Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

261. ravatorano ( 28/09/2005 05:13)
nisy nanohy tary izy ity ka izay no nahitako azy ary dia raikitra namaky azy hatramin ny voalohany zà ary dia valalanina tokoa.
Misaotra anareo namana rehetra teo ambony rehetra teo fa misy ho tsakotsakoina ny hevitrareo satria
ny mitaraina dia manana ny heviny tanteraka ary hitako aza fa lasa lavitra b ilay adihevitra
ny namana ops koa toy izay(zà dia op sao misy te hahalala).Zà tsy nanatrika ilay resaka satria alina no nisehoany zà ihany koa tsyè d tia ilay ampamoaka toy izay na dia ilaina aza ny conftontation indrai2
Ny mba azokoa lazaina angamba dia izao maro ny namana no milaza fa aza manao ampo an io fa virtuel io nefa dia hitako izao fa ilay niteny an \'io tamiko mihitsy no manao izany eto araky ny heviny.
Ny fanontaniana ilaina valiny,ny fitsikerana ilay fanomezana sosokevitra .Aoka mba samy hanana fahatoniana isika miresaka eto fa tsy hiakatra b tokoa fa samy iska ihany no eto ary enga anie ka samy ho eto daholo ihany e
262. lo ( 28/09/2005 05:42)
ravatorano : sali zoky an, za koa omaly vo nahita an'ty resaka ty fa ela iany vo tonga taty am farany lol
263. misaina ( 28/09/2005 06:34)
kinaoly: ndana miverina T1 oa, tsy misy azonao izay lazaiko, ary tsy vizaka aho mamerina azy indray eto, satria rehefa donto faisana dia atao ahona moa!!tiako ambara dia izao: efa hainareo ops ny fitsipika,ny lalana mifehy koa inona indray no mbola handikana ilay lalana??????anontaniho aloha ny namanao hoe inona no tian'i misaina lazaina vao mamaly ahy eto indray,tsy misy idiran'ny titre personnel izany na compte personnel , fa mampatsihay ity lalana lazainareo fa misy aho ,kanefa dia dikanareo tsotra izao,rehefa lalana dia lalana,ny ankizy angaha mahalala izany akory, fa nareo no miseho mahay lalana nefa aiza izay lalana mifehy eo? arovy ny maha ops anareo fa ny ankizy indray tsy maintsy mitsikera rehefa tsy mety ny atao e, ary aza mialona ny ops any Dago fa,ny ops any manao ny asany tsara!mba ovaho ny toetra dia mahazo bon point koa!oadray, eh izany izy hoe lalao koa mbola tokony asiana fitsipimpanohizana indray ve?? impiry izay oa no nisy ny fitaritana ny ankizy mba hanao sortie , nisy vanona ve?? satria nahona??, raha tsara ny toetranareo mandeha ho azy daholo izany saingy.. indrisy,dia valiho koa aho oe , efa mba miova ve nareo oa,miarahaba izay namana tonga rehetra ao!manetreha tena raha te ho tsara e, aza sasatra izany mihitsy fa izay anie ny andraikitrareo ao e, misotra .
264. vegas ( 28/09/2005 07:06)
za alou zany de efa nisy nandingana ny ps-ko mintsy tamin'ny fiarahabana e! nefa tsy koi fa akamako fona lery hihihihi. Salu lah annnn! Dingano fona ny ps-ko fa za ndray tsy menatra ny hiarahaba zany, za nga mo naninona? kiss mirefodrefotra lah :-*:-*
Ny hevitra no tsy mitovy ko iavonavonana ny totozy? lol
265. chipie1 ( 28/09/2005 07:10)
dia manoratra aty ve fa voadingana tsy voarahaba ?:lol: izy oa tsss:{:-D:-D
266. lanah13 ( 28/09/2005 07:31)
sali!sali an !!
Kii bola eto fona vé borikeo wa fa lanaka @ tsisy dikany klé!
Vegasavereno kely lé tady natsipiko t@ lay tandroky ny omby teo fa zà nanipy an'iny voalohany =))=))=))dé zà lé anisany tsy miharahaba an là lol
Lobizz klou!! tena politika any tanana lety wa é!:-@:-@
Misainasiks aki milay ka!
267. xxx ( 28/09/2005 07:32)
Lasa misaina be misaina h@ nisian'ito ady hevitra ito =D http://serasera.org/forum/?rub=tadiavo&tadiavo=1&submitter=misaina&PHPSESSID=76675405418727c1787eb004f3aad959 Ary rehefa tsy misaina i misaina de iza ?
268. lo ( 28/09/2005 08:04)
fa na d zany kosa ary refa miady hevitra aleo mbo miseho we za ty na za kosa e, fifanajana zany amiko aloha e, otrany tsy mendrika le manao xxx, otrany we tsy sahy mijoro amin'ny heviny, sa aona ozy nareo? :)
269. lo ( 28/09/2005 08:13)
fa na d zany kosa ary refa miady hevitra aleo mbo miseho we za ty na za kosa e, fifanajana zany amiko aloha e, otrany tsy mendrika le manao xxx, otrany we tsy sahy mijoro amin'ny heviny, sa aona ozy nareo? :)
270. xxx ( 28/09/2005 08:42)
lo> sahala amin'ny le olona tsy milaza hoe iza izy rehefa ao amin'ny karajia ihany io : mba ianarana.
271. lo ( 28/09/2005 09:09)
xxx : eny e, marina aloha zany e, fa na ny ps ary ne tsy midika we iza marina io na iza e. Amiko fotsiny otrany metimety kokoa amiko ny mahalala we i lo na i raann no tezitra amiko no we i xxx ohatra, mora amiko ny hiresaka aminy hifandaminana ny tsy nety rehetra, rah tsy haiko manko le ol d marary iany ny saina mieritreritra we misy ol manana alahelo amin'ny tena any fa tsy hita ze fomba hifampiresahana satria anonyme le ol, mba eritreritra ny ahy e :)
272. mamzelkely ( 28/09/2005 09:41)
273. booboo ( 28/09/2005 09:49)
sô hihinana pop-corn kounkou mamzelkely klou ? hihihihihihihihi
274. lo ( 28/09/2005 11:08)
booboo : za koa meo :)
275. lo ( 28/09/2005 11:20)
booboo : za koa meo :)
276. booboo ( 28/09/2005 11:23)
lo > iny aza e . sady mbola pub zao dé tsy quoi ! hihihihihi.
277. lo ( 28/09/2005 11:57)
booboo : atsy ambadika atsy ne misy corn bdb e, fa le mi pompy azy no tsy haiko =))
278. kinaoly ( 28/09/2005 14:06)
misaina> fa iza no niteny we aza mitsikera nefa enao e ?!? :lol: nampatsiahy ny lalana tokoa ve alou enaou se tonga de mametraka we satria op de tsy manana droit à l'erreur mintsy reo ankizy reo :°) mba ol koa ane reo (ra tsy diso za alou) mety tsy eo izy ka ho afaka meraba ny zay vao tonga rehetra. raha ny hitako de mba meraba ny rehetra fona refa eo ry zareo (tsy avocat za fa milaza ny hitako alou), ny ze vôdingana sy tsy vôndingana tsy maintsy misy zany kou, minambary aza misy lôka rankizy =)) - za aloha efa tany @ T1 fa nolavin-dry zareo e =)) asa mety marina ngamba ny teninao :roll: mba tariho mankany @ lalan'ny T1 aza alou za na ngo de mahalala fenarana mety mandray anà sy mety hampianatsa ahy "hi-misaina" toa anao enao =)) - ô ry misaina tena marary mintsy ny fonao zao angaha ? =(( =(( inn aza ny fanafody mety aminao fa raha hananakou de omekou. ny mba takatry ny saikou tsy tonga T1 de we manorata wa aty amikou de hifampianatra ny tsara isika zany :^):^) - se misy mahita hevitra hafa enareo alou ? :?::idea:
279. Lolly ( 28/09/2005 14:53)
Kinaoly, miteny ianao fa mba hafaka manao hadisoana ohatran'ny ol rehetra koa ny OP. Manaiky an'izany aho. Ary tsy misy mandà an'izany. L'erreur est humaine hoy ny fitenenana. Fa raha fahadisoana miverina injato kosa ve dia ho avela fotsiny eo? Tadidio fa tsy adala akory ny ankizy raha manoratra eto foana. Misy zavatra mba tadiaviny ao 'zay fa hodinareo atao be marenina. Sa ve hoe anareo tokoa ny sehatra toy ny lazain'ny sipagasy ka tsy misy hilaivana anay???
280. Lolly ( 28/09/2005 14:54)
Lanah13 Marina ny anji. Tena politikan'ny any @ tanàna...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2139