Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
221. hery
(
26/09/2005 07:37)
mamzelkely> :-) tena tsy voavakiko intsony... roa andro tsy teto amin'ny internet fotsiny aho de lava be. Raha misy hafatra tiana ho hitako manokana ange de mba alefaso any amin'ny hafatro fa tsy ho arako intsony ity :-)
222. mamzelkely
(
26/09/2005 07:54)
hery< ka zay mits le izy lava lôtsa de ts vôvaky tsony... de :@ sisa e...:-D
229. kinaoly
(
26/09/2005 17:42)
cutie> tôkou afaka miresaka en pv ane na ny ban azany :-w
maka pv mangingina ny op na mandefa fitarainana any amny tompon'anjaikitsa :{
misaina > na op na tsy op afaka mibalance numero eo mny publik doly
ataoko fa tsy misy hidiran'ny maha op anazy zany
n'iza n'iza afaka manova pseudo de mampiresaka n'iza n'iza en pv na en publik
lasa lava be marina fa ze mbola te hiresaka amiko andefaso hafatsa za :{
maka pv mangingina ny op na mandefa fitarainana any amny tompon'anjaikitsa :{
misaina > na op na tsy op afaka mibalance numero eo mny publik doly
ataoko fa tsy misy hidiran'ny maha op anazy zany
n'iza n'iza afaka manova pseudo de mampiresaka n'iza n'iza en pv na en publik
lasa lava be marina fa ze mbola te hiresaka amiko andefaso hafatsa za :{
231. kinaoly
(
26/09/2005 18:30)
cuite> manorata aty amikou de omekou fampianarana manokana ndry ra mbola tsy ampy ny efa hainjy ao amny karajia =))=))
asina pratique fa tsy théorie sady tsy mandoa vola 8)
asina pratique fa tsy théorie sady tsy mandoa vola 8)
232. cutie
(
26/09/2005 18:40)
hihihihihihi kinaoly , hummmmmmmmmmmmmmmm, hevitra mety ny an-jy .
Fa tsy aleo ihany ve pv karajia :-D
Fa tsy aleo ihany ve pv karajia :-D
233. kinaoly
(
26/09/2005 18:45)
cutie> hitanjy fa hainjy le pv karajia :idea::!::idea:
=D=D=D tehaka be njy an :-D
=D=D=D tehaka be njy an :-D
236. misaina
(
26/09/2005 20:23)
kinaoly: fa enao io angha no nolazain'ny op hoe tsy azo atao ny mampiseho numero eto @ serasera sy ny manome numero?? namana teto no voteniny foana , ka rehefa tsy enao dia mangina fotsiny satria tsy ianao no voteny akory! tsy misy hamorona zany eto raha tsy nisy fitenenana,ary ops indrindra no niteny mafy hoe tsy azo atao zany!!! ary mbola ops ihany koa no ni balance numero, tao @ serasera ka aiza ihany no lalana fitsipika raha izany????? rehefa nareo izany dia mety daholo ze atao an??? fa ny ankizy kickena na banni- na ve??? ary mbola nareo ops ireo ihany koa no mbola miavona tsy miarahaba ny namana ao rehefa hoe ankizy halanareo izay, ka aiza ho aiza aza izany ilay hoe, tongava fa mandray anareo sy miandry anareo izahay ao @ karajia, tsy tokony nareo ve no manao toetra mendrika voalohany , mba hanintona ny ankizy ho tamana e?????? tsiky dia ampy , ampy mankaiza io?? tsiky feno fetsarambelantsihy ve??? tsy aleo tsy misy!! izaho aloha tsy leo miteny eto e, ary mbola vonona foana aho, @ izay dinika rehetra miainga eto,teniko farany dia izao, misy ireo izay manoratra any amiko,aza manao avo vava rehefa manoratra any, fa izaho tsy hamaly akory fa eto @ forum ihany aho no mamaly,dia aza atao manakaiky ny trano-tay oa ny fo( milantsiny @ ilay fiteny ) fa hihomezako fotsiny, izay ilay izy ry kinaoly a! misotra.
237. Fanja1
(
27/09/2005 06:57)
misaina matoa ny ops miteny we aza omena eo @ pub ny N° tel tsy we de higidragidra azy akoury ny olona fa soa ho azy, ny olona rehetra no mahita ilay N°, torak'izany kou ny tsy azo hanomezana ny adresse na trano zany na mail eo @ pub, misy anie ny pv dia maninona raha any no anomezana azy e!!! hay aiza izay olona malveillants. Ka mba tokony samy hitandro ny vie privée-ny ny tsirairay. oh fotsiny zao omenao eo @ pub ny mail-nao, ary raha ty moa misy olona te hanao ratsy anao de andefasany virus enao? de ahoana hoy enao? ka mba ialana an'izay no hilazana ilay olona tsy hanome eo @ pub. ohatra ny ahy io an! ka asakasakao
239. Lolly
(
27/09/2005 09:05)
Rehefa dinihana tsara ny resaka dia tsikaritra fa an'ny sasany ihany marina ny serasera, tsy nila nanontaniana akory. Milamina ny tany sy ny fanjakana hoy i sipagasy satria tsy izahay lazainareo fa mpanankorontana. Anareo marina moa koa iny ianareo manapatra ny fahefana.Mampalahelo...
240. lo
(
27/09/2005 09:27)
lavabe fa vita iany ela ny ela, handinika aloha hanao remise en question we inn amin\'ny tsikera nataon\'ny namana no mikasika ahy manokana hanovako azy :)
misaotra antsika
misaotra antsika