Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
181. misaina
(
22/09/2005 20:26)
hery:roa andro ianao no nandalo, nitsidika serasera,matoa ireo mody hendry dia satria efa nahita ity fitsikerana ity, ary ny adala mody hendry.....efa dinika avo sosona ohatra izao ve dia mody tsy haheno ihany moa na dia mafy sofina tahakan'inona aza! saingy ny fiovana tsy ho hisy akory , andro vitsivitsy io dia miverina ihany satria , ny lonilony sy disadisa dia mitoetra ao ampon'ny tsirairay ihany satria tsy nisy fanafody fanafana akory, ka aza gaga ianao raha afaka fotoana fohy dia hiverina eto indray ny gidraka laharana faha 2! Hery ve tsy mba leo izany e,dia mitohy foana izany ny lanonana koa, raha azoko tsara dia tsy mihevitra ny hanova ireo akory ianao,ary sao dia efa vizana oa na mitombo koa ny fahateran'izy ireo ka tokony omena retraite, mety izay koa no mankizintina azy ireo anie! mba ilaina koa mantsy izany eo @ fiaianana koa, lasa ny ankizy no mizaka ny fatezerana satria kizintina koa! asa re, misotra.
182. lanah13
(
23/09/2005 06:19)
cutie: hanala ihany tsy aleo ary! =))=))=)) (lé any antsano é!)
kinaoly : rà bà fatatrao mantsy !!!! aleo marina tohizo lé fanalana azy an !
Tsy manana vaholana zà fa mpapirehatsa fotsiny!=))=))
Aleo mifanalà fa nji marary fo @ zany eo lolly :b:b
Tsiky dé ampy é!! =))=))=))

183. misaina
(
23/09/2005 06:20)
kinaoly: inona no tianao hiavina kay azfd???? sao dia tsy azonao aza ny tian'i cutie lazaina; vakio tsara e!!matoa midinika eto dia misy antony izay fa tsy misy faly andany andro eto akory!! misotra.
184. vegas
(
23/09/2005 06:38)
Aleo soratako mintsy fa misy ndray mihevitra oe manafina pseudoko ao amin'ny tsaty aho, sanatria. Ity no login-ko eto k atsy afaka anokatra compte anakiroa aho. Izaho no LABOMBA. Diso ilay eritreritra oe miova ps aho satria oe te hanakorontana fotsiny na hoe milaza lainga. Fanatsarana no tadiaviko zay fotsiny. Refa tsy mahazaka tsikera dia aza midikiditra amin'itony tantara serasera itony fa sao ho sahirana.
Misaotra.
Sonia: labomba.
Misaotra.
Sonia: labomba.
185. hery
(
23/09/2005 07:54)
misaina> dia aleo aloha andrasana ary e :-) raha ohatra ka tonga indray ny mpanakorontana andiany faha 2 dia ho hita eo ny hatao :-) (tsy azoko zany lozika zany. Rehefa tonga ny mpanakorontana andiany faha2 dia esorina ve ny op? :-) sa ny mpanakorontana no esorina?)
Fa i misaina koa tsy tao amin'ny chat nandritra ilay 2 andro ;-)
Fa i misaina koa tsy tao amin'ny chat nandritra ilay 2 andro ;-)
186. ftma
(
23/09/2005 07:59)
:lol: mbola tsy vita ny resakareo ato kay, rehefa vita dia tongava ao amin'ny karajia daholo fa mahafinaritra ao :)
vegas=labomba :-*
Ftma= Fa ::roll:
cutie = cutie :wink:
sipagasy = sipagasy :lol:
hery = hery :lol:
lanto = lanto :lol:
Ary ny sasany iza avy ao @ karajia? amin'izay mantsy mba fatatra hoe hay ve i ...no i ... e, dia afaka miresaka, mifadamina sy mifanazava.

187. sipagasy
(
23/09/2005 17:21)
ry lolly, pony, nananie, sns tsy hay koa nefa mitabataba ato fotsiny tsss mba ny ps entina any @ karajia entina eto e! dia hay hoe iza ianareo, dia aoka izay ny resaka ato fa tongava any @ karajia mitafa indray, raha mbola tamàna ato amainay ihany!!!!!
henoy ny fandaharana tafa & sinika mahasoa @ alahady izao fa ho antsika rehetra e!
henoy ny fandaharana tafa & sinika mahasoa @ alahady izao fa ho antsika rehetra e!
188. avolenta
(
23/09/2005 18:03)
Aiza kosa de oe ato aminay kle! Anao , ana, anazy, antsika rehetra io. Sa diso ndray za sipagasy? Kiss njy!
189. misaina
(
23/09/2005 21:25)
sipagasy: ato @ nareo marina, serasera anareo marina!! mivoka eny ihany ,ny fitenenana na tsy anontaniana aza,, angha moa tsy zany no maha maika anareo hijery oe iza iny mora hikickena ilay olona????ka raha hay anefa dia atao inona?? dia maninona????; dia lazao koa fa mpanankorotana eto koa zay e, tsy misy andany andro eto raha tsy misy zavatra takiana eto , izay dia tsarovy, ary kay nareo ops ireo kay tsy mazaka rehefa manova ps ny ankizy, fa nareo ireo ihany anie no tena mampianatra ny ankizy ato e! dia zakao ao ny vokany, devine-ho ao oe iza io e , izay anie no maha ops anareo !!ftma:tsy ny filazana ny ps marina no inona fa ny dinika miseho no tena zavatra lehibe, saingy,tsy misy ny vaha olana hatramin'izao,izao aza dia efa misy sahady ny fitenenana fa azy ny serasera koa, aleo mangina , azy ireo marina, dinika mbola tsy misy vaha olana dia efa fizaozahoana no efa hita miseho sahady! misotra.
190. misaina
(
23/09/2005 21:36)
hery: mbola mamerina indray aho, ary tsy vizaka aho mamerina @ nao eto foana, fa tsy fanankorotanana anie no zavatra takian'ny ankizy eto e,fa fanovana ny sehatra serasera ho tsara kokoa,ary kay i hery no tena tsy malagasy fa sinoa angamba, tsy azonao mihitsy ny dinika miseho eto,mitaky mba hanovana ny ops, mitaky mba tsy asiana ny gadra, mitaky mba tsy atao fatintany ny fi- kickena ankizy, sns.. dia izany ve no atao oe manakorontana?? fitenenana izany sao dia efa trop lotra ny fitsipika , izay no azoko lazaina azy, fa rehefa izay moa no andraisanao azy atao ahona moa!tsy hitako izay dikan'ity dinika ity raha izany no izy, toa vao midinika kely ny ankizy dia lazaina fa manakorontana sns...aiza ihany ny marina e e e e!!!!!!!misotra.
191. misaina
(
23/09/2005 21:47)
hery: za ao fona ka, omaly izao 19 izahay no tao, androany hariva izao indray, 17 izao no eto, ao fona anie aho e!@ izao ora izao, jereo ny ora.sa tanisaiko eto daholo koa ny ps rehetra tao?? misotra.marihako fa bots02 sy bots 07 ary koa ocean sy botnews09, anisany @ ireo, 13 zahay izany no ato, efa lasa 16 indray aza koa.zany oe 12 sisa izahay no ato.misy maika ery izao manamarina ireo an, sady hijery koa oe iza avy ny ps rehetra tao!!! aoka re e!! misotra.
192. cutie
(
23/09/2005 22:27)
ftma, za mbola manana ps hafa kou :-D
lanah13, na ary na aty mety daholo ka :-D
lanah13, na ary na aty mety daholo ka :-D
193. cutie
(
24/09/2005 04:24)
Tsotra fotsiny anie le vahaolana e, araka io voalazan;i ftma io .
ftma [ Valio ] 16-09-2005 10:57:38
Lohateny : Re : Fitarainana momban\'ny abus de pouvoir\'ny Op karajia.
Draidray aloha misy tsy mahazo mihitsy hoe maninona izy no voadaka e, nisy nanontany ahy hoe ny ps "focuskely" ve dia maha voadaka? angamba marque voiture io dia tsy azo ampiasaina.
Ny tsara angamba dia ny manontany ny antony nahavoadaka
194. lanah13
(
24/09/2005 06:22)
sali!sali an !
sipagasyi pony dé tsy iza fa lanah13 ny antony tsy mety tafiditra tsony ny mdpko tao tsy haiko na avy aty amiko ny olana, efa volazako io etsy abony; ary pony refa ao @ karajia tsisy mahalala wé i tweety_ ao tsara @ zay vé:wink: .Inoakao hatr'izay nidirako tao tsisy korontana angamba,tsy hitanisa an'i lolly zà satria aoka izy no hiteny azy na Nananie sao lasa clown eto njay zay 3 :lol:
Efa mihotra ny fefy lé zavatra fa tsy wé vao zao akory, ary efa nitaraina t@ op indrindra fa izaho fa zao no nolazainy wé aza rarahina fa zay ataonao atao.Sa vé bola averiko ihany refa ny ankizz no manao dé fa refa ....
Manalà angeh no atao ao é! Ary marina mitsy no nolazain'i cutie @ lé vahaolana wé fa man'inn zay no vodaka , dé inn no antony ,dé ahoana lé fitsipika (zà lou mahita zavatra indirect miseho ao é! fa hendry ny tena dé tsy niteny dé nahita an'ity fitarainana ty dé bà niteny é!) , sao mantsy avy eo ihany kou wé règlement de compte perso eto njay ty resaka ty.
labomba: efa io zao zà an loll
Faio aky zà dé kopy nji an !

195. misaina
(
24/09/2005 07:45)
Ianah13: fitenenana kely monja ho anao sy ny namana rehetra izay manao fitarainana eto @ izao fotoana izao, hendry tokoa isika , ary mankasitraka ny toetran-tsika rehetra aho, vao miteny ny olona(ops) oe iza moa nareo ireo avy dia samy miteny ny marina daholo, mampiseho ny ps tena izy sns... ny mampalahelo anefa dia zao, ry zareo mbola tsy nisy na iray aza niteny teto , hoe eo aza fa hiezaka ny hiova izahay!! isika indray aza no lazaina fa mpanankorontana , ka raha zany no izy nahoana moa no hanaiky lembenana isika e???? ao @ karajia efa andry zareo ny sehatra eto koa ve dia mbola ry zareo ihany no hanjaka!!!azy marina ny serasera, tsy misy hiadian-kevitra tsony.
196. ftma
(
24/09/2005 08:38)
Tsy hitako izay tokony hanitarana ity resaka ity, samy manana ny fahalalahany (liberté) ny tsirairay fa na izany aza misy fitsipika mifehy ihany ato ka raha ohatra nisy zavatra tsy nety nataonareo misaina, lolly, lanah13, nanananie, sns dia jereo ny antony avy eo ianareo mifanazava.
tsy vahaolana amiko ny fifamaliana eto na ny fifanomezan-tsiny, na ho tafakatra "300" aza ny mpadray anjara @ ity loha-hevitra ity tsy hitako izay dikany.
Ny hoe hovaina ny OP araka ny nolazain'i Hery raha vonona ny anao OP ianareo afaka manao anie e, manaova fangatahana :lol:tsy asa mora io an izaho mba misy mampakatra OP idraidray tena fanina mihitsy satria betsaka ny tonga dia mivatravatra sy manopa rehefa misy tsy mety ny nataony tany hoany:lol:
Cutie: efa neken'ilay nampiasa an'ilay ps hoe izy no diso :wink:
Fifakatiavana sy firaisan-kina no tokony hajaka ato ka mino aho fa samy vonona ny hifamela daholo nareo e
:-*

197. misaina
(
24/09/2005 09:45)
Fa na Ftma: azoko ny tianao lazaina, saingy dinika ity, dia mifandinika,hatramin'izao,mino aho fa na iFa io aza leo ihany koa , saingy hoy aho hoe, rehefa tsy malala ny ataony dia mila lazaina ihany hoe: misy harina mainty ny tavanao fa fafao,raha tena hoe nisy izany fifankatiavana sy firaisankina izany ry Fa, dia vao nivoka ity dinika ity dia efa nanaiky ny tsy nety nataony izay volaza fa nanao ny diso, saingy ilay izy tsy zay anie e,mbola miandry ihany aho hatramin' izao mba hisy hiteny hoe aoka ary ry reto fa hifamela isika,rovina io?? toa fitakiana ny Ip aza no atao mba halalana ilay olona , mora handatsana azy oe be vava nefa mbola mijanona eto Bold text@ nay eto ihany, dia handefitra foana izany ve isanandro vaky izao!!! misotra.
198. lanah13
(
24/09/2005 09:58)
sali! sali an ! borikeo @ zay lé resaka fa mandreraka b!Lasa b vava misavona lé resaka, fa au moins klou zà niteny ny hevitso sady tsy niafona kou. Aleo @ zao fa tsisy dikany lé hifapiteny lava patatipatata, efa tonga zay no tiana ambara :lol:. Ataovy otsan'ny système rehetra zay eo harahina zany.
Dé misaotra ny tsirairay,! bizz doly dé tsiky dé ampy é!maztou mikarajia ho an'ny rehetra.
Lolly siks nji fa plus nji kozy plus nji diso hihihi vakio tsara fa ho hitanji ao wé efa nanaiki hono zany lé nanomé ps fa izy no diso hihihii
Soit cool et zen car on ne vit qu'une seule fois=))=))=))

199. ftma
(
24/09/2005 10:34)
lanah13 niteny hoe [ Lolly siks nji fa plus nji kozy plus nji diso hihihi vakio tsara fa ho hitanji ao wé efa nanaiki hono zany lé nanomé ps fa izy no diso hihihii]ilay ps naverin'i cutie io ambony io no tiako lazaina eto.
Vita amin'izay izany ny resaka ka dia mazoto mi karajia ampifalina daholo.
Vita amin'izay izany ny resaka ka dia mazoto mi karajia ampifalina daholo.
200. bako
(
24/09/2005 11:48)
ary kay zany no tsy ahitako anjy aho tsony miverena njy d aza miova ps zany tsy misy mila zany eto fa ho hita eo zay miseho milay é !!!!! fa miverena njy fa tsy misy anaiky an'izany é zay miseho milay tonga d homentsika ny pakéany d averina @ ny toerany .