Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
281. kinaoly
(
28/09/2005 15:18)
lolly> ka raha ny zavatsa novakikou teto ane de we efa nisy zavatsa niova tao :{ seeeee ...... :-@
afaka manoratsa any amiko kou njy raha manana fampenarana omena =))=))
nareo iza io alou ? :?::°)
afaka manoratsa any amiko kou njy raha manana fampenarana omena =))=))
nareo iza io alou ? :?::°)
282. Lolly
(
28/09/2005 15:51)
Oudryyy!ny mpitaraina ry se a!
Inona no zvt niova hoy ianao? Mba nisy OP niditra niezaka namaly ve? Ntsss! Za mbola bannie hatramin'zao satria niresaka TOONS. Ka averiko any aminao ny :-@! Raha tsy hoe samy manana ny attente-by by tsi1-1. Ny anao angamba dia ny mba tsy hitabatabanay eto intsony. Nefa tsarovy fa raha tsy mahazo fahafampo ny ankizy tsy hitsahatra izao.

283. Nananie
(
28/09/2005 16:08)
Ary efa novakin'i Kinaoly hatrany @ vohalohany ve ny tato? Sa novakivakina fotsiny le izy, dia taimbava sisa no betsaka?
285. sipagasy
(
28/09/2005 17:02)
ka mankaleo fa ela nandrezatra pop korn koa za klee hihih aoka wa izay fa nahazo pub betsaka @ izany ny karajia e! hihih
misaotra e!!!, mankalaza e!!!
misaotra e!!!, mankalaza e!!!
286. xxx
(
28/09/2005 17:40)
fiza no niresaka TOONS dia banni , nga tsy i pony njay toa mitonona njay oe i lolly no niresaka TOONS io ! :-@:-@:-@ sa i pony iany no lolly !
alefa njay ny komentera e !=))=))
alefa njay ny komentera e !=))=))
287. kinaoly
(
28/09/2005 18:15)
8O8O8O dryyyy nengy kofona popkorn za :
"Mpandefa : Nananie [ Valio ] 28-09-2005 18:08:25
Lohateny : Re : Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
Ary efa novakin'i Kinaoly hatrany @ vohalohany ve ny tato? Sa novakivakina fotsiny le izy, dia taimbava sisa no betsaka? - asio rano mangatsika be alou
za mba efa nitazana ny ativavako ihany fa efa niborosy nify :°) - menatsa be za oooo, heno atrany nga ny fofombavakou ry nananie =))=))

288. ftma
(
28/09/2005 18:15)
13 sisa dia feno 300 ny mpadray anjara!!!!!
Kinaoly manazava ihany ndry mbola tsy hafa-po ny mpitaraina, mbola mila mihinana trondro be dia be ndry fa tongava aty an-trano!
Miandry anareo ao @ karajia zahay e tsy aleo ve hajanona @ izay? virtuel anie ity fa tsy réel e, angamba raha tena nifakahita ny olona tato izany dia nisy naratra mihitsy.
Aza adino koa fa sitra-pon'ny tsirairay ny miditra ao @ karajia fa tsy terena akory ka raha vonona ny hiresaka @ namana rehetra ajanony @ izay zavatra nanorisory anareo.
mba te halala ny zava-misy tany @ karajia hafa aho dia mba niditra, malalaka tokoa any, tsy misy OP ka na dia ny ps aza dia teny ratsy, tsy misy fifanajana fa teny mamoa vady no betsaka ka hoy aho hoe tsy aleo ve mba misy fitsipika mifehy antsika rehetra toa izao ihany?
Mirary karajia mahafinaritra hoanareo rehetra
Fa

289. cutie
(
28/09/2005 18:45)
ftma, efa nesorina zany le banni raha azoko tsara , satria we miandry anareo ao @ karajia??? hummmmmmmmmmmmmmmmm
io ihany ny ahy notadiaviko e lolllllllllll
Avereno le banni reny .
io ihany ny ahy notadiaviko e lolllllllllll
Avereno le banni reny .
290. lanah13
(
28/09/2005 19:31)
sali!sali!bola eto fonany vé tsss!
lollyasehoy aki ny maha anjy zoki an !:lol:
kotsakotsaho wé ny lou dé tony ny fo =))=))
cutietsss ny ataontsika ihany no ataotao ntsika roa, efa kobonji ngah lé ao abadiky ny tsanonay lol (samoela é!) ka eisy é ry alina é, mitonja fisainana, sao may eto koa tanety lé tokotany kou ngonza bé =))=))
lobizz! là io njinja hono no tena hein?? hihhihi Y ihany hono lety no hainy kay zà diso b lé tary sa Z bé kou; mety an ! hihhih

291. misaina
(
28/09/2005 20:02)
kinaoly: tsy indray mandeha no niseho io toetra ratsy nataony io rakinaoly, dia arovy indray ka lazao oe mety mamo moly izy t@ iny oe ka tsy nahatsiaro ny zavatra nataony, toa avocat be mantsy,fitsimpindalana foana no averimberindava @ ankizy eto fa ny atao atao ihany, lalana misavoana matoa sahy mandiaka izany nareo!niditra teto aho t@ volohany nadeha soa amantsara , ary tsy nahita fitenena fitsipindalana izany na kely aza, fa nareo anie no mampihomehy e, tsy tianareo ny hitovizanareo @ ankizy, fa te hampiseho ny maha olomiavaka anareo anreo, oe ops izahay , manana ny pouvoir-nay izahay ato ,ka izay ataonareo de hoe tsy hisy ahita tsy hisy hibedy koa, satria anareo ny lalana ny pouvoir e,koa matatesa ny tsikera aza , sady mangidy koa anie izany oe, miarahaba ankizy tsy tiana izany kanefa atao ahona moa, tatazo f ate hanao aminy eo, ny ankizy indray izao no mibaiko anareo, mivadika ny tantara izao, mahaiza miarahaba rehefa ao e, dia ity koa, aiza koa no vodingana lava izao foana ny ankizy rehefa miditra ao, mba mijery koa anie aho rakinaoly e, fa minia tsy miarahaba izao mitsy fa ops tsinoka koa, ambonny place,ovaho oa le toetra e, mampalahelo.misotra.
292. misaina
(
28/09/2005 20:15)
xxx:tsy mbola nanontany niza niza aho teto oe iza ianao io?? ary raha misaina marina ianao dia avereno vakiana izay vosoratro fa nanome indice aho hoe anisan'ny numero ko no niseho teo @pub ka saino mangina ao e! sa lazaiko eto daholo ny ps ireo ops, rehetra nikakaka nihomehy mafy ery nanatrika izany???? tsy indray mandeha oa no niseho io toe-javatra io koa mino aho, fa tsy hisy indray avocat hiaro an! marina ny an'i lo, valio i lo raha mba olonkendry tokoa aza ianao e!! rehefa tsy nanontany anao aho , dia aleo hilamina!maninona tsy rakinaoly no anontanianao oe iza ianao rakinaoly?, fa no izaho?? satri rakinaoly akamanao e,any o,izaho oa tsy reraka izany , raha manoratra eto ,ny dinika dia mbola mitohy,zany ry namana isany an, mitohy foana e, ny ankizy banni aza hatramin'izao mbola banni foana, koa, inona no anjanona eo!misotra.
293. ftma
(
28/09/2005 20:52)
cutie izaho tsy malala izay banni any akia zay te hiresaka no andrasana ao e, ndry ko raha hanala azy an
Tena mbola tsy hafa-po Misaina izany
Tena mbola tsy hafa-po Misaina izany
294. vegas
(
29/09/2005 01:01)
ny mapalaelo de ra izy samy izy no tsy mifankahazo nefa ny olona rehetra no tsy afaka miresaka amin'ilay namana tsony satria bannin'olona anakiray amin'ny resaka reglement de compte de efa mba tsy rariny kosa. enga anie ka tsy hisy zany.
maninona nefa ra avoka doly amizay kosa e? namana reny de aleo mba ikarajia kosa kle. atao inona fotsiny maha mpinamana raha tsy ifananatra?
maninona nefa ra avoka doly amizay kosa e? namana reny de aleo mba ikarajia kosa kle. atao inona fotsiny maha mpinamana raha tsy ifananatra?
297. misaina
(
29/09/2005 06:33)
vegas: hitanao ilay tsy hamohandry zareo ilay banni rehetra, satria, mahay ny any anaty tsinain'izy menakavy dia matahotra ny woaina dia miray hina be oe aleo tsy avoka mihitsy,mody oe virtuel, virtuel, fa ity tsaty ity no fiainan'ireo faharoa koa anie e!resabe daholo izany ry ravatorano oe virtuel , tsy atao ampo sns.. fa ireo no tena tay be raha hanodina sy mankahala ny ankizy ao ,surtout oe ankizy mafinaritra izany tsy ataon'ireo tafapetraka mitsy,tambarandry zareo tsy misy hantra mitsy,virtuel hono, marina ny anao ravatorano , saingy nampiesoniny fotsiny enao t@ iny,dia mbola milaza indray raha misy diso izay ambarako izay!! misotra.