Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

361. chipie1 ( 15/10/2005 08:04)
^:^
362. vegas ( 15/10/2005 20:34)
sipagasy> aza dia manadala olona loatra fa inn ary ty! solution omena fa aza be blablabla. Refa tsy mahita solution toi de maka sisiny otrany rehetra de milamina io.
363. sipagasy ( 16/10/2005 20:14)
wadray vegas, efa naka sisiny aho ka inona indray aza ny tsy mety nataoko teo????efa niteny aho fa miandry anareo any @ karajia anie e!
364. Herimiafina ( 16/10/2005 20:25)
vegas, sipagasy (l):*
365. sipagasy ( 17/10/2005 09:39)
hihihih Herimiafina, ianao mihintsy no manana hery manosika anay hifanao kiss annn, nefa izahay efa mpifanao kiss ihany hihihi
366. notron ( 19/10/2005 13:21)
:-w
367. naritsimba ( 21/10/2005 10:00)
Tsiky de ampy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2735