Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
142. lanah13
(
20/09/2005 16:05)
lollyhaingana nji madefa lé hafatra fa efa ela zà no nianjy fa zà io maika hijery sy hanome vahaolana loll
143. misaina
(
20/09/2005 20:35)
Annie: misy fanamarinana kely ity ry Annie, sao dia hifamaly @ n'olona ianao,fa sao dia tsy ilay olona eritreretinao ity lazainao oe miaraka mihira ihany teo aloha!! efa ela enao no tsy teo, vakio tsara ny dinika dia hainao oe iza tokoa ilay olona, fa raha azoko tsara dia tsy ilay mpihira io akory,mino aho fa azonao ny tiako ambara,tsy te hanonona anaran'olona eto aho,fa tsy izy io ry Annie a! misotra.
144. misaina
(
20/09/2005 21:19)
Mbola faly ihany aho tonga eto manome sosonkevitra ho an\'ity serasera ity: mino aho ry hery fa raha omenao andraikitra ao aho dia tsy handà akory, fa marihako eto kosa aloha fa dia ho gidraka lava satria izaho tsy hitovy fisainana @ ireo ops sasany ireo akory ka dia ho ady lava hitohy eny foana izany, ny serasera karajia eto, ka saino ihany, aloha, vonona aho na dia izao dia izaho aza!!saingy mbola mamerina ihany aho hoe, tsy aleo ve ovana daholo aloha ny ops ao dia asiana latsabato, dia vita dia mety samy ilamina ny tanana satria mba safidin\'ny be sy ny maro no lany tao,andramo anie io fa mino aho fa mandeha, ary mandroso be ity serasera karajia ity e! ary hono oa ry hery?? tsy maintsy misy koa ve ny figadrana olona na (banni) ato,tena ilaina ve izany?? sao mba tsy tokony ihany hoy aho....asa aloha. misotra.
145. misaina
(
20/09/2005 21:29)
vegas: fangatahana ny antsika fa rehefa ireo foana moa izany no ao atao ahona moa fa dia rehefa tsy hiova koa ry zareo dia gidraka lava foana zany koa, tabataba lalandava hoy ny hiran'i lolo sy ny tariny izay ka apetraka @ tomponandraikitra ny safidy!!satria ireo raha tafajanona ao ihany dia efa manafana vy koa zao ry zareo hamelezana ny ankizy malagasy e!ary hidingin-drambo hoe kaiza fa zay mbola ato ihany e!ndana mitady tsaty hafa sns... rehefa tsy tamana ato @ nay sns....izay aloha dia ho hisy ary efa hitako eto mihitsy izany!dia hitohy foana ny lanonana izany koa! sa ahona hoy i vegas??ny alina mitondra fisainana ka asa re!!misotra.
146. vegas
(
20/09/2005 22:58)
Borkéo amizay le resaka fa samy nahita nitsakotsakoana :miam::miam::miam::miam: daolo ngamba tsika rehetra izay. Zay banni rehetra dia hitsangana amin'ny maty daolo, ze mpiteny ratsy aoka tsy hiteny tsony, ze mpikick rehetra aoka tsy hanana plasir amin'zany tsony. AMEN!!^:^^:^^:^
Manantena fiovana!
Signé: :@l:@a:@b:@o:@m:@b:@a:@
Manantena fiovana!
Signé: :@l:@a:@b:@o:@m:@b:@a:@
147. cutie
(
21/09/2005 03:11)
aleo mitsy alou :@:@:@:@:@ miaraka @ vegas :-D:-D:-D
mandra -pahita vahaolana . :-D:-D:-D:-D
mandra -pahita vahaolana . :-D:-D:-D:-D
148. misaina
(
21/09/2005 06:22)
vegas: andraso aloha fa tsy vita akory izay nangatahana koa no borkena @ izay, aleo hiakatra tonga 501 ity dinika ity @ izay mba miditra tsara ao antsaina sy ao ampon'ny mahalala , sady mba efa manome sosonkevitra foana aho io fa eh eh toa modiana tsy hita mitsy ilay hevitro,matoa aho miteny eto tsy ankijanona dia mba tiako hisy ny fivoarana sy ny fanantsaran'ity serasera ity,izaho aloha tsy leo miteny eto foana eh,mandrampaha tongan'ny fiovana eto,mbola tsy naheno op aho izao na iray aza ka niteny hoe eny aza fa hiova izahay!!!!misotra.
149. hery
(
21/09/2005 07:44)
Valin'ny soso-kevitra
Tsy mbola nahita aho hoe voafidim-bahoaka no lasa ops :-) tena kozy zany. Mba betsaka ihany ny chat efa nalehako. Ny zavatra hitako... ary efa atao ato amin'ny serasera dia izao : misy olona vonona ny hiara-miasa amin'ireo ops na koa atolotry ny vondron'olona vitsivitsy, dia manao fangatahana any amin'ny tompon'andraikitra (lanto), dia ifampidinihan'ny mpikarakara rehetra ao, dia ekena. Tsy misakana anefa izany hoe mifidy olona ny namana... fa mandalo an'io ihany. Ka na androany androany ihany aza i misaina no manolotena sy manoratra any amin'i lanto momba an'io dia androany androany ihany koa dia halefan'i lanto hifampidinihanay ilay izy.
Ny zavatra tiako holazaina faram-parany dia izao. Samy mihambo ho manatsara ny serasera daholo isika. Mahafinaritra izany. Tandremo anefa fa mety misy amintsika ataon'ny sasany fitaovana hanimbana ny serasera fotsiny. Mety tsy fantatrao akory fa araraotin'ny olona sy interpreter-n'ny olona sasany ny zavatra soratanao eto ka apetrany amin'ny takelaka hafa hilazany fa mikorontana sy tsy mandeha mihitsy ny serasera. Tsy vao voalohany no nisian'izany. Izay no antony nahatonga ahy hiteny tamin'ny voalohany hoe toy ny trakta satria tsy mbola nitaraina tamin'ny tompon'andraikitra akory ny sasany dia nanao antso avo teto. Raha misy zavatra hitanareo tsy mety momba ny olona manokana na olona vitsivitsy eto amin'ny serasera dia tsy sarotra mihitsy ny manoratra manokana ho anay ahafahanay manitsy izay tokony ahitsy. Izany no fomba tena manatsara zavatra.
Dia misaotra hatrany
Ary tsiky dia ampy :-)

150. mamzelkely
(
21/09/2005 08:18)
mila fandihina zany rht zany fa lasa lavitra lôtra sady miodikodina beuuu o!!!:°)
152. nikopol
(
21/09/2005 10:03)
ny ahy ny fitarainana ataoko dia misy op mba tiako kotina fa tsy mety zakako mintsy.
dia inona no azo atao.
:lol:
dia inona no azo atao.
:lol:
154. Lolly
(
21/09/2005 11:40)
Hery: Fa inona marina no dikan'ity momban'ny takelaka 'ty raha trakta fotsiny 'ty e? Ity zavatra ataoko ity 'zany tsy ho asiana sira satria tsy nandeha nivantana tany @ tomponandraikitra?! Mahagaga ahy ihany ilay izy satria na dia tato aza, dia tsy maintsy ho hitan'ny admin ihany.Ny OP aza mahita ny lavaka rehetra ato hoy ianareo, koa ny admin ,ndray ve?
Amiko tsy misy dikany akory raha mbola anoratra any @ Lanto satria efa nomeko azy etsy ambony ny daty sy ora nandehanako tao @ karajia, ary fantany ny ps nampiasaiko t@ izany satria izaho sy xxx irery ny bannie teto tamin'io hora io. Namaly izy fa tsy hamoaka ny resaka eto, na dia izy aza no anisan'ny ankizy nitaky ny hamohahana ilay resaka tamin'ny vohalohany.( jereo etsy ambony 15-09-2005 15:06:01). Ka inona ihany ary? Ka na hamaoka na tsy hamaoka, mba tiako ho fantatra marina iza no diso, za sa ilay dessin animé nofosaina? Na izany ary ve tsy mampihomehy? Sa nisy personnage de dessin animé angamba tao:-D:-D:-D?!Mihandry ny verdictaho.

155. Lolly
(
21/09/2005 11:45)
Ary izay no antony nametrahako ity fanontaniana iray ity, inona marina no droit'ny OP? Rehefa mifosa toy ny lazain'ny sasany... TOONS en plus de ça ve dia voagadra?
156. Lolly
(
21/09/2005 11:47)
Aoka hazava fa Soit disant mifosa toons io an. Sao lazain'ny sasany fa manompa ny sasany ho TOONS eo ndray kou!
157. chipie1
(
21/09/2005 11:48)
te hahalala fotsiny ve oe iza no diso ? iny ndray no nampiomehy :-D:-D
158. Lolly
(
21/09/2005 11:56)
Chipie 1.Kou tsy mazava amiko aza 'lay izy kou!:-D Voagadra hono satria mifosa dessin animé. Raha azo atao we mifosa kou ary 'zany. Dia avy eo ndray ny OP nandàka no mahazo 20/20 avy any tomponandraikitra.
159. hery
(
21/09/2005 12:27)
hay ve resaka rendement de compte personnel sisa ny an'i Lolly e. Mba niezaka namaky hatramin'ny voalohany ihany aho fa tsy nahita vahaolana nalefanao mihitsy. :-)
160. lanah13
(
21/09/2005 13:25)
sali! sali an ! Dé tsy hisy vahaolana mitsy ty raha ty zany klé!Lé resaka lasa misavona ny olana mipetraka dé inn ihany azany .
lolly: zao zany no tena izy ,nji zao no diso rà izany filazan'i hery zany (rendement de compte perso)dé lé fitarainandry zany tsisy dikany sady tsy azondry ny valimpanotaniandry wé inn droit ny op!Dé rà atao ny conclusion @ zao dinika zao dé wé :aiza ny ataonay no atao fa zay lazainay ihany no tanteraho! loll (tais toi et soit belle =))=)))
vegas: siks bainah, efa kobonareo io kozi io é! sa loll