Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
241. lanah13
(
27/09/2005 09:44)
sali!salian !
Zay vé bola tsy nahitana vahaolana ihany izy ty é!
lobizz klou là, toa tsy op kofa angeh no nahitana olana lety é! :lol::roll:
lollytsy hita ihany izy ty é,asa na aiza aky no hametsahana lé tsikera sy fakasitrahana sa zà mitsy mila miverina T1=))=))Otsan'ny ao tanana ihany io ahodina ka ahodina ka, refa leo eo io magina fonany é!=))=))Zay fa tsy afaka hamali ny hafa zà sao mamay eto njay , zay magina fa taova-kena kou^:^^:^

242. Nananie
(
27/09/2005 09:56)
:-DLanah13
Misaina, marina ny anao. Ny eto toa ohatran'ny hoe rehefa OP dia mahazo manao 'zay tiany. Fa rehefa ankizy tsotra dia non! Na dia miresaka TOONS aza ny sasany dia asaina mandeha PV. Dia rehefa tsy manaiky dia banni. Ra Op hafa ve 'zao no nanao an'izany dia ho banni??? Zay no maha OP azy koa.

243. lo
(
27/09/2005 11:44)
lanah13 : kay v elà io e bizz koa là :)
zao anie less e, mamaky za d misy ny sasany tena we cas précis (voatonona le ps na le date et heure nitranganle zvtr), misy ndray mi-généraliser (du genre we esory doly reo na asivo vote), d tsy hay iany so d tafidita koa ny tena d aleo mbo asiana remise en question e, ary mety ny tsy fanaovana an'izay na ho an'ny op na ho an'ny tsy op no mahatonga le zvtr lasa mihitatra b miitsy mais bon, efa samy niteny doly ngamba ny rehetra, samy mahalala ny griefs-n'ny namana aminy ze voateny direct na indirect d aleo samy maka ze mesure tandrify azy e, fialam-boly ne ty e, ka aleo hijann ho fialamboly, rah tsy hoe mampiala voly le mifanasa vangy...asa re :)

245. vegas
(
27/09/2005 13:16)
za efa mandrezatra an'lé sujet!
efa samy nahazo ny tandrify azy doly kosa ngamba e! mitandrema fotsiny zany le op milalao ankizy mba te hikarajia fa tsy de tsara loatra. Mba kivy iany reny ankizy reny mamerina miconnecté indray refa vôkick tsinona. Ny banni ngamba alou amiko tokony tsy hisy mintsy ra ny tokony ho izy. Mifampianatra no atao eto ka refa misy tsy mahay miaina de mba ampenarina. Tsy mitovy milieu niainana daolo tsika ka aza tsiny. Manamafy atrany i labomba fa tsy ny op rehetra io, fa tsy iny fa amporisihan'ny namany de hivatravatra aty amiko aty. Tadidio fa labomba tsy niagréssé nizaniza.Ze mahatsiaro votohina indrindra zany no tiko ampitaina ireo hafatra rehetra ireo, ialako tsiny sahady.
"Atsipy ny tady eny antandroky ny omby, atsipy ny teny eny ampon'ny mahalala"
Signé: labomba

246. ftma
(
27/09/2005 14:04)
vegas =D=D=D=D
Mirary karajia sambatra ho antsika rehetra amin'izay, avelao ny lasa momba ny lasa fa ny hoavy no ataontsika mahafinaritra e. Fialam-boly ity hoy zandry Lo- ka mahazo fahafinaretana daholo.
:-* daholo
Fa

247. Samoana
(
27/09/2005 14:08)
vegas/ rehefa voasambotr'elà lesy le omby de aleo vonoina hozarazaraina @ namana rehetra a ! "Nofon-kena mitam-pihavanana ":D
248. kinaoly
(
27/09/2005 17:45)
misaina> inn aza ty mora mivôka afo ty ?
saino tsara aloha zay tenenina =)) : tsy ny mahaop na ny tsy mahaop no ahazoana mamôka numero na mail na pub eo amny publik, lalana ray no mifehy ny karajia raha ny fahalalako azy. misotro aloha rano mangitsy fa lasa marary fo be nareo zany. fialam-boly ane io fa na zany aza ilaina ny fanajana ny fitsipika tsotra (amiko io aloha) raha misy tsy azoazo de aleo manontany fa le mivatravatra we kinaoly: fa enao io angha no nolazain'ny op hoe tsy azo atao ny mampiseho numero eto @ serasera sy ny manome numero?? namana teto no voteniny foana , ka rehefa tsy enao dia mangina fotsiny satria tsy ianao no voteny akory! :{:{
maka souffle tsara alou misaina sô de tapaka lalandrivotra eo =))sa ve enaou atao op eee ? :!::?::idea:

249. cutie
(
27/09/2005 18:21)
kinaoly [ Valio ] 26-09-2005 22:16:02
Lohateny : Re : Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
cutie> manorata wa aty amiko
ok kinaoly cherie a, ho avy za @ angady sy ny harona :-D
250. kinaoly
(
27/09/2005 18:42)
cutie> tanjemo aza tsy tonga :^):^)
tou de homanikou ho anjy ny trano falafakou de asina nofonkena mitam-pihavanana araky ny kôzin-dry lerony eo ambony reo :miam: :-D:-D

251. misaina
(
27/09/2005 19:17)
kinaoly: matoa aho manoratra eto dia misaina aloha aho vao midinika, jereo tsara izay vosoratrao ery ambony ery fa hoe n'iza niza hoy ra kinaoly izay, hafaka mampiseho numero?????? koa nony, manazava indray aho toa miova ilay sujet???? miteny indray ra kinaoly hoe fialamboly ity, koa maninona tsy avela hilalao ampilaminana aza ny ankizy fa maninona no asina izao kick sy banni sns... zany ve ho kilalao , mba misaina oa,ary averiko eto indray, inona aza no valinteny omen-drakinaoly ahy @ nareo ops ilay miseho miavona tsy meraba rehefa ankizy tsy voanareo izay e ???? valio oe zaho?? ary raha mitady izany fandaminana izany maninona raha mihezaka manetry tena mba hisian'ny marimaritra fa manao be lazao sy manadio tena satria matahotra ny, fitsikerana ve?? te hanao aminy eo koa, misotra fa izaho tsy mitady hanao op akory aza fady indrindra!!ary tsy mivatravatra aho, akory sanatria fa manazava izay ato antsaiko,ka na himeme tsy misy farany eo aza ra kinaoly, izaho tsy taitra mitsy akory, fa rehefa tsy matanty tsikera dia avereno ny karatra e,mba herabao daholo ny ankizy izay tonga rehetra ao rehefa madio ny ao antsainareo rehetra fa aza miantsaravelantsihy oa,mba miandry ihany aho fa eh eh!!atao inona moa ny tsiky rehefa ny saina aza ratsy, tsy niteniteny, foana aho ra hery raha nanao io teny io a!!ary farany lazaiko andra kinaoly dia izao:niantsy ady ilay op raha nanoratra ilay numero teo @ pub, ary marobe ny ops teo nahita fa nihomehy sy toran'ny hehy izy mianakavy!! ka amindran-kanaoly tsara ve izany e??? sa ho lazaiko eto daholo ny ps nareo rehetra t@ io andro io!! mitady ampamoka nareo dia avy aho an!!izaho anie oa ka efa ela no tato e, saingy efa ho lava ilay toetra ratsy ,izay io tenenako io!! miandry valiny aho. misotra.
252. misaina
(
27/09/2005 19:46)
fanja1:mazava tsara izany! misy izany ilay fitsipika raha azoko tsara an??? avereno amindran-kanaoly fa sao tsy hitany io azfd indrindra ry fanja1, fa ny zavatra lazaiko dia izao, hay misy io fitsipika io koa maninona no mbola masahy mampiseho numeron\'olona namana sasany eo @ salon ilay op e,teny gasy mazava tsara io lazaiko io fa toa tsy azonareo oa e! nisy numero maromaro no navokany , ary anisany izany ny ahy, averiko eto indray fa anisany izany ny ahy, mazava????? ka diso sa marina ilay op nanao azy io aza??? ampetrako any @ nareo ny kestion!misaina oa izaho vao miteny a! fa izaho tsy leo miteny eto akory, ary tsy kivy koa. misotra.
253. misaina
(
27/09/2005 19:53)
lo: marihako manokana eto ry lo, fa ny ops any antanindrazana dia tsy votonina eto akory,ny eto eropa ihany no miseho azy ho mahavita azy, koa mialan-tsiny raha sendra nahatohina anao satria ianao op koa, mendrika ho anao ny maha op anao, fa na ny fanazavanao aza dia feno fanajana sy fanantenana koa manohina anao hatrany izahay,adidy tsy an'olon-dratsy , fa ratsy matoa tenenina eto, mankasitraka lo ,misotra.
255. kinaoly
(
27/09/2005 20:15)
misaina> mbola averiko ndray : lalana iray no mifehy ny op sy ny tsy op. tsy ny maha-op azy akory no ahafahany mamôka numero na mamôka mail eo amny publik fa enao no niteny hoe satria izy op de mamôka numeron'ol eo amny publik.à titre personnel no nanaovany an'izany angamba fa tsy amny maha-op azy.
ny fahitako azy de tsy levonao mintsy le izy satria "op" no nanao an'izany. compte prsonnel anareo kosa kay zany fa ny op rehetra avy any europe no manjary voahoso-potaka. farany : fa angaha moa rehefa we fialamboly de samy manao ze sitrapony ?!?
tsy haiko aloha fa raha samy te hiala voly amim-panajana de aleo asina fitsipika fona amzay tsy lasa any anaty ala, ny gidro aza ane rankizy manana ny fitsipi-pilalaovany asa aloha eee =))=)) - misotroa aloha misaina rano wa, marineee, ngo de marary fo eo foutsn

258. kinaoly
(
27/09/2005 20:35)
=))=)) ka lasa niova njay le action kou,
aleo marina vitaina amzay ngamba :-$ :-$
mba hanoraty za ze mbola te hamaly anà :°)

259. booboo
(
27/09/2005 20:42)
vita ve ? mbola misy bus ve zao ry Kinaoly hodiantsika ? hihihihihihihihi
260. kinaoly
(
27/09/2005 20:45)
booboo> mety mbola misy akia fa ra senja tsy misy de babeko njy mody an :lol: