @ Baiboly no hitenenako an-dreo hoe tsy normal sns. Dia raha tsy resaka fivavahana ndray :lol:, aza bornée eo @ resaka fananahana fotsiny.
32. booboo ( 21/06/2006 09:22)
toovs > tena mahamenatra be anao mitsy ve ? :lol:. inona no nataony anao no menatra enao ? :lol:
33. ja ( 21/06/2006 09:22)
booboo:

ja > zaho koa kristiana fa tsy zay kely azoko tao @ Baiboly no hitenenako an-dreo hoe tsy normal sns. Dia raha tsy resaka fivavahana ndray :lol:, aza bornée eo @ resaka fananahana fotsiny.



tsy bornée a!zany ary ny natiora koi
en plus c scientifiquement prouvé booboo,un gars et un gars ne peuvent jms procréer
34. Fanja1 ( 21/06/2006 09:23)
ja milaza kretien io.. ary normal be kou zany aminao reo mpivavaka be mampirafy, manitsakitsaka ny tokantranony nefa ni jurer teny @ alitara? aleoko aza mijery olona homo raha zany toy zay reo
35. ox ( 21/06/2006 09:24)
Zao fotsiny e!firaisana io d milay foana fa za koa aza anie t... asa mbola tsy mahita angamba
36. ja ( 21/06/2006 09:25)
booboo:

toovs > tena mahamenatra be anao mitsy ve ? :lol:. inona no nataony anao no menatra enao ? :lol:



booboo si ce que tu as à dire n'est pas plus beau que le silence tais toi
37. xxx ( 21/06/2006 09:26)
ja , sohiany fa tsy eo dadabe ra tsy zany njy nahazo :evil: am le teny frantsay :-D:-D:-D:-D
38. toovs ( 21/06/2006 09:26)
majakely:

ja,,iza no nanapa-kevitra anizay hoe enao io no normale de izy homo no tsy normale??


majakely: izay naturelle sy izay ao anatin'ny be sy ny maro no normale. enao ve efa nahita charge moins na plus anankiroa nifampisintona. Hita fa aretin-tsaina izao ny anao koa mbola lazaina fa normale. raha vao développé amiko ny caractère sécondaire sexuel de hétéro anatomiquement ny olona iray fa ny sainy marary sisa no maha homo azy. toy izany koa le olona criminel ireny, heveriny fa normal ny zavatra ataony ka de tsy hiala amin'ny maha criminel azy izy. mararin'ny sivilizasion atandrefana enao
39. booboo ( 21/06/2006 09:30)
ja > dé maninona raha scientifiquement prouvé ? ngah fananahana ihany no natioran'ny olombelona ? enao io zany robot be natao hiteraka fotsiny fa tsisy sentiments, tsisy saina sns , Zay lé hoe aza bornée @ fananahana fotsiny.
40. ja ( 21/06/2006 09:30)
xxx:

ja , sohiany fa tsy eo dadabe ra tsy zany njy nahazo :evil: am le teny frantsay :-D:-D:-D:-D


asaivo tonga ary dadabe e!dia ho hita eo izay teneniny e!
toovs>les grand esprits se retrouvent,
merci an!au moins qq1 de censé

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0252