Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
344. ari.malala
(
07/10/2005 07:13)
lohantsonjo no haiko! :-D
naika tsy hiteny ihany za fa tsy marina kosa alo le tsy miarahaba ê! za aza no miala tsiny fa ndrai² tsy voavaliko ny arahabandry zalah :P
naika tsy hiteny ihany za fa tsy marina kosa alo le tsy miarahaba ê! za aza no miala tsiny fa ndrai² tsy voavaliko ny arahabandry zalah :P
345. fijo
(
07/10/2005 22:12)
fehiny.
-misy olana ao matoa mitaraina ny ankizy.
olana misy.
-maro no voadaka nefa tsy fantany akory ny antony.
vahaolana.
-voalohany aloha ,raiso ary jereo tsara izay olana misy izay sy ny antony.
-miresaka tsotra amin\'ilay voadaka ny op(ilay nandaka sy ny hafa)ary manazava fa araka ny \"FIFEHEZANA ETO \"no nandakana azy.
-fadio ny manao toa io fiteny nataon\'i fanja1 io.\"tsy tazomina izay te hiala ,fa malalaka\"
-admin,raha OP iray no mahatonga ny olana matetika dia esory,fa avy aminy ny olana.
-hoantsika mpikambana miezaha hatrany koa ahalala ny fitsipika misy eto,mba tsy hiopefy.
farany.
aoka ny disadisa tsy avela hitarazoka,fa avy dia lazaina toa izao hiaraha mitady valiny;

346. sipagasy
(
08/10/2005 07:15)
mr fijo efa izay anie no atao ao e!???? fa tsy haiko ihany izay mbola resaka hafa koa, misy mihevitra fa tsy misy lalana ato, nefa ry zareo no tsy nijery ny fitsipika alohan'ny hiditra!!!!!!!!
347. misaina
(
08/10/2005 09:19)
fijo: tena mazava ary tsy misy kihanina ny zavatra lazainao, raha op ianao de tena mendrika ho anao izany toerana izany! impiry akory aho nanazava niteny, fa misy ny olana sns, saingy minia tsy miheno ry zareo ary , lasa resaka salsa ve sisa no atao resaka!!!tsy zazakely intsony anie, fa mba olondehibe daholo ihany !! mazava tsara io fanazavana nataon'i Fijo io ka aleo indray oe jerena , ny suite-ny ,misotra anao fijo de mankasitra hatrany , ny tenanay,misotra.
348. sipagasy
(
08/10/2005 09:38)
fa angaha mbola tsy vita ihany e!????izaho aloha manamafy ny tenin'i Fanja1 e!, izay eranareo ihany io fa tsy misy terena eto akory.
349. sangojy
(
08/10/2005 10:30)
Aiza daholo indray, salama daholo ny "namana"... savorovoro hiLANTOana (lanto :-))fa mahaiza mifandamina... efa voadaka koa izahay (no comment) fa mba mahaiza mifandamina re olona... Soloy FAHAVALO le hoe NAMANA raha tsy tsy mahay mifandamina isika...isika mpitaraina mahaiza mandefitra eh, rehefa mba lasa op aza manao otran'ny sasany...lol (tsy ny rehetra), ianareo op aza mifampiaro loatra fa tena misy marina ny tenin'ny namana mitaraina eto...Ary efa sarotra ny fiainana fa aza asarotina eh... izahay moa tsy tafiditra chat intsony (tsy hay hoe ahoana fa vaovao mou le izy...)ka mba eto mamaly...
Izay fa samia mahita fiadanana e... bisous daloly
enamy
Izay fa samia mahita fiadanana e... bisous daloly
enamy
350. sipagasy
(
08/10/2005 10:50)
mmhhhh vao teo izao aho no nahita an'i sangojy tao @ karajia teo,?? dia maninona tsy mandainga miteny hoe tsy tafiditr????
........izahay moa tsy tafiditra chat intsony ...... soratra nalaina teo ambony teo @ ny an'i sangojy io sao hoe namorona indray aho annn
[12:40:38] * sangojy__ ........ has joined #serasera,
androany t@ io ora misoratra io io nalaiko ho hitan'ny maro io fa tsy namorona koa aho.
Aiza ny marina e!????

351. sangojy
(
08/10/2005 12:09)
sipagasy > nahita ahy tokoa enao, tsy lainga izany
, fa ny fenetre eto am ordi ko misy hoe KIRG REQUESTED sa inona tsy haiko intsony, de tsy mahita izay olona ao zah sady tsy afaka mandefa message...: TSY TAFIDITRA izany amiko, ary nampiako hoe "asa ahoana...", aza malaky mitsara olona mandainga: nilaza ny marina aho fa enao no tsy mahazo... tsy mamorona enao fa rehefa tsy manana "données" ampy lanjao izay lazaina , sinon AKATONY le vava lol (wawawa)...misaotra ihany nefa namaly ny messageko.

sipagasy:
mmhhhh vao teo izao aho no nahita an'i sangojy tao @ karajia teo,?? dia maninona tsy mandainga miteny hoe tsy tafiditr????
........izahay moa tsy tafiditra chat intsony ...... soratra nalaina teo ambony teo @ ny an'i sangojy io sao hoe namorona indray aho annn
[12:40:38] * sangojy__ ........ has joined #serasera,
androany t@ io ora misoratra io io nalaiko ho hitan'ny maro io fa tsy namorona koa aho.
Aiza ny marina e!????
352. sipagasy
(
08/10/2005 12:47)
sao misy manitatra eo indray fa efa vita ny fifanazavanay io annn, VITA koa ny TANTARA, lany ny gilasy sy ny voandro.
353. misaina
(
08/10/2005 20:38)
sipagasy: inona ny anao no atao oe vita kay???? ny fiombana ny teny izay navokan'i fanja1 ve?? zany ve no vaha olana vita sy tsara @ nao e??? mba efa vehivavy lehibe ihany oa fa mahaiza mananja tena,ny teniko dia izao fotsiny: hajao ny tenanao mba hananjan'olona anao, vakio io teny lazain'i fijo sy sangojy ireo sy ny namana rehetra mitaraina , dia ho ampy hisainanao angamba izay,ary mbola mamerina entoana aho , fa matoa misy ny fitarainana dia misy ny antony izay!!!!!!!!!!!!!!! misotra.
355. sipagasy
(
09/10/2005 06:10)
kay nareo mbola variana ato kouuuuu hitako tsy hita ary an'efitra malalaka ary intsony tsssssss, mampamangy e!
ary be ihany ny tsy mahalala onina annn
ary be ihany ny tsy mahalala onina annn
358. methode
(
10/10/2005 00:06)
Hihihihi! Kay izy variana ato ko hitako no tsy miditra ao amin'ny chat! :lol: