Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
201. sipagasy
(
24/09/2005 14:46)
misaina:
Fa na Ftma: azoko ny tianao lazaina, saingy dinika ity, dia mifandinika,hatramin'izao,mino aho fa na iFa io aza leo ihany koa , saingy hoy aho hoe, rehefa tsy malala ny ataony dia mila lazaina ihany hoe: misy harina mainty ny tavanao fa fafao,raha tena hoe nisy izany fifankatiavana sy firaisankina izany ry Fa, dia vao nivoka ity dinika ity dia efa nanaiky ny tsy nety nataony izay volaza fa nanao ny diso, saingy ilay izy tsy zay anie e,mbola miandry ihany aho hatramin' izao mba hisy hiteny hoe aoka ary ry reto fa hifamela isika,rovina io?? toa fitakiana ny Ip aza no atao mba halalana ilay olona , mora handatsana azy oe be vava nefa mbola mijanona eto Bold text@ nay eto ihany, dia handefitra foana izany ve isanandro vaky izao!!! misotra.
Eny aza, fa samy tsy misy manaiky ho diso isika na izahay, (miteny @ anaran'ny OP aho) na ny nanao ny fahadisoana ihany koa, ka araka ny efa voateny hatry ny ela dia tsy misy anie ny misakana anareo tsy ho avy any @ karajia e!, mbola ao daholo izahay miandry ny fahatongavanareo ary hoy ny fandaharana tafa sy dinika farany teo hoe: FIRAISAN-KINA no zava dehibe fa tsy ho zary fasika tahaka izao isika 1 trano ato.
Ataoko angamba fa ampy izay rehetra voateny teto izay, hoy ny namana fatma hoe na ho 300 aza ny mpandray anjara ato tsy hampiova inona fa tongava miresaka mivantana hatrany e!
Tsiky dia ampy fona e!!!!
Miandry anareo e! @ fo tsy misy lonilony kosa anefa annn hihihi.
202. cutie
(
24/09/2005 19:31)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 24-09-2005 10:38:06
Lohateny : Re : Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
Tsy hitako izay tokony hanitarana ity resaka ity, samy manana ny fahalalahany (liberté) ny tsirairay fa na izany aza misy fitsipika mifehy ihany ato ka raha ohatra nisy zavatra tsy nety nataonareo misaina, lolly, lanah13, nanananie, sns dia jereo ny antony avy eo ianareo mifanazava.
tsy vahaolana amiko ny fifamaliana eto na ny fifanomezan-tsiny, na ho tafakatra "300" aza ny mpadray anjara @ ity loha-hevitra ity tsy hitako izay dikany
jerena ahona akia, tsy tokony ny op ve no manazava @ ndry zareo we in no tsy nety , fa tonga de banni fotsiny @ zao. Raha we voadaka ry zareo de tafaverina de manaiky za, fa le banni , no tsy azoko.

203. kinaoly
(
24/09/2005 19:35)
ny mahagaga ane de maninn ny hafa fona no tokony hanova fihetsika ?
reo ban na vo-kick reo ve tsy afaka mba hi-se remettre en kstion "sao de mba nisy tsy nety" aza ny nataony tao?
ny mal entendu ane mety misy fona e, fa maninn raha mifanazava foutsn fa tsy tou de mitsara be we ny op zao na we ry anona zao sy zao
omeo bénéfice du doute fona fa tsy zay no tsy mampilamina. samy te hanana ny marina jiaby etsikany :-w
zay no mahaserasera ny serasera (communication) par définition, fifanankalozan-kevitra (échanges) fa tsy fitsarana :-@
ataoko fa raha tena vonona ny hifandamina marina reo ban sy ze manana fanakianana tsy tokony tou de hanangabozona fa mitady fanazavana mangina alou
raha te hiverina hitsaty marina nareou de ataokou fa tsy misy afa-tsy ny firesahana no ahitana ny olana ary ivoahan'ny vahaolana.
ny hitako hatreto manko de mifanome tsiny foutsn no ataontsika :evil:

204. cutie
(
24/09/2005 20:10)
kinaoly , ka ry zareo io ambony io efa manontany we in no tsy nety . lolllllllllllll
fa ry zareo nandaka , no mbola tsy niteny we , zao no tsy nety . lollllllllllll
fa ry zareo nandaka , no mbola tsy niteny we , zao no tsy nety . lollllllllllll
205. kinaoly
(
24/09/2005 20:31)
cutie> raha ny fahalalako aloha de misy antony foana matoa voadaka e, ny hitakou hatreto manko de we satria tsy mifanaraka amny zavatra noeritreretin'ireo voadaka na vo-ban ny zavatra nitranga de tonga de nanapaka ry zareou hoe manao abus de pouvoir ny op :?:
206. cutie
(
24/09/2005 20:38)
kinaoly , de in aza le antony e , zay anie no tsy hay e lolllllllll
Maninona tsy lazain-dry zareo ny antony ??
Maninona tsy lazain-dry zareo ny antony ??
207. hesham
(
24/09/2005 23:24)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
208. cutie
(
25/09/2005 04:24)
hesham :-D
tokony asiana ampamoaka mitsy le zany resaka zany , de hita @ zay ny vahaolana . lollllllllllll
Fa zany mou tsy hisy na haniry nify aza ny akoho . lolllllllllll
aleo :@:@:@:@:@:-D:-D:-D:-D
tokony asiana ampamoaka mitsy le zany resaka zany , de hita @ zay ny vahaolana . lollllllllllll
Fa zany mou tsy hisy na haniry nify aza ny akoho . lolllllllllll
aleo :@:@:@:@:@:-D:-D:-D:-D
209. saotra
(
25/09/2005 05:16)
radem njay manoy mamaky fa reraka ny masony le sipa, de zay vo mikozy sao de hiteniteny fona eo.
211. sipagasy
(
25/09/2005 14:13)
cutie:
kinaoly , de in aza le antony e , zay anie no tsy hay e lolllllllll
Maninona tsy lazain-dry zareo ny antony ??
angamba kosa ianao tsy namaky tsara fa efa nolazaina ny antony, avereno vakiana izay nosoratako rehetra, fa tsy hamerina im-10 kely kosa aho e!
Efa samy nihaino angano daholo angamba t@ alahady teo t@14 H ora frantsa an, dia miandry ny fampiharaana izay henonareo tao aho izany izao.
212. lanah13
(
25/09/2005 15:06)
oudryy!Zay vé dé bola tsy nahita vahaolana ihany klé!cutieiza ary no tena tsy mahay mamaky ooo zà sa nji =))
Angano vé no dé atao taratry ny fiainana lol eh! zany izy wé angano :-@:-@ Borikeo wa fa marary fo @ tsisy dikany eo =((=((
Angano vé no dé atao taratry ny fiainana lol eh! zany izy wé angano :-@:-@ Borikeo wa fa marary fo @ tsisy dikany eo =((=((
213. cutie
(
25/09/2005 16:53)
sipagasy , za alou tsy nahita ny antony na de efa namaky aza . lollllllllllll
nga njy le nadaka ry sipagasy no we efa nilaza ny antony lolllllllllll
nga njy le nadaka ry sipagasy no we efa nilaza ny antony lolllllllllll
214. kinaoly
(
25/09/2005 18:04)
cutie > ny fahalalako ny antony maha-vokick de we tsy manaja ny hafa, mila ady, miteny ratsy, manao anton-dresaka tsy tokony atao eo amny pulik satria mety hisy tsy ahazaka, mampiasa pseudo an'ol (fivadihan'ny anarana ho lasa anonyme) ataoko fa nanao ny ray tamreo kosa ireo voakick. matoa izy lasa ban de efa notenenina im-betsaka fa tsy azo nahitsy na natoro. antony efa voalaza etsy ambony ireo fa mba fanamafisana foutsn sisa reo -
tsy moramora kokoa ve rankizy ny manontany ny op zay nandaka na ni-ban anao moramora raha sanatria misy izany tou zay mifampamoka salamzaou ?!? :-w
tsy moramora kokoa ve rankizy ny manontany ny op zay nandaka na ni-ban anao moramora raha sanatria misy izany tou zay mifampamoka salamzaou ?!? :-w
216. sipagasy
(
25/09/2005 20:08)
ataoko fa mazava ny nolazain'i kinaoly io ambony io ka miala tsiny aho raha misy tsy mahay mamaky ny sasany fa efa voasoratra daholo ireo voalaza rehetra ireo...
Hoy i lanah13 hoe angano ve hono no atao taratry ny fiainana????? miala tsiny aho milaza aminao fa tsy MALAGASY ianao fa misandoka ny maha Malagasy anao, tena mampalahelo raha tsy hainao ny hasin'ny angano teo @ fiainana MALAGASY. Sa kosa diso aho fa tsy hainao na ny dikan'ny hoe angano aza???? raha mipetraka ivelan'i Madagasikara ianao dia toroako hevitra hanafatra rakibolana haingana avy any @ tanàna.......

217. methode
(
26/09/2005 01:02)
Tena nandany fotoana be mihitsy aho androany namaky ny voasoratra! Tsy dia hitako loatra izay tena olana! Ny fanontaniana misongadina dia hoe iza no diso? Ny olona mamaly indray toa misy hafa no anontaniana dia hafa ny mamaly, ohatran\'ny milaza hoe olona iray ihany fa ps samihafa! Inona no antony?
Anisan\'ny efa tratran\'ny kick sy ban za fony mbola tany Roma! Dia nandefa hafatra nanontany hoe inona ny antony dia nanazava ilay nanao azy fa tsy avy aminy ilay izy dia novahana ny olana avy eo! Tsy nisy romoromo fa samy vita!
Ny sosokevitra arosoko dia hoe raha misy tsy mazavazava dia manontania, miresaha! Raha kické na banni moa ianao izany dia any amin\'ny namana mandefa hafatra amin\'ny ps n\'ilay olona! Raha tsy voavaha ny olana dia manorata amin\'ny tomponandraikitra miaraka amin\'ny sosokevitra! Raha tsy misy vahaolana amin\'izay rehetra izay vao tokony hangataka vahaolana amin\'ny be sy ny maro! Mino aho fa samy manana ny antony tsirairay ireo namana nesorina ireo!!!
Anisan\'ny mankasitraka ny fisian\'ity serasera ity aho ary betsaka ny namana hitako tato! Hatramin\'izao aloha mbola tsy nanana olana na tamin\'iza na tamin\'iza!!! Mifamaly indraindray fa mifanazava dia samy vita! Dia mazotoa daholo!

218. misaina
(
26/09/2005 06:13)
Mbola faly midinika ho anareo namana eto ihany, kinaoly: miteny ianao oe misy ny antony na vokick , ka afaka miteny koa izaho oe, misy ny antony itarainana matoa tonga eto, ary mbola mamerina aho fa tsy misy andany andro @ izany akory raha tsy efa maro be ny ankizy tratra, mitanisa ianao oe zao sy zao no na hatonga ny olona vo kick dia itanisa @ nao aho oe:ary ny ops manao ny tsy mety ve iza no hi kick azy???????? omeko ohatra ianao dia izao: firy moa ny ops manova ps, ary mapiresaka ankizy pv avy eo,ary ny fi balancer-na numeron'olona eo @ salon, nefa lazaina fa tsy azo atao zany, marihako fa tsy tonga tany ny numeron'ilay olona raha tsy nisy koa ny mpanome!!ary iza no tena manao clan clan??????maro be fa tsy votanisa eto, ary misy op izao mila ady fotsiny @ namana sasany mahita izao ilay op namany fa tsy misy mi kick zany,koa mbola mamerina aho hoe, ampamoka ve ??,matoa tonga @ izao sehatra izao sika dia zay no maha serasera hafa kely azy koa dia raiso @ alemempanahiny ao , fa aza tampenam-bava ny ankizy tsy hiteny, ny vy oa tsy mikitrana irery matoa misy ny dinika eto izao. raha mila fanazavana fanampiny izay volazako izay nareo dia, manorata aty amiko, misaina fotsiny dia ampy, aza asina tsiky fa tsiky mpetsaravelantsihy. misotra.
219. misaina
(
26/09/2005 06:24)
methode: izy ity anie akory ka tsy oe feno vovoka ny pataloha dia fafana avy eo dia afaka tsy misy sasana tsony, ianao marina anie tsy eo matetika e, hay moa op enao refa tonga eo!!! misotra.