Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
61. lanah13
(
18/09/2005 14:02)
kayy nisy kitso mitsy ny tanako @ lé mitapi é!!=))=))(ordi io tapena io sao mivadika resaka hafa eo njay, ato mantsy misy oul spécspécs ka lasa mivoana zavatra hafa njay lé dinika ) siks doly
62. misaina
(
18/09/2005 14:06)
fanja1: efa nisotro ny ranony angha zato izy ka manana hery be mihitsy??? aza tonga namana oa vao mavomavo, ento @ saina fa aza atao manakaiky ny tranotay ny fo( azfd @ ilay fiteniko fa zay no hitako ilazana azy)tsarovy fa karajia ity ary misy ny filazana mazava tsara ao oe raha misy olana na inona de mahazo mitaraina ianareo namana ,mino aho f atsy teny sinoa io, matoa ny ankizy mitady fanazavana de midika izay fa mba tiany ilay serasera fa tiany koa ny hisian'ny fandrosoana ao @ ny ary tiany koa ny hisian'ny fiovana ao @ ny koa!! enao angha raha diso de tsy afaka ny hiova kay! ary tsy misy mifampiakama izany eo, fa aza manao sainana angidina, fitarainana no atao eto fa tsy fijerena akama akory aleo hazava, sa manana akama be op zato izy ka miaro mafy, mba saino ihany, ary azfd fa tsy tohina akory aho, fa mitady ny fandrosoan'ity serasera ity aho matoa mandray anjara biriky eto!misotra.
64. misaina
(
18/09/2005 14:18)
mampalahelo satria nahona???? hikarajia no haleha eto,midika izany fa mba te hanala azy sns... raha mahita olon-tiana aza moa maninona , saingy maninona oa no misy ankizy migadra zany ato (banni io)mitalaho ilay olona mba havoka ,fa angha dia efa eloka be vava no vitany no dia gadraina ireo namana ireo ???? ny olona migadra any ampigadrana(amponja )aza efa tsy fidiny,koa maninona koa no asina izany ato @ karajia!!Ny vy anie tsy mikitrana irery matoa ataon'olona nareo op ireo e zay de tsarovy!!koa mangataka zahay avohay tao izay nogadrainareo! misotra.
66. sipagasy
(
18/09/2005 14:29)
Lolly:
Sipagasy: Ianao ndrindra io mihintsy no teo t@ 'zay sy x niresaka. Fa naninona ianao tsy tonga dia nandray ny andraikitrao fa niandry an'i x, 'zay vao nahalailay fonosana??? Ary diniho tsara aloha ny resaka vao mamaly!!! Sao miteniteny foana ka hiomehezan'ny olona.
mba hazavao amiko fa tsy azoko ny teninao hoe nalailay fonosana aho?????, ianaon ngamba ry lolly no iomehezan'ny olona ato kann hihihi, io i Fanja1 efa milaza aminao fa tsy misy mitana izay tsy tamàna ato ary mbola manamafy ny teniny aho, malalaka tompoko ny varavarana na hiditra ianao na hivoaka, tsy mena mitahy @ takelaka hafa ny SERASERA, fa manana ny maha izy azy mihintsy, ary hou iano hoe, efa 5 taona, izy izao, mandroso ny fotoana annnnn........ tongava ihany e!
67. misaina
(
18/09/2005 14:43)
fanja1 :mampalahelo ilay toe tsaina! fa hono oa ??? fa tena tianareo mafy tokoa ve ilay maha op anareo reo no toa miady mafy ho anareo nareo eh?? fa mahatonga aiza hono??? dia mankaiza avy eo??? tsy aleo ve mba ataon'olona oe mafinaritra sy tsara laza ilay serasera @ zay na ny zanaka amanjafy aza mety handimby toerana eto koa e, izaho aloha mijery ny alavitra foana fa tsy ny anio akory! asa re! misotra!
68. Fanja1
(
18/09/2005 14:47)
mazoto mijery ny alavitra misaina a!!!! ary izy tena lalintsaina mihintsy an! :lol:
69. Fanja1
(
18/09/2005 14:50)
misaina mba lazao eto daholo we reo olona milaza fa tsy tsara ny sera², toa nareo reo ihany no hitako kou:?
70. sipagasy
(
18/09/2005 14:54)
eny wa akia ry fanja1 kouuu hihihih soa aloha be wa, wa; wa, @ izay mba ho trakta ho anay e!
72. lanah13
(
18/09/2005 15:03)
ty njay zà!! misy wa lé oul dia tena "dé"mihintsy ka tsy zay hahitana vahaholana no atao fa laozana pffff =))=)) zà alou be wawawa refa bé lotsa lé izy é, nareo samy nareo aza mou tsy mahay mifanaraka kou hitako no tsy mahita solution mitsy ! siks doly
fa aiza fona no tsy mety mivoka kou lé resaka é!!
fa aiza fona no tsy mety mivoka kou lé resaka é!!
73. sipagasy
(
18/09/2005 15:19)
ka za koa mba miandry ny daty & ora t@ izany fifanolanana izany fa toa tsy misy ry lolly annnn sa tsy nisy izany fa dia resaka ka tiana hatavy e! hihih eisy e!!!
Iza avy hono ty lanah13 no tsy mifanaraka izany ao @ ireo OP ireo???, mba tanisao eto hoe, mba ahitana azy????? sao koa tsaho mandeha ka vao maika mahaliana mamaky "ragot & potin" hihihi sa ve hangalana ny gazety "voici & gala" koa ianareo??? mmhhh, miandry ny liste aho aloha e!

74. Lolly
(
18/09/2005 15:22)
Fanja1 sy Sipagasy a! Fa tena tsy tantinareo mihintsy ilay tsikera a:P!Raha atao anie io dia mba hivoarana e!Marina fa efa tsara ny serasera, fa dia hijanona amin'izay fotsiny ve? Raha tsy hoe tsy mahay ny mijery alavitra ny ato :-D! Raha misy mitsikera ve ny fomba fisainanareo, dia hijanona amin'iny fa tsy mba androso???Hanao be marenina, na hanao lohan'an....?!Eny e! Rehefa izay ve moa no safidinareo sy tanjonareo atao ahoana e!
Fanja1 aza généralisena hoe "olona tsy tia serasera". Iza moa no tsy tia serasera?Ny olana tsy eo, fa ny abus ataon'ny OP no tian'ny ankizy resahana.Avereno vakina ny etsy ambony. I Fijo milaza fa efa resaka nandalo teto io.Nefa hatramin'izao mbola tsy nisy vahaholana. Tsy mahagaga raha tena tsy naheno fitsikerana tokoa ianareo. Jereo aza ny fihetsikareo vao nandefa an'ity fitarainana ity aho. Sady matahotra anareo OP tsy mahay hafatsin'ny mi kick koa ny ankizy e! Mbola averiko eto ihany. Ny ahy aza resaka TOONS ve no naha bannie ahy. Maintenant je n'ai plus rien à perdre alors je dis ce que je pense. Sa ho voaraoka koa aho satria miteny izay heritreretiko??? =)). eny e! mety possible ihany izany rehefa sendra olona ambany fisainana sy tsy matakatra resaka...=))=))=))

75. Lolly
(
18/09/2005 15:28)
Sipagasy, ary ianao tena tsy mamaky ny resaka tetsy ambony akory an. Avereno vakina wa ny ary ambony dia voavaly ny fanontanianao.
Ary mba valio ny fanontanianay wa! Fa tsy mipetsopetsona @ tsinontsinona !
Ary mba valio ny fanontanianay wa! Fa tsy mipetsopetsona @ tsinontsinona !
76. lanto
(
18/09/2005 15:30)
Hitahita am zao ny antony tsy mahatafajanona ny sasany ao am karajia :p
77. Nananie
(
18/09/2005 15:32)
Hahaha! LE CHIEN ABOIT ET LA CARAVANE PASSE!!!:-D:-D:-D! Sa za koa ve ry Lanto ho voroaka ato satria namaoka ohabolana?
78. Lolly
(
18/09/2005 15:37)
Tanjemo ry Nananie an, sao dia bannie eo koa nji, ny ahy ary wa resaka TOONS.=))
Inona no hitanao ry Lanto? en fait, raha mandalina tsara dia tena susceptible be ianao. Mora ho entin'ny fo tahakan'ny lazainao tetsy ambony ihany.
Hay moa ianao OP koa... tsy mahagaga. Ny mampalahelo anefa dia ny OP mianakavy no ndray maimbo, noho ny fihetsin'ny sasany.:-o

79. sipagasy
(
18/09/2005 15:43)
malalaka hoy aho teo ny varavarana fa matoa ianao mbola ato ry nananie, na koa lolly na koa pony dia mbola tianao ihany anie izahay ato e!!! koa aza saro -tiavina fa manajà ny tenanao dia akombony @ izay ny vavanao mipetsopetsona io fa tssss
80. sipagasy
(
18/09/2005 15:47)
niverina indray aho, tsy aleon'i pony, lolly, nanie, sy ny hafa ve manokatra serasera hafa any raha mahavita mba ho jerenay e!???? sao mba ho tsaratsara kokoa nohon'ny ato??? ny anareo??? @ izay ianareo tsy ho BE TARAINA eo intsony, fa mba mahaleo tena manana ny anareo fa tsy miankina aminay ato efa maimbo ihany hoy ianareo izay teo........ miandry ny anareo izahay e! Mirary anareo hahavita be sy tsara lavitra noho n'ny efa hitanareo koa....