depuis qd les gasy st homo??pfff

221. ja ( 25/06/2006 05:47)
xxx:

Come on guys!!! Lasa mahakamo be ny mamaky an'ty lohahevitra 'ty. Tsy ny fiantsoana ny namana ny fi-traiter-na azy am'ze vocabulaire tonga ao an-tsaina no hampazava ny hevitra tiana ampitaina.
pfff encore qui qui vient de l'ouest

ry zareo right wing fricko christian

à l'est kounkou rien de nouveau

etc :{



miala tsiny aminao aho fa ra milaza aho oe pff encore un qui vient de l'ouest tsy mi traiter anazy a!
ny dikan'zany traiter izany insulter na koa oe MANARATSY!!
ny tiako tenenina @ io "à l'ouest tjs rien de nouveau" dia oe tsy mahazo resaka ilay olona
jusqu'à preuve du contraire tsy fanaratsiana olona io
RAHA MBOLA TSY RESI LAHATRA IANAO DIA MAMPISEOA PS @ MANARAKA HANAZAVAIKO AZY TSARA!!!!!!!
222. xxx ( 25/06/2006 05:58)
ja:
RAHA MBOLA TSY RESI LAHATRA IANAO DIA MAMPISEOA PS @ MANARAKA HANAZAVAIKO AZY TSARA!!!!!!!
You really didn't have to shout :wink:

Tsy mampiseho ps aho satria mandray anjara eto, ka sao lasa hoe momba an'itsy na momba an'itsy ny fanaovako io fanamarihana kely io.

Tsy dia ilaiko loatra ny fanazavanao ny tianao ambara ka. Fanamarihana fotsiny ny ahy iny mantsy ka anjaranao ny mandray na tsia :wink:
223. Fanja1 ( 25/06/2006 06:13)

GAY PRIDE FESTIVE ET POLITIQUE À PARIS

PARIS (Reuters) - Avec pour mot d'ordre "l'égalité en 2007", la Gay Pride parisienne s'est déroulée sur fond de débat présidentiel, les organisateurs voulant amener les futurs candidats à se prononcer sur l'ouverture du mariage et de l'adoption aux homosexuels. De nombreuses personnalités socialistes - mais pas Ségolène Royal - ont ainsi participé à cette "marche des fiertés" homosexuelles qui a rassemblé plusieurs centaines de milliers de personnes à travers Paris, de Montparnasse à la Bastille.
224. jajaf401 ( 25/06/2006 06:57)
efa hatry ny nampalaza an'io haseho masoandro de efa tany koa ny Gasy eh!
Gasy angaha tara @ zv hoatr'ireny !!!!!!!!!!!
225. Fiffi ( 25/06/2006 06:58)
diamondra: heu....tsy misy mampiakatra ny foko @ zany aloha an!
Fa ny tiako lazaina fotsiny de ny hoe ny tsy fijerena ny réalité ! Nga hono natokana ho an'ny olom-pirenena hafa hiany ity homo ity no izay mba valiana rehetra de hahazahoana valin-teny hoe

"pfff encore qui qui vient de l'ouest...na hoe à bon entendeur na hoe...
si ce que tu as à dire n'est pas plus beau que le silence tais toi sns...

Andriamanitra hiany no hitsara ny velona sy ny maty.
226. Fanja1 ( 25/06/2006 07:07)
Andriamanitra hiany no hitsara ny velona sy ny maty.

zany mihintsy Fiffi :-*:-*:-*:-*
227. boubounezy ( 25/06/2006 08:27)
za dé tena manaiky ny momba io refasky fiffi io. ary io vhv io dé nazavainy tsara fa izy dé efa atrany ankibondreniny no homo fa saingy no ny tsy fankazaony oull toy zao no natonga izy io votery niaraka t@ lhl tsy fidiny nono ny manodidina mietraketraka sy manavakavak'oull
228. diamondra27 ( 25/06/2006 09:39)
'za koa tsy mahay le teny vazah sy teny anglisy ataonareo 'reo.

fiffi:ahitsiko kely fa tsy 'za akia no niteny ireo teny vazah ireo a!

fa misy club des homosexuels ve ato @ny serasera ankoatran'ny gasysahy e!
'za tsy miteny oe: lempidinika an!
229. dadabe ( 25/06/2006 10:19)
matoa miaro anie ry diams dia manaiky namanohana e,

Andriamintra aza t@ androan'ny sodoma sy gomoro efa nanao demonstration fa hoe tsy tiany izany dia isika aty aoriana indray ve no......hummm hanohitra an'Andriamintra izany ??? matoa maniky
230. ja ( 25/06/2006 10:39)
Fiffi:

diamondra: heu....tsy misy mampiakatra ny foko @ zany aloha an!
Fa ny tiako lazaina fotsiny de ny hoe ny tsy fijerena ny réalité ! Nga hono natokana ho an'ny olom-pirenena hafa hiany ity homo ity no izay mba valiana rehetra de hahazahoana valin-teny hoe

"pfff encore qui qui vient de l'ouest...na hoe à bon entendeur na hoe...
si ce que tu as à dire n'est pas plus beau que le silence tais toi sns...

Andriamanitra hiany no hitsara ny velona sy ny maty.



pff n'importe quoi

231. ja ( 25/06/2006 10:43)
otrany mandreraka b ny miady hevitra @ olona ssany eto fa zay zvtra rhtra tenenina dia avdika daholo
232. Fiffi ( 25/06/2006 11:29)
ja:
pff n'importe quoi
ja: ka zay ange ny tena olana eh! aiza ve ka izay mamaly rehetra raha tsy mitandrify @ izay valiny tianao de hatao an'io " pfff n'importe quoi " zao daholo ?
diamondra: an3 kah! tsy niteny aho hoe ndry no namaly an'ireo akia an! Ary fa angaha akia rehefa mba mamaly sy manome ny heviny de lasa fametrahana fanontaniana hoe " fa misy club des homosexuels ve ato @ny serasera ankoatran'ny gasysahy e! " ?


233. vale ( 25/06/2006 11:34)
Fanja1:

Fiffi ka tsika gasy tsy nihanatra teny vaza zany de tsy haintsika zay tiny ambara.:)
ravonjisona marina ny lazainao. Mety tsy fidiny ho anjy zareo koa aza anie ny we homo e
tsy momba an-dranona zà na ranona (@ lay resaka homo ity ) fa izao kosa>> nga i ja niteny hoe tsy mahalala teny frantsay kosa ianareo e?!!!8O


234. Fiffi ( 25/06/2006 12:00)
tsy izany kosa akia ry vale an! fa le fomba famaliana hoe "tu parles pour rien dire....fiffi a!à l'ouest tjs rien de nouveau....pff décidemmet!vous ne comprenez rien à rien. heu...de ahoana ireo ? tsy aleo ve zany aloha henarana ny dikany sa ahoana ? Sa raha hataon'ny olona tahak'izao de hangina fotsiny satria hoe izay mangina hono volamena ?
235. ja ( 25/06/2006 14:36)
hitan'i fiffi zany fa zay teneniko rehetra dia avadikareo?
pfff
236. booboo ( 25/06/2006 14:44)
ja > :-D. ataovy mazava @ manaraka zay tianao lazaina raha tsapanao fa tsy mety azon'ny hafa mihitsy fa vao maika tsisy azo refa " pfff n'importe quoi " sns no havalinao. :wink:
237. pissoa ( 25/06/2006 14:47)
Fiffi:
Andriamanitra hiany no hitsara ny velona sy ny maty.
Tsy nitsara kosa angamba ireo olona naneho hevitra ireo e. Raha mamaky baiboly izy, ka nahita hoe tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny zavatra iray, dia mampita amin'ny namany izay hitany tao ... Mitsara ve no filazana izany?

Toy ny miteny hoe Fahotana ny mijangajanga, na hoe Tsy mety ny mandainga ohatra. Mitsara olona ve izany? Dia ahoana izany no tokony hitenenana izany amintsika?
238. Fiffi ( 25/06/2006 14:58)
pissoa: an3 kosa akia an! tsy niteny an'io aloha zah an! fa ireo homo hita fa zava-tsy mendrika eo anatrehan'Andriamanitra de zay no nilazako hoe Andriamanitra hiany no hitsara ny velona sy ny maty.
Mba jereo akia fa tsy niteny mihintsy aho hoe iza no mitsara na iza an!
239. pissoa ( 25/06/2006 15:05)
Ooops, miala tsiny fa tsy izay tokoa no notenenin'i Fiffi :oops::-*

Nahita ilay hoe ihany aho mantsy, dia ni-assumer hoe fa misy hitan'i Fiffi nitsara angaha moa teto.

Azafady an :-*
240. diamondra27 ( 25/06/2006 20:03)
fiffi: kestion napetraka fotsiny ny ahy fa tsy misy ifandraisany @olona mamaly eto oa fa mba te-hahalala na misy club des homosexuels ato na tsia

dadabe: 'za tsy momba ny homosexuels , na fijangajangana fa de mifandray amindry zareo sy manaja ny choix-ny, refa nolazaina azy ny lalana mahitsy

homme - eau = lhl rano= homo:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6302