Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
41. misaina
(
17/09/2005 08:32)
Slt sika rehetra, manohana ity fitarainana ity koa aho, atodiko manokana any @ i lanto ny teniko hoe, izy ity moa ve zany refa resaka Op de misy ihany koa ny fiarovana azy sa .. mba mandinika koa ianareo ??? tokony itaraina ve ny ankizy raha tsy nisy zavatra tsy nety hitany tao, ary marihako eto fa nareo Op reo indrindra no tena mpanova ps ka raha hanova in-njato aza ny ankizy inona ny olana???? diniho ny ataonareo zay vao miteny olona, ary tsy maintsy porofoana koa ve ny ora sy ny daty nisiany izany zay vao hita hoe, io fa diso tokoa ilay Op, tsy zazakely tsony sika rehetra ao,ary tsy hamorona koa ny ankizy satria , inona moa no tombotsoa azo!! fanafitohina , ady lava zay ve no tanjona ato????? sa inona????? misotra.
42. sipagasy
(
17/09/2005 08:40)
tsy ny fanolosoloana ps anie ny olana e! io samy manao izay tiany fa kosa tsy ps teny ratsy na teniteny foana no atao?????ahitsio aho raha diso.
43. misaina
(
17/09/2005 08:40)
Hono ho aho ry Hery??? raha tena manao ny fanarahana maso marina anie ny Op ao @ serasera, tsy tokony ry zareo ve no manao ny tatitra any @ nao, fa nahona moa ny ankizy no hanao izany any @ tomponandraikitra???? koa raha izany no izy, fanontaniana manitikitika ahy ity, inona kay no ilaina ny Op raha izany, toa alahelo , fitarainana , ady lava no hita, tsy aleo ve tsy asina Op, fa mampiditra devoly ny rehetra, atao mpiambina an'iza??? efa olondehibe daholo anie ireo!! sosokevitra ny ahy iny, fa raha diso aho , de avereno ahy ny teniko, misotra.
44. misaina
(
17/09/2005 08:44)
Mamaly hafatra ho an'i sipagasy aho, efa manomboka ny lonilony matoa ny ankizy manompa na manao ps teny ratsy zany , na izy aza ve de ho faly hanao izany saingy efa mankaleo lotra.... misotra.
45. misaina
(
17/09/2005 08:57)
Torohevitra ny ahy ity ho an'ny tomponandraikitra, tsy hoe mibaiko anareo aho sanatria , fa tsy izay ahatrara ity serasera ity ve no ilaina!! koa raha izany foana no zavatra misy , tsy aleo ve ovana robot ny mpiambina de @ zay milamina sady tsy misy fiangarana, ary mety hilay be koa @ zay fa tsy misy intsony ny Op ato ka hilaza fa mahay mandray andraikitra sns....andraikitra mankaiza de ho aiza???? mampandroso ny serasera ve sa lasa resaka be fa tsaty hafa kely!!! diniho , dia misotra.
46. pony
(
18/09/2005 07:48)
misaina: zà klou manohina ny hevitsao mitsy é! marina mitsiny zany!!
sipagasy : otrany tsy azonao lé resaka fa bà vakio alou ny nolazain'i lanto eo abony "pony ,lolly dé inn koa no ps foronina manaraka eo" marihako fa tsy ps misy ompa na teny ratsy ireo, sady lé dinika eto kou hafa mitsy fa tsy zany????
dé rovina ihany vo hivoka eto lé resaka é!!! (zà io mianjy beuhh!!):lol:

47. Lolly
(
18/09/2005 10:13)
Ouay e!!! Tena misaotra antsika rehetra namana nanome hevitra tato.:wink:! Ny mampalahelo anefa dia ny OP rehetra nanjavona daholo, tsy nisy sahy nanohitra. Sa ve hoe OP dia any @ karajia ihany no mampiseho ny maha OP azy???=))
Hiverenako ilay nolazain'i Hery. Fa inona marina no dikan'ity takelaka iray ity raha toa tsy hafaka amoaka fitarainana ato ny ankizy? Toy ny lazain'i booboo, inona marina ny fitarainana aradalàna sy ny tsy aradalàna? Raha azoko tsara 'zany dia tsy aradalàna ny ahy satria tsy nanoratra nivantana tany amin'ny admin???8-)F'angaha moa tsy ianao no admin ato:-w?! Raha tsy hoe marina daholo ny lazain'ny ankizy dia mba indray mandeha hoe diso ny tomponandraikitra ato dia mody odina fanina!!!
Matoa mikolay ny ankizy ato dia tena misy zavatra tsy rariny mintranga. Ny hevitro angamba dia tokony hanome fahafahampo an'ny ankizy ianareo admin raha tianareo hiroborobo ny serasera. Tsy ato irery ihany koa anie no hafahan'ny malagasy miserasera e! Sady efa tonga amin'izao toerana izao ve ( 5 taona sahady) ny ato, dia mbola ho tsy rarahina ny tsikera mandeha??? Heritrereto ihany!!!

48. Lolly
(
18/09/2005 10:17)
Sipagasy: Ianao ndrindra io mihintsy no teo t@ 'zay sy x niresaka. Fa naninona ianao tsy tonga dia nandray ny andraikitrao fa niandry an'i x, 'zay vao nahalailay fonosana??? Ary diniho tsara aloha ny resaka vao mamaly!!! Sao miteniteny foana ka hiomehezan'ny olona.
49. Nananie
(
18/09/2005 10:24)
Waow milay be lay resaka. Raha tsy mbola tonga saina amin'izao ny OP dia efa tsy mendrika ny hitondra an'izany anarana izany intsony angambany:-D. OP fa aiza daholo ianareo e?!Menatsa angambany :roll:!Aiza kosa e!
50. Fanja1
(
18/09/2005 11:51)
lolly :
Iza manakana anao tsy andeha hiserasera any @ hafa e?
"Tsy ato irery ihany koa anie no hafahan'ny malagasy miserasera e! "
Iza manakana anao tsy andeha hiserasera any @ hafa e?
52. misaina
(
18/09/2005 12:30)
hafatra ho an'i fanja1: aza atao hevitra anavona ilay izy ry fanja1, fa safidy ny tsirairay io, fa nahoana kay no misy fandroahana ny ankizy handeha serasera hafa???? raha manajanaka enao ka mitaraina ny zanakao , fa masika lotra enao dia hamaly ve enao oe ndana mitady ray amandreny hafa!!! saino tsara aloha vao miteny,fa aza entina @ mokondoha fotsiny izy ity! misotra.Fa rehefa tsy mazaka ny fitsarana anareo nareo de miala koa aza tsy op!! misotra.Ary zay izany ilay teny oe tonga namana nareo vao mavomavo an??? ok mazava be misotra @ ilay hevitrao ry fanja1,tohizo fa tsara ilay fisainanao!!misotra.
53. cibie
(
18/09/2005 12:50)
misaina: marina mihitsy ny volazanao rehetra,nareo tokoa ve ry reto tsy mahatsikaritra fa miha vitsy ny ankizy fa efa leo ilay ataon'ireo op reo ato,sa zay marina no tanjona tiandry zareo atao.:cry::cry:
54. Fanja1
(
18/09/2005 13:06)
misaina dsl raha nanohana anao ny teniko.. tsy za no nadroka fa raha mamaky tsara zay nolazai'i lolly enao de izy no niteny an'io...(oups hay mou nareo mifanohana be kay kou, itako no za no diso) efa miteny aho ry misaina fa tssy forcé-na ny olona we hijanona ato @ sera² na andeha hi tchat any @ hafa, samy olona @ tiny aleha hi tchatter-na... nareo manao be vava fotsiny fa refa tsy faly de mahazo miala anie e!
55. booboo
(
18/09/2005 13:17)
na izany na tsy izany klou, tsy azon'ny Op sy ny admin hodian-tsy hita ny zava-misy : booobaka no mitaraina fa misy raha tsy manjary ao @ karajia. Dé raha tiana handroso hihatsara kokoa ny karajianareo dé misy raha tokony hatao remises en questions ao zay. Tsy mampivoatra mitsy ny fanaovana tahaka ny hoe "raha tsy faly mahazo miala "satria midika tsy fahavononana hanova zavatra izany sy tsy fihainoana ny taraina, araka ny hevitro manokana.
Bon karajia ihany nareo na izany aza e :)
Bon karajia ihany nareo na izany aza e :)
56. lanah13
(
18/09/2005 13:41)
Sali! sali! i pony ihany ty fa tsy mety tafiditsa lé psko :lol: sa lasa banni kou ngambany =))
fanja1 : énao zany radicale b mitsy an ! lé resaka tsy azonao ihany kou , refa misy olana zany énao dé wé ndana mandé dé sisiny no aleha sa wé tsy rarahako fa zay ataonao :-P, ny anao zany dé tsisy vahaolana fa tonga dé :-@ ?????

57. Fanja1
(
18/09/2005 13:52)
lanah13 ooooooooooo ka tsy hito ihany ouzy lolly zay ny tchat e... mba araho ny teniny e!:D
59. Lolly
(
18/09/2005 13:55)
Fanja1, ary ianao 'zany tsy mahay mamaky sa tsy mahazo resaka:?? Niteny aho hoe tsy ato ihany no hafahan'ny malagasy miserasera.Izany hoe betsaka ny concurrencen'ny serasera. Efa mba naharitra 5 taona ve dia avela tsy mba hivoatra? Jerenao tsara ry Fanja1, fa raha tsy omena fahafahampo ny ankizy ato, dia mandeha mitady any an-kafa.Sa izany mihintsy no tadiavinao? Ary mahafantatra maromaro ihany aho no niala noho io olana io.Ka aza dia mora entimpo e! Vakio tsara aloha ilay izy vao mamaly.
Ary ianao angaha anisan'ny tomponandraikitra? Gaga amin'ity fomba fisainanao aho mantsy.
Booboo, mba te ikarajia aki fa voadàka e! Resaka dessin animé en plus!!!:-D
Ary ianao angaha anisan'ny tomponandraikitra? Gaga amin'ity fomba fisainanao aho mantsy.
Booboo, mba te ikarajia aki fa voadàka e! Resaka dessin animé en plus!!!:-D
60. Fanja1
(
18/09/2005 14:01)
lolly matoa izy mbola mijoro hatramin'izao de satria tsara atao @ sera², ary mba jereo ny isan'ny mpikambana fa mitombo foana. "tsiky de ampy":D