Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

1. Lolly ( 14/09/2005 20:10)
Miharahaba antsika rehetra.
Misy fanontaniana mba tiako apetraka amintsika. Inona marina no tena droit'ny Op karajia ato @ namana? Tsy izany mantsy fa mba niresaka nivantana tamin'ny namana aho dia noroasin'ny op. Fantatro tsara ny lalàna mikasikan'ny karajia: tsy manopa, manaja, tsy miteny ratsy... nefa, dia mbola misy op miditra amin'ny resaka ataoko amin'ny namana dia mandraoka fotsiny ahy. Nolazainy fa tsy maintsy miditra PV raha toa ka hiresaka. Nilaza mihintsy io olona io fa tsy mahazo mifosa. Fa inona marina no atao hoe mifosa? Satria ve mampiseo ny hevitro mikasika amin'ny olona izay manenjika ahy eto sy be fihalonana eto amin'ny namana dia tsy maintsy atao PV???
Raha hafaka mandroaka noho izany zavatra izany ny op; dia aleo angamba izy aloha hapiatra ny principe apetrany amin'ny tenany 'zay vao manenjika ny hafa.
2. xxx ( 15/09/2005 01:39)
Lolly,
Mankalaza e! Mba azonao omena ve ny daty sy ny ora exacte nisy izany fotoana izany ahazoana mijery azy akaiky?
Misaotra @ tsikera ihany koa dia maniry anao ho avy ao @ karajia lalandava.
3. jajaf401 ( 15/09/2005 03:26)
=))=))tsisy droit izy kah=))=))
4. lilbon ( 15/09/2005 04:21)
lolly zany ve no tsy ahitako anjy ao tsouny e!
nefa za mianjya anjy foana kle !
5. vegas ( 15/09/2005 07:01)
tsy efa OP vavy ndray zao zany? fantapantatro fa mba teneno ihany oe?
6. lanto ( 15/09/2005 07:56)
Lolly> izaho mino fa tsy lolly io ny pseudo-nao tamin'izany fa efa azoazoko an-tsaina.
Omeo ary ny pseudo nentinao, ny daty sy ny ora dia ho-copier-coller-ntsika eto ilay resaka tsy manan-tsiny nataonareo e ! Hanomezan'ny olona ny heviny ?
:)
7. bichette ( 15/09/2005 09:18)
alefaso tokoa hoe
8. booboo ( 15/09/2005 09:37)
Tsy tokony ho izy samy OP ve no mijery sy miady hevitra @ zany satria zany no andraikiny ? Non ?
9. Nananie ( 15/09/2005 10:18)
Salut daholo.

Lolly, hay kay nji koa victime an'izany? Bienvenue dans le club akia. Za efa impiry no vodàka tao koa. Hiomehezana fotsiny akia! Amin'izay vao maika michauffe! c'est plus marrant comme ça...=))
Vegas, op vavy tokoa. Efa zavatra mahazatra angaha? :°)Mampiomehy!!!
10. mignone ( 15/09/2005 10:27)
ka azavao oe maninn izy no mandaka ? de lazao eto ny anarany fa tsy vitany oe "bienvenue au club " fotsiny
11. pony ( 15/09/2005 10:33)
Sali sali an!:lol:Aza be taraina aki fa efa mahazatra io an !Hatsaty io an!sady io zavatra io polémika be tsisy azo abara fa otsan'ny loi de la jungle ihany io , ny matanjaka ihany hatrary ka hatsaty.Hay ao kou nji nananie siksa ka!!!Ny ahy aza resaka toons vodaka nirimorimo mitsy fa atao ahona samy manana ny andraikin'ny tsirairay.
Ny indro kely refa zareo no manao resaka tsisy koi fa refa ny hafa dé wawawa! Zay njay fa ho avy eo zà @ resaka io lolll
12. Nananie ( 15/09/2005 10:45)
Mignone mila fanazavana? Nefa za koa mba saika anontany anao hoe maninona aho no vôdàka tamin'izany fotoana 'zany, dia avy eo iomehezan'ny sasany fotsiny. Ny an'ny Pony toa pire. Resaka TOONS ve de hahavodàka? Gaigy ndray 'zany!
Mety marina ihany io lazain'i Pony io. Loi de la jungle. Tanjemo Pony hoanin'ny liona eto tsika sy nji an!=))=))=))Zay vao bye bye serasera. F'angah moa tsy tsiky dia ampy ny ato e?
13. Lolly ( 15/09/2005 10:53)
Lilbon salut toi! Ntsôôô nianjy tao fôna toi? Za lesy banix a! Abus de pouvoir e!

jajaf401: Hay va re! 'zay ndray no tsy fantatro:-D

Mignone... anao carte sur table ve 'zany e? Sao dia voaroaka eto mihintsy za vao loza. Jereo fotsiny ny resaka tao omaly hariva à 22H eo eo.

Nananiedia amorona ny club des banies 'zany tsika?:-D:-D:-D
14. chipie1 ( 15/09/2005 11:19)
lolly > valio i lanto eo ambony
15. lanto ( 15/09/2005 12:13)
Lolly> raha io ora voalazanao io dia olona clones (avy amin'ny adiresy iray) no mody mifampiresaka eo dia nifosa olona mpankeo nefa tsy teo tamin'io fotoana io.
Tsy voalohany banie io adiresy io niresaka vie privée an'oul sy mifosa bika aman-tarehy. Fantatrareo ilay olona maninona tsy regler-na any ivelany ny lonilony ?
Ny mampalahelo dia misy namana mba nahafinaritra ihany iray trano ao dia miaraka voakatona any !

Efa nampitandrina ihany ny OP teo fa "de koi je me mêle" ny valiny !!!!

pony, lolly dia iza koa ny ps foronina manaraka eo ?
16. pony ( 15/09/2005 12:26)
Re njay an !!!
Inn doly ty resaka ty lé, lolly my clones foronina l=))Bon aleo manaja tena fa otsany hivadika zavatra hafa lé resaka sao bedi eto njay.Zao fotsiny aki lolly an!Mitaraina ianao fa tsy ianao rery no azon'io fa maro fa ianao no nahasahy nilaza ny hevitsao, maro no namana ao @ karajia niresaka an'io fa zao mahalala fa misy clan an'i haninana sy any ny haninana ao nefa ngeh lay zavatra publika é!Tsiky dé ampi é! siks doly
17. lanto ( 15/09/2005 12:48)
Aleo marinamimémé :lol:
18. Lolly ( 15/09/2005 12:50)
Lanto: olona mody mifampiresaka?Mifosa olona? Fa inona no atao hoe mifosa aminao??? Toa tsy valinao akory ny fanontaniako napetrako tetsy ambony?! Ianao io izay milaza fa nifosa ny olona, maninona raha avoaka eto ilay resaka natao tao amin'ny karajia amin'izay ho hitan'ny be sy ny maro?!!!Gaga amin'izany lazainao izany aho. Tsy nisy namaoka anarana tao na iray aza. Ary amiko, rehefa tsy manonona anarana dia tsy nisy atteinte à la vie privée d'autrui.Resaka dessin animé ve dia andakàna olona? Ary tsy ianao io ve no diso 'zao satria mamoaka ny anarany eto? Sur quelle base tu te permets de conclure qu'il s'agit d'une seule et même personne???Sa ianao io koa Op dia manararaotra :-D?
Ary raha nisy resaka lonilony tao ambadika tao dia tokony ilay olona misy olana no nanao carte sur table.
19. Lolly ( 15/09/2005 12:53)
Pffhihihi! N'importe quoi!!!!:°)
20. lanto ( 15/09/2005 13:06)
Lolly> tsy namoaka anaran'oul aho ary izay no tsy hamoahantsika ny resaka eto.
Ny op de mahita izay iray lavaka rehetra, na tsy op ary afaka mahita an'io ry lolly.
Tokony any an-tranonareo ianareo miresaka (ao ary fa tsy nifosa e) satria afaka miresaka mivantana raha toa ka oul maromaro tokoa :)
Izay fa aza de enti-po tahaka io e ! Ao am tsaty injay mihaona :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2267