Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

101. misaina ( 18/09/2005 21:00)
Mahaliana ihany izany resaka ato izany!! ho an\'i Hery hono oa!fa niteny enao tetsy ambony oe alefaso any @ tomponandraikitra ny resaka mba ho itany, ka ireo izao efa maro no miteny, mitaraina ,toa ny op indray no mahazo ny 20/20 , sy ny rariny ka raha izany no izy, hisy hijery na hisy hamaky akory ve ny hafatra na fitarainana ankizy iray tonga any @ tomponandraikitra !!matoa anie mitaraina de misy zavatra tiana hiova ao, ary ny hahatsara ny serasera no ilaina fa tsy inona akory!! maro anisa anie ireo nitaraina ireo fa tsy olombitsy akory e!mahagaga sady mampalahelo ihany izany ra Hery sa aiza no hitaraina any @ i Mama ve sy dada???? misotra.
102. misaina ( 18/09/2005 21:18)
hamaliako ny hafatr'i fanja sy sipagasy dia izao: efa ho tsy voahisa intsony ny op aty andafy ato @ ity serasera ity, any Madagascar anefa raha misy hoy aho 2 angamba raha be indrindra, nahona kay no mavita fihonana matetika sy mandroso ny zavatra ataondry zareo any! ary ny namana eto eropa impiry izay no nisy ny fiantsoana mba hihona tsy nisy tonga ny ankizy??? satria nahona ?, maninona ?? misy inona?? raha misy ny firaisankiana dia tokony mandeha ho azy izany,saingy ny hitsikitsika tsy mandiha foana fa ao ra,ka atao inona koa izany maro be ohatra ny tanampoza nefa tsy mahavita ninoninona izany??? ary izay no antony itondrana ity dinika ity mba hisian'ny fihovana sy ny marimaritra iraisana , kanefa toa tsy mihaino izany akory nareo fa ny mandroaka sy ny manokafa serasera vaovao ihany no asesikareo lava izao!! ka aiza ho aiza ihany,aza atao izany ny ankizy raha mba maneho ny heviny raha tena mitana izany andraikitrareo izany nareo!misotra.
103. vegas ( 18/09/2005 22:22)
Tsisy azonareo atao tsony ry zareo a, tsy voabaikon'ny tomponadraikitra ny OP-ny zay ny tena marina. Raha ny tokony ho izy (farafaharatsiny) dia mba manaiky ny tomponandraikitra oe eny ary fa dia ho jerena izany, matoa reo ankizy reo miteny de ao raha fa tsisy itaraina amin'ny tsisy dikany zany. Fa tsy vao maika ndray milaza fa oaoaoaao milay be ny OP. Manao ny asany patatipatata.
Aza gaga raha mitotongana ny isan'ny ankizy mitsaty.Tsy mba misy zavatra mahatamana tsony ao. Ra vao mba lancé kely ilay olona na hoe be mpitia dia iny fa edivan'izy mianakavy.
104. misaina ( 19/09/2005 06:11)
Ka izay anie ry vegas, no ilazako etsy ambony oe iza indray no itarainana i Mama sy i Dada ve??? miteny ny tomponandraikitra oe ampekaro any ambony ny fitarainana, nony mitaraina toa, lasa mahazo vahana indray ny diso! aiza ho aiza ihany, ary tsy hitanareo ve fa miha vitsy ny mpitsaty sa mety samy nareo op ve no tianareo hitsaty fa tsy misy ankizy intsony!! aiza taloha,izany bobaka be ery, zao koa zara raha misy 10 eo @ salon , zany ve ho fandrosoana!! ny ankizy mafinaritra rehetra tsy hisy hita intsony,indrisy.... misotra
105. hery ( 19/09/2005 08:13)
vegas> raha hi-lancer tena aloha no hatao ao dia ho lanaka eo e :-)... zah rehefa te hiresaka amin'ny ankizy dia miditra chat. Tsy ivakiako loha hoe iza no op na iza ny mpiandraikitra na iza no iza. Hiresaka no ataoko ao. Zay no mahatonga ahy tsy hiova ps mihitsy satria izaho hery no te hiresaka. Rehefa tsy te hiresaka amin'ny ankizy aho dia mivoaka fotsiny.

Ny karajia ao amin'ny serasera dia tahaka ny eny antsena. Miditra ianao dia mijery hoe iza no azo iresahana sns. Mazava ho azy fa misy ny polisy... ka rehefa tsy misy tsy mamely dia miasa ry zareo. Rehefa misy ny voasambotra kanefa tsy meloka dia aiza no hiazakazaka? Eny amin'ny 13 mai? :-) (eritreretina hoe 13 mai zany ny eto :-D )

Izao ihany no teniko e. Aza eritreretina hoe an'iza ny tsena na an'iza. Ireo op ireo dia tahaka anareo ihany fa tsisy hoe miseho milay sns... tsisy mandray karama ireo na ny kodiny aza.

Voafehiko ve ny op? Fa angaha zah mpifehy op? Raha nantsoina ireo ops sy admins sy ireo mpiara-miasa rehetra eto amin'ny serasera dia maimaim-poana no hanaovany an'izany. Ary conscients amin'ny zavatra ataony izy. Misy fitsipika mifehy anay rehetra ka samy mifampifehy sy mijery hoe sao nisy tsy nety ve? dia avy eo mifanitsy.

Izay no nilazako hoe efa voarain'ny ops daholo ny fitarainanareo. Efa namaky an'ity fitarainana ity daholo izahay. Dia ho hita eo ny tohiny.

Ankoatra an'izay, mbola mitady mpiara-miasa foana ny serasera raha misy vonona fa tena be da be mihitsy le zavatra azo atao kanefa zahay mbola vitsy

Dia mitsikia foana e :-)
Tsiky dia ampy
106. annie ( 19/09/2005 12:55)
za kou op fa tsy misitrika zany akory!
somary gaga ihany aho hoe toa misy olana!
Fa dia inn loatra aloha ny nahatezitra an\'i Lolly e!toa manja ihany ny revy hatr\"izay,toa niaraka nihira teto ihany isika rehefa tsara ny hira mande,toa samy nahazo ambiance daholo dia gaga njay za hoe fa misy inn? Ento mora wa fa aza sendoatra zany!toa hitako kool ihany njy anie e?
lanah13! miresaka enao hoe \"ianareo op aza mou tsy mahay mifanaraka sns\" dia manamafy ny tenin\"i sipagasy aho hoe op iza sy iza avy io?sa enao io an\'isan\'ny op fa miafin\'nendrika fotsiny? sa enao op te hila vaniny? Inn anefa ny hatahoranao hilaza ny marina e? Izay no antony nanaovana ity serasera ity ka hataoko fa tsy misy holana raha samy mitaraina izay tsy zakany!raha misy mampalahelo anareo de afaka vahana ny holana fa tsy de hifampitsikera sy hifanaratsy hoatr\'izao akory no filamantra.Olombelona isika fa tsy anjely akory ka hoe tena tsy misy hadisoana mihintsy fa op na mpiandraikitra sns!raha misy hadisoanay dia ahitsio fa izay no maha mpinamana e!Ny sasany mantsy dia hoe tsy afaka manao hadisoana ny op fa raha vao misy solafaka kely dia tanisaina foana ny hoe ianareo op,ianareo mpiandraikitra!
koa samia miheritreritra e!
namana
107. Lolly ( 19/09/2005 13:25)
Annie??? Sao dia hafangaronao amin'ny olona hafa aza aho? Raha mamaky tsara ny efa voalaza tetsy ambony ianao, dia ho hitanao fa nisy zavatra tsy rariny nanjo ahy. Aiza ve dia resaka dessin animé: "Mifosa" dessin animé hoy ny sasany no naha vodàka ahy?!! Izany no antony nanontaniako hoe fa inona marina no droit an'ny OP. Nony avy namaky ny lalàna mandrindra ny karajia aho, dia tonga saina fa ny mifosa, raha mbola azo atao hoe mifosa ny nataoko; cartoons manarak'izany koa, tsy anisan'ny zavatra raràna ato. Ka inona no hevitrao?!
108. booboo ( 19/09/2005 13:27)
tokony any @ fomba hanatsarana bebe kokoa ny karajia no himasoana zao satria ny olana efa ireo voatanisa ireo (samy nahita raha tsy mety ,na tsy nitovy aza, na ny Op na ny be sy ny bobaka. Inn no tokony harenina araka izany, inn no tokony hovana, inn no tokony hampiana, inn no tokony tsy atao intsony, inn no tokony hamafisina, etc.

raha hifanitsy na hifampimenomenona na hifanakiana etc nefa tsy mitondra mankaiza lé discussion dé raha very maina na ny an'ny andaniny na ny ankilany.

bon kajia fôna na izany aza (ny anà aleoko forum ihany hihihihihi)



109. Lolly ( 19/09/2005 13:28)
Hery, mampiomehy ahy ity lazainao hoe tsy misolo ps rehefa miditra karajia. Dia tena marina ve 'zany? Tsy mino an'izany aho.=)). Na dia tsy OP aza aho dia mhita lavaka ihany koa e!=))=))=))
110. Nananie ( 19/09/2005 13:32)
Miombo-kevitra amin'i booboo aho. Mamaky an'ity resaka ity aho dia mahatsikaritra fa ilay vahaholana dia mbola tsy nisy namaoka.Ny fitarainana efa lava dia lava, ny adm anefa toa tsy mandray fepetra hentitra akory.
111. Samoana ( 19/09/2005 13:46)
Soa ihany fa virtoaly izy ity fa tsy mifanatri-tava. Mety hisy hifampisitom-bolo sy hifamely tehamaina va re e ? hihihi. Tsy momba ny "takelaka" intsony ny resaka hifamaliana eto @ izay fotoana izay fa momba ny "takOlaka":oops:
Mifankatiava f' aza miady, hoy ilay dimbaka akamantsika izay e !:wink:
112. lanah13 ( 19/09/2005 15:15)
Sali! sali an!Inn doly aza ty resaka tsy hita zay hifandraisan'ity!
vegas sy misaina :revako be ny kozin'ny lisany
hery: Aza bà madainga eo fa makany any @ afo bé eo é!:lol:dé lasa aiza i dada sy sariaka lolll
annie :Tsy op zà ka dsl fa tsy natao ho ahy io toerana io sady tsy sahaza ahy ihany kou, satria io natao ho an'ny oul manana fotoana sy ampy trakaifa
zà nefa tsisy an'ireo reference reo. Sady isaorako manokana eto kou reo namana op zay inoako mendrika zany satria mahafoy ny fotonany ho eto @ serasera, haintsika tsara fa ny fotoana dé volamena sa tsy zany .Manaraka zany ny nahaizako io resaka io dé tao @ karajia zay lazain'ny b sy ny maro wé nibolisatra é!Matoa i lolly zao vo mitaraina tsy voalohany io fa efa inbetsaka, na izaho kou aza !
113. lanah13 ( 19/09/2005 15:28)
Misy adinoko, marihana mazava kosa fa tsy op retsa ngeh io é! ao ohatsa lanto bizz nji!(sipa milay!!) ry lo_ ry archibald ry peta dé injinja i riffeur (bandy bogosy no b detenty lol!! sady manao bizz b anlà kou zà loll) sy ny afa tsy tanisaiko eto .Fa bà mitaraina ny ankizy dé misy tsy mazava ao.Dé bà jerena fa tsy nanana , na trakta , na refa tsy faly dé miala na ihany kou malalaka ny varavarana, ny afa kou misy sns.
Dé aiza lé resaka fa mianjy b zà ! mesii
114. vegas ( 19/09/2005 17:32)
Miala tsiny aho miteny aminao ry Hery fa tsy misy zavatra hainao ao. Mandalo indray na indroa isankerinandro ao enao ka tsy mahagaga ra tsy maharaka nininona. Aleo ny hafa no hamaly. Mitaraina ny ankizy ry Hery fa aza dia tsinotsiniavina a. Za tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa fa refa mahita fa tsy mety kosa de teneniko.
115. misaina ( 19/09/2005 19:46)
annie : miarahaba anao , ela dia ela izany,zao indray vao hita an??? op enao annie , misotra niteny, nanolon-tena naneho ny hevitrao, fa tsy nanao ohatra ireo op sasany ka ny azy ihany no nasesiny ho manana ny rariny, tsy misy anjely tokoa saingy,ilay izy toa tsy misy vahaolana, fa na ny tompony aza tsy tia, ka asa re!!!! misotra.
116. misaina ( 19/09/2005 20:15)
hery:na ianao aza anie ery ambony ery toa kivy ambony ihany , miteny oe ireo aloha no misy ka dia aleo hiafiana ao aloha, hay ve na ianao koa aza efa leo saingy tsy miteny e! mba zarao ihany ny mavesatra ry hery mba hanamaivana ny entana a! ary mbola manamafy ny tenin'ireo namana rehetra ireo ihany aho, vegas,booboo , fijo, sns.. fa ny fandinihana sy maha tsara ny serasera no tokony atao ,ary ianao koa milaza etsy ambony fa miditra ianao de mitsaty dia izay! fa ianao anie tsy eo fona marina , arakin'ny volazan'i vegas ka tsy mahita ny zavatra miseho ao,adinon'i hery angha fa tsaty rencotre koa anie ity tsaty ity e, izay no mahatonga an'i vegas hiteny any io oe(lancé)io,tsaty nao ve dia tsy hainao....misotra.
117. cutie ( 19/09/2005 20:29)
tsy avoka mitsy ve zany le ampamoaka e . Za efa te hamaky :-D
118. vegas ( 19/09/2005 20:56)
Te hamaky enao, fa ny zavatra miandry ilay olona hamoaka ny anarana no tsy eritreretinao. Kopy ngamba enao an? lol
119. vegas ( 19/09/2005 21:19)
Aleo azavaiko fa lancé tin'ny olona no teneniko eto. Ra vao tin'ny olona sy mahafinaritra ny olona dia vitaina ny aminy. Zao le olona lasa tsy miverina tsony. Zany ve de mahafaly ny sasany aminareo?
120. cutie ( 19/09/2005 21:21)
vegas tsy kopy za :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2561