Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

81. Lolly ( 18/09/2005 15:52)
Sipagasy, omeo valiny ary ny fanontaniko dia hangina e! Sady ato no hafaka mamoaka ny heviny, fa ary @ karajia vôdaka mirimorimo na dia resaka TOONS aza!
Ary inona no hidiran'i Nananie sy Pony amin'izany? Aoka azava tsara ny resaka. Ankizy nahita olana tamin'ny OP koa ireo ka manohana ny heviny. Tsy misy resaka mpihakamakama toy ny lazain'i misaina eo akory. Mba mamakia ihany wa!!!
82. Lolly ( 18/09/2005 15:54)
Ndryyy! Atao ahoana refa tsy mahazo resaka e!Mampalahelo ahy ianao ry Sipagasy:(!
83. sipagasy ( 18/09/2005 15:54)
toa tsy nahita ngamaba aho fa avereo izao eto hoe ilay fanontaniana??? misaotra anao dia mahita ny so @ izay tadiavina any ankafa any e!
84. Lolly ( 18/09/2005 16:02)
Oudryyy! Vakio ny lazaiko tetsy ambony.14-09-2005 22:10:40
Ary handeha ho aiza moa 'zay? Matoa mijanona ato, dia mbola hahitana ny maminy ato. Tsy hoe toetra ratsin'olona iray no hialana ato akory. Sady angah moa 'ty serasera 'ty an'dranona na andranona, ka 'zay tsy tian'ny sasany dia ho roasina?:^)
Ary aza mora ho entin'ny fo wa. Dinika anie no atao ry sipagasy e! Fa tsy we refa tezitra dia we va t 'en!!!!!!
85. sipagasy ( 18/09/2005 16:07)
lolly, ka ianao kosa izany kay tsy nahay niaina, nifosa olona kouuu, sa izany ny fitaizana anareo???? ny anay aloha tsy izany e! mety ary tohanako ny nataon'ilay OP t@ izany raha nifosa olona tsy eo ianao dia tokony nandeha tany @ sisiny, fa tsy teo @ kianja no nanaovanao izany.
86. Lolly ( 18/09/2005 16:32)
Tsy nahay niaina? Tsy resaka fitazain'ny RaR ny resaka ry se a! Mandaingà ianao raha tsy mahay mifosa koa.
Ary asehoy ny ma OP anao. Raha mamaky ny lalàna mandrindra ny resaka karajia ianao, dia ho hitanao fa ny fosa tsy ao anatiny. Fa inona no mifosa aminao e? Mbola tsy voavaly foana anie izany fanontaniko izany e! avereno vakina daholo ny resaka tetsy ambony e! I Fijo mametraka an'io fanontaniana io koa!!!
87. sipagasy ( 18/09/2005 16:36)
ny mifosa dia my miresaka olona na mitsikera olona tsy eo @ io fotoana iresahanao io, sa kosa ianao tsy Malagasy kleeee hihih mba anafaro ny Rakibolana avy any @ tanàna e! dia mazotoa mamaky io boky io fa toa ilainao @ fahaiza miaina koa hihih mahereza e!
88. Lolly ( 18/09/2005 16:37)
Ary mahagaga ahy koa 'ty lazainao, "mifosa olona tsy teo". Mitsikera dessin animé ve dia mifosa? Sa misy personnage de cartoons ato dia vôdaka refa miresaka toons? danz be lay susceptibilité anao 'zany a!:lol::lol::lol:
89. Lolly ( 18/09/2005 16:39)
Ary ianao ve tsy tokony ho voadàka amin'io lazainao io? Sa ve hoe OP dia azo rohasina???
90. sipagasy ( 18/09/2005 16:41)
mmhhh ny mahagaga ahy anie dia toa niteny t@ tenanao ihany ianao t@ io fotoana io e! satria dia IP 1 ihany no nampiasainao io lolly io sy ilay olona XXX niresaka taminao, leo aho fa aoka izay e!!!
ary tsy mbola niresaka tamiko ianao raha milaza amiko ho susceptible izany !!!!!
Tongava mamangy anay ihany raha mbola tamàna e! fa malalaka kosa ny varavarana rehefa tsy te hiaraka aminay, maninona moa hoy ianao teo??? "masiso"......
91. Lolly ( 18/09/2005 16:52)
Oudryyy! Fa inona no atao hoe dinika e? Fa angaha moa isika 'zao tsy miresaka? Tadidio fa niandohan'ity resaka 'ty dia ny mba anatsaratsarana ny efa eto. Sa tsy izany no tadiavinao eto, indrindra @ 'ty fiainana mandalo ity hoy ianao atsy ambadika?!
IP 1 ??? Mba jereo ny IP-ko etsy @ mombamomba ahy aloha vao manao conclusion !
92. chipie1 ( 18/09/2005 16:57)
IP taminy i lolly niresaka tao am tsaty ngamba no tiany i sipagasy lazaina raha azoko tsara!
93. sipagasy ( 18/09/2005 16:59)
izay mihintsy akia zolie chipie1 ann izy no mody fanina ngambany sa kosa mety ho voan'ny tamberin-tany izy , kay, kay, kay aza hitako akia kouuu hihihi
94. lanah13 ( 18/09/2005 17:05)
Aleo mimémé klé !misy lé oul wa tsy mahazo resaka ka!!
sipagasy: rà oul samy ao @ cyber zany dé teny rery kou lé oul vé satria mitovy ny ip anji zareo =))=)).
Ny nareo samy nareo njay dé valiko fa zay kou ngeh mahita ny lavaka retsa eto kou é!! efa kobo apahibe maso io é, ary voa haingana mitsy rà tsy diso zao nisy an'ity zavatra ty "lé alika vavy io " mialatsiny zà fa io no hitako an !Ary hinoako fa hainao tsara iza no nanao an'io rà tsy wé mody fanina angah , dé ovaina njay lé resaka.
Dé bà diniho alou fa aiza sendaotsa otsan'io é!!
Ary bà omeo sosokevitsa fa maisatsa bé lé dinika lasa misavôna pffff
95. hery ( 18/09/2005 17:07)
Mahafinaritra...
Zah alou matoky ny OP e... izay manao zavatra ihany no voatsikera... tsy nanao tokoa ve moa ho voatsikera.
Nangataka (sy Mangataka) mpiara-miasa aho mifohifohy volo mihitsy koa ireo aloha no eo dia mba mihafy eo fa tsisy parfait eo.
Efa nahita an'ireo daholo ny op fa io ilay hoe izay mangina volamena... ary ny hendry mody voky (pub kely: jereo ny takelaka ohabolana)
Ho hita eo marina izay miezaka hanatsara ny fiseraserana :-)
96. sipagasy ( 18/09/2005 17:09)
misaotra anao mr hery
97. Nananie ( 18/09/2005 17:15)
Efa ela no nihandry ny hevitrao ry Hery! Ny tsininy kely angamba dia hoe satria ve OP dia tohanana tsara ny heviny na dia nisy aza fahadisoana. Marina fa personne n'est parfait, fa raha olana nitranga hatramin'ny taona fa xxx aza ve dia mbola tsy azo atao foana ny mitsikera?! Sa tohina koa ianao amin'ity resaka ity? Tsy adala akory ny ankizy matoa manohina ny heviny.Ka mino aho fa mba tokony ho henoinao ihany koa. Raha tsy hoe rehefa tsy OP dia tsy intéressant.
98. sipagasy ( 18/09/2005 17:18)
;-):-D:-D:-D
99. lanah13 ( 18/09/2005 17:25)
nananie: milay ka reveko beuhh!!!
Hery : na dé efa mayy nodoran'ny afo aza vé dé hiteny fonany wé tsy maninona fa mety ka !
Asa alou zay hevitsy ny hafa fa rà zay mamoka ny heviny mou zany ato dé tsy volamena ko !(sa diso njay vé azany zà zany klé),dé zà zany maditsa noana kou !!
100. Nananie ( 18/09/2005 17:29)
Lanah13, mangina nji fa vokisan'i Hery eo an!=))Eo vô tapona tanteraka eo ny vavanji sady vôravaka volamena.=))=))=))! Tsay tsay e!!! Zay vao be ny mpialona.:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5022