Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
161. hery
(
21/09/2005 14:25)
lahan13 koa ve nandroso vahaolana teo? :-) sa le manao avo vava sy mpanisy menaka fotsiny :-)
162. Nananie
(
21/09/2005 14:41)
Ary samy manana ny fomba fisainany marina ny tsirairay.Lazaina fa tsy nitondra vahaholana ny ankizy. Tsy diso 'zany satria nahoana? Fanontaniana no napetrany teto. Nefa toa hoatran'ny tsy nahazo valiny avy amin'ny mpitantana hatramin'izao. Inona marina ny pouvoir'ny OP hoy Lolly. Samy nanome ny heviny ny be sy ny maro. Ary ny akamaroan'ny namaly dia ny ankizy sendra ity olana ity : vôdàka @ tsisy dikany. ( jereo aza ny sasany vôdaka satria miresaka cartoons).Ny samy tomponandraikitra ( OP) anefa tsy nisy nanome vahaholana amin'ity resaka ity. Ary satria tsy nahazo valiny ny ankizy, dia aleony namaoka toromarika sao dia mba henoinareo mpitantana ihany.Nony nanome vahaholana aza ry zareo, dia tsy no henoinareo akory, niteny fotsiny ianareo hoe tsy aradalàna ity zvt 'ty fa trakta fotsiny.Ny OP ndray no mahazo 20/20. Nefa raha nangataka ny mba ho enoina ry zareo, dia ho fanatsarana ity site ity: mba tsy hiverenan'ny fahadisoana nataony OP sasany.
163. Nananie
(
21/09/2005 14:43)
Fa angaha moa tsy tokony anjaranareo mpitantana no mieno ny proposition ataon'ny ankizy dia avy eo manome ny vahaholana? Ary finalement ataonareo inona vahaholana avy amin'ny ankizy raha ohatra ka tsy henoinareo akory izy? Hafahafa ihany anie 'zany e!
164. Nananie
(
21/09/2005 14:50)
Ary hono wa ry Hery,tsy ianao mpitantana indray ve no tokony hiezaka ny anao izay ampilamina ny tension misy ato? Nefa toa ianao ndray no manisy menaka amin'ny afo?
165. Lolly
(
21/09/2005 14:57)
Hery, problème no napetrako, ary solution no nandrasako. Ny solution ho entin'ny ankizy aza tsy asianao sira, koa inona ndray no anampiako an'izany?! Sa ve 'zay mametraka problème tsy maintsy mametraka solution koa? Iny ndray no tsy hitako =)). Ary sao dia everinao fa ho élément perturbateur ary aho satria nony nametraka fanontaniana dia betsaka ny ankizy nampiseo ny faille ao amin'ny karajia? Hany koa lasa resaka we rendement de compte personnel!!! Raha izany io tsy efa ela ve za no nanoratra tany @ lay ol nandôka ahy??? Avela ho tabou 'zany 'ty resaka 'ty? De ho antitra eo!
167. lanah13
(
21/09/2005 17:07)
:-w:-w zao sisa no azoko atao sao may ny tanety klé!
siks kou nji Lolly aleo misam sao bedy eto njay mitsako ny natolotra é!:miam::miam::miam::miam::miam:
siks kou nji Lolly aleo misam sao bedy eto njay mitsako ny natolotra é!:miam::miam::miam::miam::miam:
168. cutie
(
21/09/2005 18:32)
lasa arirarira be le resaka zany , tsy hisy fiovana zany eo , ny eo ihany ny eo . :-D
lanah13, aleo tohizana fona ny fanalana azy :-D
lanah13, aleo tohizana fona ny fanalana azy :-D
171. cutie
(
21/09/2005 22:58)
lanah13, toa ho lasa zay ny iafarany kou :-D
sa avadikin-jy ho euro :-D
sa avadikin-jy ho euro :-D
172. misaina
(
22/09/2005 06:22)
hery: misotra mialoha, hay ve mbola hifampidinihana na ho raisina aho na tsia , ka raha ireo zvatra efa volazako ireo ve ry hery ho lany , anisan'ny mpiara miasa aho, izaho anie oa ka tsy tia bla bla bla izany e, ka sao lahy lany aho ka izaho indray no hitambarana eo!!dia mbola manohy ny tenin'ny hery ihany aho oe, tandremo fa misy ataon'olona fitaovana fotsiny entina asiana sira sns.. tsy eo @ serasera matetika tokoa ianao,fa gidraka anie eo hery e! ary marina daholo ireo zavatra tanisan'ny ankizy ireo fa tsy misy bla bla bla ireo akory,fa mety ny mpitatitra any @ nao no manao bla bla bla, enao koa moa toa tsy mihaino ireto vahoka kely mandady harona koa, soa ianao fa niteny serasera hafa efa ianao ni -eviteko ny hiteny anie kanjo moa ianao no nanokatra azy ka dia, hoy aho oe, ny serasera hafa anie ry hery ka tsy misy migadra izanye (banni) tsy misy mibedy raha miresaka fitiavana eo @ salon, ka misy miteny oe ndana nareo pv!! ka izay no maha tsaty rencontre azy anie hery eh, ary farany, raha izay latsabato izay moa ry hery no mahatsara ny serasera ity ,maninona moa?? sady efa hafa nohon'ny serasera hafa anie ity e ,tsy aleo ve atao hafa koa ny fombafomba atao e, ! asa aloha koa, misotra.
173. hery
(
22/09/2005 07:44)
Nananie: Tsy misy tension eo kah :-) jereo i lanah13 mbola mi- =)) be :-)
Revy manja foana ny ao amin'ny serasera fa tsisy tension zany... ze misy tension ihany no toa hitako mikorontana. Tao aho nandritry ny roa andro tsy tapaka hatramin'ny omaly fa milamina tsara ny ao. Mafinaritra daholo mihitsy. Tsy hitako zay olana. Donc tsisy tension fa mbola milamina ny firenena :-) (raha tsy hoe angamba tena gadra tokoa ny mpanakorontana :-p )
Misaina : Tena zany no fika ao :-) Dia tao amin'ny chat aho wah zao nandritra ny roa andro. Hitako misy miresaka fitiavana fa tsisy niteny hoe mandehana pv. Dia tsy nisy nibedy koa rehefa niresaka fitiavana. Dia tsy hitako daholo ireo zavatra nolazainareo ireo... nandritra ny roa andro nipetrahako tao. Kanefa mba ao daholo ihany ny ankizy.
Zah nefa tao mba saika handamina be mihitsy hoe inona zany korontana ato zany :-)
Revy manja foana ny ao amin'ny serasera fa tsisy tension zany... ze misy tension ihany no toa hitako mikorontana. Tao aho nandritry ny roa andro tsy tapaka hatramin'ny omaly fa milamina tsara ny ao. Mafinaritra daholo mihitsy. Tsy hitako zay olana. Donc tsisy tension fa mbola milamina ny firenena :-) (raha tsy hoe angamba tena gadra tokoa ny mpanakorontana :-p )
Misaina : Tena zany no fika ao :-) Dia tao amin'ny chat aho wah zao nandritra ny roa andro. Hitako misy miresaka fitiavana fa tsisy niteny hoe mandehana pv. Dia tsy nisy nibedy koa rehefa niresaka fitiavana. Dia tsy hitako daholo ireo zavatra nolazainareo ireo... nandritra ny roa andro nipetrahako tao. Kanefa mba ao daholo ihany ny ankizy.
Zah nefa tao mba saika handamina be mihitsy hoe inona zany korontana ato zany :-)
174. Nananie
(
22/09/2005 13:09)
Tsy mahagaga raha tsy nahita ininona ianao.OP ve efa nahazo critique mbola hi-risquer andàka??? sady mety tsy vogadra toy ny laizainao ny mpanakorotana teneninao , fa nifindra any an-kafa. Enga anie ka tsia:?.
175. hery
(
22/09/2005 13:34)
Nananie:
Tsy mahagaga raha tsy nahita ininona ianao.OP ve efa nahazo critique mbola hi-risquer andàka???
Raha izany dia efa niova ihany izany kay ny ops :-)... tsy izay ve no vahaolana notadiavina?
Nananie:
sady mety tsy vogadra toy ny laizainao ny mpanakorotana teneninao , fa nifindra any an-kafa. Enga anie ka tsia:?.
Raha ny fandehanany any an-kafa aloha no nampilamina ny tao tao anatin'ny 2 andro nijanonako tao dia zavatra tsara koa izany fa tsy atao hoe enga anie ka tsia. Fa tena nilamina anie e :-)
176. kinaoly
(
22/09/2005 17:56)
mahagaga fa ce sont toujours les mêmes personnes qui trouvent à redire. tsy mba manontany tena ve nareo milaza fa manana olana reo hoe maninn nareo no miavaka @ny maro?
hoy i cutie aleo tohizana fona ny fanalana azy - zay koa ny vahaolana hitako fa mety sady mahasoa ny rehetra,
ary sao dia efa voagadra marina aza ny mpanakorontana ka nilamina ny chat ? :idea: =))=))
hoy i cutie aleo tohizana fona ny fanalana azy - zay koa ny vahaolana hitako fa mety sady mahasoa ny rehetra,
ary sao dia efa voagadra marina aza ny mpanakorontana ka nilamina ny chat ? :idea: =))=))
177. cutie
(
22/09/2005 18:24)
kinaoly
tohizana ny fanalana azy ,fa tsy asiana banni, sy ny tariny :-D
tohizana ny fanalana azy ,fa tsy asiana banni, sy ny tariny :-D
179. sipagasy
(
22/09/2005 19:45)
soa fa gadra ny mpanakorontana rehetra raha izany, milamina ny tany & ny fanjakana.
180. misaina
(
22/09/2005 20:09)
sipagasy:ny migadra anie mbola any ampigadrana e, fa ny mpitaraina mbola ireo daholo, aiza aza nareo izany!fa na izany aza,aza rangitina ohatra izany ny namana , fa izany koa ve dia atao hafaly??? aza manao fisainan-jaza oa raha fanatsarana marina no tadiavina eto!! izay anie no ataoko oa handia tokoa nareo satria mbola tafapetraka eo @ toeranareo tokoa, izao dia efa mandatsa namana sahady!! vao roa andro izay no lasa, maika fa herinadro tsy hiverina indray ve ny toetra rehetra teo aloha!!!! asa re! misotra.