depuis qd les gasy st homo??pfff

61. Fiffi ( 21/06/2006 11:32)
ja:
en fait toi tu ne vois pas plus loin que le bout de ton nez
marina mafy , tsy aleko mijery izay eo @ bout du nez-ko toy izay andeha hamaky loha @ zay fiainan'ny olona !!! izay mahatsara ny fiainako no hataoko ! samy manana ny fiainany ny olona !! ka raha homo izy , inona anefa no azo hatao ? io no hitany fa mahatsara ny fiainany de zay !


62. hery ( 21/06/2006 11:47)
Ilay fanontaniana angamba no hovaliako...

efa depuis ela be no nisy gasy homo... (enao izany no tsy maharaka pfff).

Ho an'izay liana dia
http://gasysahy.affinitiz.com/
http://www.realhomepage.de/members/gasysahy/
http://www.blog.netreal.de/weblog/?u=gasysahy
http://marthescottgermany.spaces.msn.com/PersonalSpace.aspx

Misy mpikambana ato amin'ny namana izay sahy miteny hoe homo. Ny momba azy ato amin'ny namana ahafahanao mandefa hafatra ho azy:
http://namana.serasera.org/iza:gasysahy


Dia haninona?
63. Fiffi ( 21/06/2006 12:01)
Dia aninona ? tsy haninona mihintsy aloha zah an! satria io no hitany fa mahatsara ny fiainany ka tsy hidirako na haha-choqué ahy !
64. arson ( 21/06/2006 12:12)
zao fotsiny e!rehefa tsy manelingelina ny fiainanao izy de avelao any zany.satria ny olona samy manana ny fiainany tsy azonao didina.Raha amiko manokana alo de tsy asiko olana satria izay no tiany,zany hoe"samy manao ze hinanany kala maria sy ny zanany".Avelao izy hitia malalaka fa izay no hitany fa mety,fa ny indro kely fotsiny izy tsy mifampiteraka.hahahah
Fa lazaiko anreo koa fa nisy fandaharana izay nahenoko fa ny fitiavanolondroa mitovy sexe no tena mavaivay no le efa mahazatra hoe.zany hoe ny olona 2 mitovy sexe rehefa mifankatia de tena mamy be mihitsy.
65. Fiffi ( 21/06/2006 12:19)
de zay fotsiny zany ny fahendrena eh!
Fanja , booboo: :-*:-*:)
66. cutie ( 21/06/2006 12:26)
fiffi ary za nga tsy mahazo:cry:
67. Fiffi ( 21/06/2006 12:30)
mandrindra: ntsooooo ! ao ary an! :*:-*:-*
68. pissoa ( 21/06/2006 12:34)
Hay ve i cutie ihany no mandrindra e :-D:-D:-D
69. booboo ( 21/06/2006 12:35)
hihihihihihi
70. Fanja1 ( 21/06/2006 12:38)
Fiffi booboo cutie :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* aoka mba samy hijery ny fiainany sy hanao zay mahamety ny fiainany fa tsy hitsikera ny fiainan'ny hafa any.
dia asina tsiki fotsiny fa fiainana indray mandeha andalovana ny eto antany:)
71. Fiffi ( 21/06/2006 12:38)
cutie:

fiffi ary za nga tsy mahazo:cry:
cutie: ntsoooooooo ao ary an! :-*:*:-*:-*:*:*:-*:-*:-*:-*:*:*:-*:*:-*:-*:*


72. Herimiafina ( 21/06/2006 13:04)
ja:

Tena gaga be mihitsy aho androany maraina raha nijery site gasy iray izay!nisy ramatoa homo nisoratra anarana tao ary niteny mazava mihitsy izy fa homo ary nampiseony amasombahoaka ilay site
tsy haiko na azoko aseo eto na tsia fa dia tena tsss
nn mais depuis quand les malgaches osent dire ce genre de truc en public?et qui plus est une dame,j'hallucine décidemment où va le monde aujourd'hui?et on appelle ça fandrosoana
je suis ouverte d'esprit ms comme même

Mety efa nisy hatrizay izany fa nafenina. toy ny tany Corrée fahiny ihany, izay noheritreretina ho anormal rehetra dia naripaka.
Toy ny tany Chine tamin'ny taona 70-80, ny zaza vao teraka rehetra raha vavy dia tonga de tapahana ny antsy ny tendany.
Arakaraky ny zavatra raisin"ny fiaraha-monina iray ho inacceptable ihany io.

73. lapino ( 21/06/2006 13:26)
hery:
Dia haninona?

Hiteny fotsiny hoe tsy mety izany!
Tsy fanakianana fiainan'olona manokana akory, fa tena tsy mety izany na ho an'ny tsirairay (quoique ...) na ho an'ny fiaraha-monina.
Herimiafina:
Arakaraky ny zavatra raisin"ny fiaraha-monina iray ho inacceptable ihany io.

Ny "acceptable" na tsia dia tsy mitovy amin'ny hoe "mety" na tsia, na hoe "tsara" na "ratsy". Ny maha-homo dia tsy mety, fa ny fiaraha-monina amin'izao no manaiky azy, voatery manaiky ho an'ny sasany. Mampisy polemika manko ity resaka fahafahana, liberté, freedom vetsovetsoina amin'ny fiaraha-monina ankehitriny ity.
je suis ouverte d'esprit ms comme même

Marina aky ny an-dry a! Tsy rehefa malala-tsaina (na misoka-tsaina) akory dia hoe mety ny malala-body! :wink:
74. pissoa ( 21/06/2006 13:40)
Mety misy ny olona homo noho ny resaka ara-tsiansa. Raha tsy tian'ireny olona ireny izany, dia inoako fa efa misy mikaroka ny hanampy azy ireo.
Rahamisy kosa ny homo satria te hanaraka ny filozofian'ny malala-tsaina. Torohevitra kely: tandremo sao lasa malalaka loatra :lol:
75. cutie ( 21/06/2006 13:47)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-06-2006 17:38:53
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hoy i cutie:

fiffi ary za nga tsy mahazo

cutie: ntsoooooooo ao ary an!

:*:*:*:* koa njy
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 21-06-2006 17:34:03
Lohateny : Re : depuis qd les gasy st homo??pfff
Hay ve i cutie ihany no mandrindra e

tapa-tsinay za:-D:-D:-D:-D
76. Fiffi ( 21/06/2006 14:16)
:-D:-Dcutie: :-D:-D:-D:-D
77. cutie ( 21/06/2006 14:42)
fiffi njy koa aza tapa-tsinay :-D:-D:-D
78. Fiffi ( 21/06/2006 14:43)
cutie: ho andry fa nisy hadisoana akia fa vao namaly an'i mandrindra zah de izy no voasoratra :oops:
cutie: :-*:*:-*:-*:-*:*:-*
79. cutie ( 21/06/2006 14:44)
:-D:-D:-D:-D
efa haiko ka
80. dadabe ( 21/06/2006 14:48)
hummm !! miaro = manaiky donk mi kontr an\'Andriamanitra donk atheista ......./.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3411