Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
121. vegas
(
19/09/2005 21:28)
edivan'izy mianakavy ataony tsy tamana ao amin'ny tchat ra vao miteniteny anarana eo.
123. vegas
(
19/09/2005 21:35)
mety hisy iany ny ampamoaka fa tonga de direct mail, tsy ampandalovina eto. Nefa lasa tsy ampamoaka tsony izy ra any.
125. aristar
(
19/09/2005 21:48)
Tsy te hanisy menaka ao anaty hafo aho faha asa raha tsapanareo faha eto @ dinika (forum) dia rehefa miteny vahiny dia voafafa na farafakeliny dia voahitsy ary any @ karajia (chat) dia rehefa tsy mitovy hevitra @'ny modérateur dia kicked (voadaka tena tsy ratsy ilay fandikana satria tena milaza an'izay tena dikany) ary arakin'ny nolazain' i Lanto dia rehefa tsy faly dia mandehana any @'ny takelaka hafa.
Tsy mandahan'ny fahafahanin'ny tomponin'ny takelaka manao izay tiany aho (çà serait un comble) faha arakin'ny efa nolazaiko tao @ dinika serasera in english dia eto @ serasera dia mbola mianatran' ny fanavakavanana (gasy na vahiny, tanindrana naha malama-loha, ie hitako matetika teto io) ary ao @ karajia dia mianatra petit-chef eh oui !!!
Fantatro faha tsy mahafalin'ny tompon'andraikitra sy ny namana maromaro ny zavatra nolazaiko ary voadaka sy banni eto @ serasera mihintsy ary aho faha tsy raharahako satria mahita fika faona aho hidirako eto na tianan'ny mpiandraikitra na tsia tiana.
Tsy i Hery manokana noho tondronjoka tanana @'ilay takelaka hoe gasy ranon'iray faha ireo rehetra rehefa misy teny vahiny kely dia tsy mahita havaly afatsin'ny hoe hataovy teny gasy faha tsy fantatro nefa nohon'ny hoe misy comment @ teny anglisy eo @ sary notsogaina dia tsy mahita ho tenenina intsony.
A bon entendeur salut ! Je n'ai pas m'empêcher de le dire en français

126. cutie
(
19/09/2005 21:54)
io ohtran'ny politika ihany e. na himenomenona eo aza enao , manao be marenina ry zareo :-D
128. vegas
(
19/09/2005 21:59)
cutie ka politika nge mba ahazoambola ee! any tsy koi ra manao be marenina.lol
129. cutie
(
19/09/2005 22:04)
ka ry zareo eto efa we tsy mandray vola kou lol
atao we politika tsaty zany :-D
atao we politika tsaty zany :-D
130. lanah13
(
20/09/2005 06:01)
Sali an !Ary hay ato an !Ary hitako nji ry cutie tsy hita tsony loll kobonji vé zà aki, f'angah kou,averiko fa zay sy ry nananie sy lolly, angeh no tena manana olana eto kay efa manana doly ny ankizz retsa é! hitako nji ela vo hita kou!!
Marina mitsy zay lazaina nareo retsa reo .Zà klou efa taraina t@ op ray zay fa hozizi wé aza miadaladala eo , dé aza rarahina fa ny ataonao ihany no atao, nefa refa mihotra ny fefy vé dé tsy teny mitsy fa hanao mouton de panurge loll.Dé mak'aiza @ zay ny liberté d'exprimer @ zay fotoana zay loll. Tsy hay tsony izy ty é, zay tsy manana hery hikick kou =))=))=))(tanjaka mou sa force loll)
Atsipy marina ny tady eny atandrokin'ny omby, atsipy ny teny ao ampon'ny mahalala (sao matsy b soratsa vahiny zà nefa tsy mahay teny gasy, dé aseho tsara é!)=))=))=))

131. misaina
(
20/09/2005 06:13)
ianah13: aza manonina anarana op oa ianao, tsy hainao marina fa rehefa hietsika ny demon 'ireo(mialan-tsiny @ ilay fitenenana) dia manova ps ireo dia tsy harakao akory oe ity ve ilay milay sa ilay tsy milay!!sady @ ireo volazan-dry ireo anie, mety milay @ nao fa tsy milay @ hafa e! ok misotra.
132. misaina
(
20/09/2005 06:24)
sosokevitra ny ahy ity ry namana isany, ilaina marina ve ny fisian'ny op eto @ karajia?????? ka izao aza mba fangatahana e: ary maninona aza raha ahongana ireo op tonta ireo dia aleo ny ankizy no hisafidy ny op raha izany, asina ny latsabato, izay lany eo no eken'ny be sy ny maro, ary raha misy moa ny mandà ka tsy hafaka ny hanao de miverina indray ny latsabato dia zay hatrany hatrany,@ izay mba hita oe op nolanian'ny namana t@ fo sy fitiavana tokoa, tsy misy ambadika sns... dia rehefa misy manao ny tsy mety dia ahongana hatrany hatrany, @ izay koa mba misy lalana mifehy ny op fa tsy izy koa no mifehy foana, asa hevitra ny ahy inyfa raha diso aho de avereno ahy ny teniko, mahasoa ny serasera hatrany no tanjona eto, sao indray misy mamadika oe misy mitady toerana indray izany, adidy hiarana io, sa ahona hoy ianareo??????? misotra.
133. lanah13
(
20/09/2005 06:34)
misaina: okay azany fa tsy hanonompoana ny anaranji zareo azany zà é!Fa zareo ihany angeh no mitady wé iza dé ovina dé omeo ora é, sa lasa tsy apamoka njay izy ty!!
Aiza fona lé resaka no tsy bola copie-coller eto é!Zà io efa ela beuhh nianjy teto fonany lollll

134. vegas
(
20/09/2005 06:48)
misaina> Miombokevitra!! Mety le mapandroso hevitra fa tsy mitsikera be fahatany. Fa mino za fa tsy sahy hanao an'izany ry zareo. Tsisy tavela eo tsony reo ra ny ankizy no mifidy. Mba marina mafy ra misy tia ny antsasamanila an'ireo kle.
135. hery
(
20/09/2005 08:04)
De inona izany ny vahaolana? :-)
Mba manana vahaolana ankoatry ny hoe "esory esory" (sy hoe "fantsiho fantsiho") ve ary ianareo?
Ho sahy ve ry lolly, sy lanah13 (tena tsy fantatro ilay dada sy sariaka), ry misaina sy ry vegas ny hiara-miasa amin'ireo olona vao avy notsikerainareo ireo? Indraindray aho te hiteny hoe aleo nareo no hatao eo dia ho hitanareo izany hoe sady tsy mahazo sitraka ami'ny vahoaka :-) no mbola gidragidrain'ny admins sasany.
Mety hoy aho ilay mitsikera saingy ilaina koa ny mandroso vahaolana raha tena samy mihambo hoe fanatsaràna no tanjona. Ho hitako hoe iza marina no tena manana tanjona hanatsara :-)
aristar> resa-be tsy vita io resaka teny gasy sy teny hafa io e.
Momba ilay "comment" ao amin'ny sary. http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m432afc31a6e43 fa efa fantatro mihitsy fa hisy hiandry kendry tohana :-)
Mba noheveriko fomba iray ahafahanareo manararaotra manoratra sy mamaky amin'ny teny gasy ity serasera ity. Raha teny frantsay sy anglisy sy ny sisa dia be dia be ny sites momba an'izany. Any isika tsy afaka manoratra teny hafa. Koa maninona raha miezaka manoratra teny gasy eto? Dia maty antoka ve? jereo fotsiny ange ireto e? i aristar ohatra dia manana olana mafy mihitsy eo amin'ny teny Gasy
hoy Aristar :
Tsy te ... hafo aho faha asa raha tsapanareo faha eto @ dinika sns... (ohatra fotsiny io fa betsaka ny tahaka izany)
Raha mba nanovo zavatra teto izao i aristar dia mahita fa afo no fiteny fa tsy hafo ary fa no fiteny fa tsy faha. Tsy diso frapy ireo akory fa hitako amin'izay teny rehetra soratan'i aristar. Izany hoe faharesen-dahatra hoe ireo no fanoratra azy. Tsy hoe fitsikerana be fahatany fa fanehoana fa betsaka ny Malagasy no mbola manana olana eo amin'ny teny malagasy ka anisan'ny eritreretina hanampiana izany ny eto.

136. lanah13
(
20/09/2005 08:39)
Hery/ reraka be zaho miresaka @nao, jereo sy vakio tsara aloha lay resaka , fa tsy raisina antendrony ny zavatra rehetra (ary aleo manoratra tsara fa sao bedy eto koa loll)Efa novaliko ianao eo ambony raha ohatra izao hilatsaka op! (mba vakio hoy aho!!), sady i lolly koa angeh tsy zay lé fanotaniany é!Ary mbola averiko eto ihany tsy ny op rehetra kosa é! fa ny sasatsany fa tsy natambany tao daholo . Dia manaraka izany aza madainga hoatrin'io moa fa adino sahady angah i pony kely loll, lay efa niresaka be ndray mandeha iry é!=))=)) (teo @ karajia io an ! nanotany tsara ny fommba fanaovana tsaty t@ zay dé hozizy ianao io ndrindra hoe i sariaka ihany ity é!t@ ianao dada ny psnao t@zany loll).
Dia izay ihany aloha fa dia misaotra anareo mpiandraikitra namaly é!!

137. booboo
(
20/09/2005 09:38)
1-Hatr@ zay nitenenan\'ny admin hoe \"efa voavakin\'ny op rehetra ity fitarainana ity\" ve efa nisy raha notapahinareo na kasainareo Ops hatao ? Mety hampitony ny raha tsinn ny fahafantaran\'ny be sy ny maro fa tsy niresaka t@ rindrina zareo na lanin\'ny écran (hihihihi) fotsiny ny fitarainany.
2-Misy soso-kevitra naroson\'i Misaina io ambony (izany no midika fa mitady vahaolana ihany koa ny mpitsikera). Ahoana no hevitry ny be sy ny bobaka ary ahoana ny hevitry ny admin ary ny Ops am-perin\'asa rehetra ?
Araka ny hevitro, raha tsy ny andaniny sy ny ankilany no vonona hifampiresaka hitady vahaolana ( fa tsy hifanamari-tena a ! boribory vetaveta mantsy raha zay dé 100 taona nareo ho eo ihany) dia tsy hisy raha ho vanona eo !
Bôna serasera aby

138. hery
(
20/09/2005 10:18)
1- Ny raha notapahana manokana... tsy misy :-). Tsy hitako hoe inona no zavatra mivaingana andrasanareo ankoatran'ny hoe, nandalo teto ny ops dia samy namaky an'ity dia samy mahatsapa tena hoe dia samy miezaka manatsara izay ataony. Sa inona ohatra ny zavatra pratika kokoa?
2- Ny sosokevitr'i misaina ve ilay hoe zarazarao ny enta-mavesatra? Efa imbetsaka tokoa aho no miantso mpiara-mitondra enta-mavesatra :-) N'aiza n'aiza aho dia miantso foana hoe raha misy afaka miara-mizaka ity serasera ity dia milazà fotsiny miaraka amin'ny zavatra tianao hanampiana fa tena mila fanampiana marina izahay. Na inona na inona. Ireo ops ireo anisan'ny efa nanohina ny antso. Raha misy hanohina hafa koa dia mbola vonona foana...
3- Arosoy ny vahaolana pratika. Tsy pratika ny miteny hoe hatsarao, fa teneno hoe inona no hanatsarana azy.
4- Misaotra anareo rehetra mihitsy aloha fa hita hoe samy mitady izay hahasoa ity serasera ity tokoa ianareo.

140. cutie
(
20/09/2005 14:35)
ka manin anefa tsy avoka mitsy le ampamoaka , fa in aza ny hatsaraina eo , raha tsy hita ze tsy nety . :roll:
lanah13 tsy koboko njy
lanah13 tsy koboko njy