Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
301. xxx
(
29/09/2005 10:47)
hibaboka inona kou ry ravatorano ? mitsikia dia ampy fa ny wa wa wa de eo foana
alefa njay ny kom e=))=))
alefa njay ny kom e=))=))
302. ftma
(
29/09/2005 15:12)
cutie na ny banni aza andrasana ka:lol: rehefa tsy banni intsony ry zareo, misy antony anie raha toa banni e tsy hitandry nga ilay mpiteny ratsy sy manompa be iny? raha tsy banni iny dia mbola nanao ny adalany teo foana.
Fa raha misy banni nohon'ny antony hafa dia resao izay no banni anareo e handefaso hafatra izy dia any ianareo mifanazava, efa henoko nisy ankizy banni tato dia nifanazava tany ry zareo izao izy zao lasa miresaka be ao @ karajia ao.
Efa misy vahaolana ihany anie fa anareo sisa mieritreritra e,
Fa :-*

303. sipagasy
(
29/09/2005 15:51)
kayyyyy efa 304 izany izaho izao no mamaly ato??? hihihih mahafinaritra fa nahazo kill be dia be ry lolly & ry nannanie annnn, miandry anareo any @ karajia izahay e!
306. cutie
(
29/09/2005 18:25)
ftma , za tsy nahita an'zany oul mpiteny ratsy zany.
Fa rovina zany le sasany tsy niteny ratsy fa banni no tsy banni tsony :-D
Ary ravatorano kay avocat lollllllllllllllll
Fa raha misy banni nohon'ny antony hafa dia resao izay no banni anareo e handefaso hafatra izy dia any ianareo mifanazava, efa henoko nisy ankizy banni tato dia nifanazava tany ry zareo izao izy zao lasa miresaka be ao @ karajia ao.
Efa misy vahaolana ihany anie fa anareo sisa mieritreritra e,
Fa
Ftma, nga za no ni banni oul kou za no hifanazava any lollllllll

309. lanah13
(
29/09/2005 19:52)
sali ! sali an !bola eto foana tss borikeo wa fa tss!!
lolly sy Nananie :marary lotsa zany foko zany fa b lotsa lé ankizz makato klé , heveriko fa zà ihany na ntsika 3:wink:, dé zà zany io bola T1 foanay hatr@ zao fa tsy haiko wé inn dikany tsikera loll dé aiza no apetsaka, sa mila 4 maso voa mahita atsy @ lohateny momban'ny takelaka ......:-D:-D
cutie zà eto miresaka @ njy tsy valianji akory kou hihi ka maika hiresaka magina , dé avy eo nji midindrambo ery =))=)):*:*

310. cutie
(
30/09/2005 00:05)
lanah13, ok akia hiresaka zany tsika , le ao ambadiky ny tranonareo ve :-D
311. lo
(
30/09/2005 03:57)
lanah13 : ary za notorahanlà bilao klee :evil: fa na d zany aza bizz klou là :lol:
312. misaina
(
30/09/2005 06:31)
vegas: haiko fa tsy izy menakavy akory, fa ny tsara aminao koa anie, mety ho ratsy @ ankizy sasany e,atambatra ao aloha ry zareo dia ireo izay mahatsapa nanao ny marina, tsy maintsy , hiteny ,himenomenona sy hilaza ireo fopla(nanao ny tsy nety)rehefa samy zareo ao no mifandamina sy mifananatra angamba , mety hihova ihany,na asa , mety ho bannin-dry zareo koa izay ops milay miseho hiteny eo , tsy hay intsony e!!! izy samy izy aza tsy misy fandaminana koa, maika fa ny ankizy mahazo lako ato lava izao,tampenam-bava tsy mahazo miteny , zao vaky ny barazy! misotra .
313. Lolly
(
30/09/2005 10:27)
Misaina , Vegas, cutie, mankalàza e!8)!
Lanah13, ndàna mijery dokotera raha marary fo, fa tsy ao ambadika ao no midiridiry ôtsan'io ;-)!!!Lolll!
Lanah13, ndàna mijery dokotera raha marary fo, fa tsy ao ambadika ao no midiridiry ôtsan'io ;-)!!!Lolll!
314. sipagasy
(
30/09/2005 15:13)
misaina:
vegas: hitanao ilay tsy hamohandry zareo ilay banni rehetra, satria, mahay ny any anaty tsinain'izy menakavy dia matahotra ny woaina dia miray hina be oe aleo tsy avoka mihitsy,mody oe virtuel, virtuel, fa ity tsaty ity no fiainan'ireo faharoa koa anie e!resabe daholo izany ry ravatorano oe virtuel , tsy atao ampo sns.. fa ireo no tena tay be raha hanodina sy mankahala ny ankizy ao ,surtout oe ankizy mafinaritra izany tsy ataon'ireo tafapetraka mitsy,tambarandry zareo tsy misy hantra mitsy,virtuel hono, marina ny anao ravatorano , saingy nampiesoniny fotsiny enao t@ iny,dia mbola milaza indray raha misy diso izay ambarako izay!! misotra.
soa ihany fa tsy tao @ karajia ianao fa tonga dia navoakako tsy misy hatak'andro kleee.... inona izao io ambony io??? tsy hainao ve ny manova ny fomba fiteninao tsy hiteniteny fôna?????
315. misaina
(
30/09/2005 21:29)
sipagasy: hiditra ao zaho izao ka jereo ao aza eh, dia avy dia dakao tsy misy indra fo, hazavao aloha oe inona no teny ratsy nolazaiko teo??? ilay tay be ve sa inona??? angha sipagasy tsy mba mpiteny izany mitsy ?? fiteny norma be anie io e,hamohay forum indray aza zaho @ io teny io e. misotra o.
317. sipagasy
(
01/10/2005 14:47)
ho an'i "misaina" izaho aloha tsy dia mpiteny ratsy e! misaina aho vao mamoaka vava, ary ny norma aminao mety tsy ho norma amiko koa.......
318. misaina
(
01/10/2005 18:07)
sipagasy: ka tiko ho fantatra oa oe , inona ilay teny ratsy nataoko???, aza vakiana izay vosoratro e, tsy ho anao koa anie no nanoratako azy e, aza mandray tsy raisina ohatra ny tsimpolotra oa, tsy karajia tsy aiza fa menomenondava foana!!za angha zanakao no omenao morale eto!!kilalao , virtuel aza manao ampo nareo fa lalao ity sns... ze atao nefa maneno akoho daholo,tongava ao @ karajia, fa ho raisinay antanandroa sns nareo nefa tsy misy fiovana ao na dia kely aza ,vao maika aza mitombo ny , adalana, ary" kle "io lazainao io kay inona no dikanio ??, teny vazaha io zany sa teny gasy???misotra ihany na dia izay aza.
319. lanto
(
01/10/2005 19:09)
Raha nareo ato no henoina de ohatry ny hoe loza be ny ao am karajia ao
TSIKY DIA AMPY foana ao ary nareo ireo mahalala fa asa zay iziriziriana eto.
Misaina aleo njy tsy mankao tsouny fa mampalahelo ampijalian'ny OP an :) tsiky foana e !
TSIKY DIA AMPY foana ao ary nareo ireo mahalala fa asa zay iziriziriana eto.
Misaina aleo njy tsy mankao tsouny fa mampalahelo ampijalian'ny OP an :) tsiky foana e !
320. sipagasy
(
02/10/2005 15:04)
izay mahatsiaro tena fa mijaly kosa aloha tsy tokony ho avy ary @ efitra ary raha izany e! hihi sao dia vao maika hijaly koa hihihihi,
ftma, avereno akia ilay pop corn teo dia asio voandro koa annn toa tsy mety vita ny film ato tsinona kouuuu hihihi
ftma, avereno akia ilay pop corn teo dia asio voandro koa annn toa tsy mety vita ny film ato tsinona kouuuu hihihi