Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

321. Fanja1 ( 02/10/2005 16:52)
sipagasy sy ftma za mila gilasy (bûche) hihihi efa ho avy noely
322. cutie ( 02/10/2005 17:23)
sipagasy , film tsy andoavam-bola kosa ve :-D
323. misaina ( 03/10/2005 06:10)
sipagsy: hay efa hainareo tsara ny fampijaliana ataonareo ny ankizy , niteny tsy anontaniana nareo izany, ho an'i lanto , tsy dia izaho lotra no mijaly fa ilay tratran'ny fitsikerana no hitako mijaly mafy, dia ny avocat koa moa be de be,avocat ops ireo an , kanefa mampalahelo fa dia mitotongana foana ny isantsika anie e , dia mitohy foana zany ny fitsipika , ny lalana hoy nareo izay, ataovy sy tohizo foana e,misotra.
324. ravatorano ( 03/10/2005 09:24)
eto zany raha misy iray mikozy d mamaly ilay iray d ahodiny ilay kozy d izay foana
ftma
325. lo ( 03/10/2005 11:13)
ravatorano : arakao amzay le jeu zany amzao an :)
326. bichette ( 03/10/2005 15:26)
filma be mihintsiny ato
327. Fanja1 ( 03/10/2005 15:33)
bichette tak'inn wa lol
328. cutie ( 03/10/2005 18:45)
fanja , bichette, nareo ng atsy tia film lol
329. ftma ( 03/10/2005 19:37)
Hay ve mbola mitohy ny ato e
ravatorano: tsy mahay manisa intsony aho rehefa mihoatra ny 300:lol:
Fanja1 sipagasy Tena lany ny pop corn sy glace fa feno film tsara taty e
cutie lasa mangidy sira eto ity fa ataovy eo ihany sa efa nandramandry tsara?
:-* mazoto daholo
330. cutie ( 03/10/2005 23:43)
ftma, aleo atao mangidy sira @ zay tsy misy mitsabaka tsony :-D
331. Fanja1 ( 04/10/2005 06:21)
cutie za tia ilay film eto ka hihihi zany anarahako azy eto foana ... domazy zany lany pop corn sy gilasy kou... torin'iza mividy anjoany?????:P
cuitie aza atao mangidy zany ka lol
332. ravatorano ( 04/10/2005 10:19)
tena flim ty fa tsy film kle
lo_
333. Fanja1 ( 04/10/2005 10:29)
ravatorano mianjy anao zany zahay zoky an!!! à la pistache ny ahy hijerena flim lol
334. sipagasy ( 04/10/2005 10:40)
mbola misy moa sa tsy misy intsony ny salsa??? ilay ronono soja iny???
335. cutie ( 04/10/2005 12:22)
sipagasy , ronono soja in zany ??
salsa ve ronono soja?? :-D
336. lo ( 05/10/2005 03:21)
cutie : ie k, soja no nanaovana ny salsa tamzany anjo zany...efa ela marina...antitra iany kay za ty klee :-D
337. mamzelkely ( 05/10/2005 06:48)
booboo:

sô hihinana pop-corn kounkou mamzelkely klou ? hihihihihihihihi



tena mila mits ky za a... ataovy betsabetsaka fa tantara lava izy ty...:-D8)
338. sipagasy ( 05/10/2005 15:34)
mmhhh i cutie koa izany tsy nihaino RVG,efa nazavaiko tao ahoana ny fahazahoana ronono ambolena.
Tena efa ela ihany izaho izany tsy nahita salsa kannn kay moa efa tsy misy intsony.... soa ihany fa aty @ sinoa misy ronono ambolena io sady @ izay misy karazany ny mifangaro aminy, na fraise, na fary koa.
339. cutie ( 05/10/2005 18:47)
za tsy nihaino radio :(
lo mba omeo recette an'zany we :lol:
340. lo ( 06/10/2005 03:27)
ary ono wa e, iza no spesialista am fanjahoana rambontsonjo???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4041