Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.

21. Nananie ( 15/09/2005 13:24)
Ary tsy ohatran'ny mifanohitra ve 'zany lazain'i Lanto izany? Mba namaky ilay resaka ihany aho fa ohatranareo sy Lolly no tena mifandramatra ato an :lol:! F'angaha hoe tsy atao copie coller lay resaka??? 'za nefa niandry be tato fotsiny...:lol:Avoay rangah, i Lanto efa nihevitra namoaka teo. Miandry 'zay an!
22. Samoana ( 15/09/2005 13:30)
Mifankatiava ihany ra'mbola velon'aina..
Tolory tsiky mamy, na op, na be taraina...:):):)
23. pony ( 15/09/2005 13:35)
Tonga njay zà fa otsany milay b lé forum!
Lanto a! tsy vao zao io zavatra io!Tsy indray na indroa fa refa resaka pv ny ankizy dé misy an'io resaka io , ka zao vao vaky b barazy:lol:, raha ny hevitro manoka alou dé tokony hoa an'i oul retsa ny fitsipika tsy ho an'i pitsaty rery fa hatr@ op kou aza.Zaho io mahita fa ho aiza mou ty tena kely vao hary elatsa =))=))
nananietantaraiko anji vé é!=))=))
24. cutie ( 15/09/2005 14:50)
avoahay marina tokoa le resaka ho hitan'ny be sy maro
25. mignone ( 15/09/2005 17:56)
ary i pony kaika manana elatsa de njainjay ann de njainjay ann =))
26. fijo ( 15/09/2005 19:41)
efa nisy resaka teto io resaka mandaka namana io.
za tsy nahita ary tsy mahalala izay antony tao,fa ny tiako lazaina fotsiny dia izao.
-hiresaka no dia eto,
-nareo tmponandraikitra,rehefa misy zavatra toa izao,dia mifanaova dinika,dia jereo izay zavanisy,
ka raha toa ka tsy nisy ompa sy fanalana baraka tao,izany hoe rehefa tsy nivoaka ny lalana mifehy ny ao,dia mba teneno ilay OP.fa mahamenatra raha toa izao foana no hita eto.
27. fijo ( 15/09/2005 19:48)
vao namerina nijery ny fepetra aho teo,ka tsy hitako tao amin'ny antony mety ahavoasazy ny hoe "mifosa" namana.
le mifosa ve,raha miresaka izahay sy x hoe y lanto kosa letsy sipa manja sy milay an.fosa ve zay???

sa raha vao miresaka hoe lanto kosa nama tena sipa mandreraka be,fa mandakandakana fahatany.dia izay le fosa.
marihiko fa tsy misy ompa,ireo na iray aza nefa
28. sonwin ( 15/09/2005 20:11)
Marina zany zoky an!
Resaka daka tsy hita maso io..he he ..ze tsy voa no manodidina e:^), za aza moa raha manao kisarisary voan'ny daka be sady mahazo fampitandremana, nefa refa akaman-dry zalahy sy ry zavavy no mandefa endri-javatra samihafy amin scirpt sady tsy voadaka no faly ery ry zavavy nahazo sarina rozy...fa revena manja foana e,:lol: dia ampy hoy sefo izay...tokony mbo misy OP mamaly nge fa tsy Lanto irery e!!
29. Veloo ( 15/09/2005 20:55)
Lanto a tena tsy misy kle ho ahy mihitsy ve retsy za tsy tafiditra ao @ tsaty mihitsy :(, aty am-piasana mantsy za io ko no mba manokatra ny sera2 eee bloken-ny admin ny fidirana....:(:(
30. vegas ( 15/09/2005 23:59)
Merci tam lé lohahevitra fa tsy ratsy. Efa ela no niodikodina tao ny resaka fa zao vao sahy namoaka ny heviny mo zany nareo.
Aza afangaro daholo kosa alou ny OP an. Misy aradalana manao ny asany ao, fa misy kosa ny OP tena tsy hainy akory na ny dikan'izany aza: kick kick kick de kick foana, zay no mafinaritra azy. Tsy hiarahaba olona, tsy hiresaka, tsy mba manampy, eny fa na pv aza tsy raisina pffffff nefa ra vao misy zavatra afahafa kely de iny fa kick, hay tao iany.
Misy le izy, fa hono oa, ra hamoaka anarana OP eto ve zay de mety banni? lol Sa refa OP de milay doly? Misy tena faikany ao, mialatsiny amin'ilay fiteny.
31. ftma ( 16/09/2005 08:57)
Draidray aloha misy tsy mahazo mihitsy hoe maninona izy no voadaka e, nisy nanontany ahy hoe ny ps \"focuskely\" ve dia maha voadaka? angamba marque voiture io dia tsy azo ampiasaina.
Ny tsara angamba dia ny manontany ny antony nahavoadaka.
Hikarajia no aleha ao ka rehefa mifananja isika rehetra dia mahafinaritra be ao :lol:
32. hery ( 16/09/2005 09:10)
Itony ange no atao hoe trakta e :-)
Raha fitarainana ara-dalàna dia alefaso any amin'ny tompon'andraikitra :-)
33. booboo ( 16/09/2005 10:43)
hihihihi fa refa inn no tsy ara-dalàna dé refa inn no ara-dalana ?
34. hery ( 16/09/2005 14:08)
Ka ilay izy hoe Fitarainana kanefa ny tompon'andraikitra mety tsy hahita na haheno azy akory
35. sonwin ( 16/09/2005 15:16)
Ka tsy Lanto sy Hery nga moa ny tompon'andraikitra ato sa misy hafa?..dia efa mahita zao io nareo koa, sa iza ny mpiandraikitra ny tsaty?
36. jajaf401 ( 16/09/2005 17:10)
tsy hainay zandaro we!!!!!!!!!:-D:-D:-D:-D
37. pony ( 16/09/2005 17:34)
mignone : ié misy fa efa wé keli dé tsy afa madé lavitsa ,ianao angah vorona bé manan'elatsa (ary zà hors sujet fonanany an !)=))=))
Hery : tsy azoko lé hevitrao satria ato ny atao wé ny momban'ny takelaka, dé aiza njay, ao @ admin vé !dé nareo rery mahita nefa maro no voan'io dé aleo mandé ny tsikera fa lé izy toa tsisy vahaolana mitsy .
38. mignone ( 16/09/2005 17:43)
pony > miezaha de ho lasa lavitra e ! inn no andrasana de ho pony keli foana ve o! (za zany kou toa hors sujet )
mila avoaka le resaka ngamba de hita eo ny tohiny
39. pony ( 16/09/2005 18:06)
mignone:avohay mitsy fa zay ngeh lé nandrasana ê!, dé ho hita eto doly ny ampamoka rehetsa é !:lol:
40. sipagasy ( 17/09/2005 06:28)
dia miandry ilay avoaka izany sa moa ampamoaka,??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6191