Mopera manao sipa!!!

101. dadabe ( 20/04/2005 13:08)
yonika>tsy fahotana ny mitia fa amiko le rafitra mihitsy no tokony hovaina,asaivo manambady ny mopera de milamina daholo ny resaka e
102. xxx ( 20/04/2005 13:08)
yonika, sao de fitia voarara zany ?? lolllllll
103. dadabe ( 20/04/2005 13:12)
:?: :?: posons x=??
104. Mifenty ( 20/04/2005 17:38)


fa ny tena gravy aza de nisaraka izy roa

de refaveo de i damopra no mahamasina ny mariazin'ilay sipa aveo hihiih
105. yonikafopl ( 20/04/2005 19:17)
mifenty hihiiihihi
xxx hummmmm :roll:
106. Veloo ( 20/04/2005 20:17)
Methode a atao inn fotsiny ny forum raha tsy hiresahina sy izay manelingelina ny ao am-po na ao an-tsaina, na hivazivazy. na himehy na ny rehetra e :lol: =)) =))
107. fijo ( 20/04/2005 23:07)
ka tsy nahatsiaro ny fahiny ve damopa kle.de mikofesy matetika koa ve rasipa???????
108. methode ( 21/04/2005 01:00)
Hoy Veloo
Veloo:

Methode a atao inn fotsiny ny forum raha tsy hiresahina sy izay manelingelina ny ao am-po na ao an-tsaina, na hivazivazy. na himehy na ny rehetra e :lol: =)) =))

Navilintsika ho zavatra hafa ato amin'ny serasera ny tanjona fa tsy mifanaraka amin'izay fanazavana eo amin'ny fidirana!
welie> Nandinika sy namaky ny fandraisan'anjaran'ny rehetra aho dia mazava ny tanjona fa tia hamaha olana ianao!!! Misy ifandraisany amin'ny olan'ireo mopera manao sipa ianao na ny namanao (Mino aho fa namanao ilay izy fa tsy sahy mamoaka ny resaka eto)ka mitady vahaolana eto!!! Tiako ho marihina fotsiny fa tsy hahita vahaolana mahafa-po ianao raha eto satria ireo voalazan'i veloo ireo ny fahazoan'ny ankamaroan'ny namana ny tanjon'ny forum! Ny tompon'andraikitra sy mpandrindra anefa efa niezaka nanavaka ny resaka tena izy sy sangy!!! Tsy mahagaga ahy anefa izany satria samy nanana ny fanabeazana azy ny olona! Ato koa no manararaotra ny miala sakana!!!
yonikafopl> Miankina amin'ny antokom-pinoana ny dikan'ny fahotana! Ohatra 1/ ny Musulman afaka manambady miohatra ny 10 ne fa tsy fahotana ho azy izany, fa raha katolika raha vao mihoatra ny iray ny vadiny dia fahotana! 2/ Miankina amin'ny antony ihany koa sy ny conscience! Raha atao asa fivelomana ohatra ny mangalatra akoho dia fahotana izay, fa raha voatery mangalatra akohon'olona ny renimpianakaviana iray satria izay sisa hevitra ahafahany manavotra ny zanany amin'ny fahafatesana dia tsy fahotana velively izany!
Raha fintinina dia izao: Ny atao hoe fahotana dia izay fantatra sy eken'ny conscience fa tsy mety nefa iniana atao!!! Mino aho fa afaka mamaly ny fanontaniana amin'izay ianao!!
109. fijo ( 21/04/2005 04:47)
marina aloha ireo voalaza ireo e.fa anjaran'ny tsirairay no mahita azy miankina amin'ny fiarahamonina misy azy
110. Mifenty ( 21/04/2005 10:54)
miombon-kevitra am methode aho am le famaritana ny fahotana.

Fahotana refa tsy mifanaraka amin'ny heveriko fa mety.
111. fijo ( 21/04/2005 22:32)
fahotana dia izay tsy mifanaraka amin'ny eken'ny fiaraha monina.miara manaiky isika.koa maninona no mitsipaka daholo rehefa noheloahana ralavavolo satria nandika ny lalana nisy tamin'ny androny?satria ve hoe izy.
112. dadabe ( 22/04/2005 05:58)
methode >ka raha ny soratra masina(baiboly )no raisina dia ahona ny definition ny "fahotana" ?zah mino fa tsy io anao io mihitsy satria io anao io dia definition t@lojika sy filozofian'olombelona fa ny ao anaty baiboly dia tsy izany no atao hoe fahotana
hazavaiko io aoriana kely ao fa miandry an'i methode klou zah
113. Mifenty ( 22/04/2005 08:47)


raha ny azo antoka klou de mbola lavitry ny afo ny kitay raha le oe damopra anambady no jerena eh.


i Benoit anie ka tsy manaiky an'io eh. Papa tery saina i lery (conservateur io tiako tenenina io).


de aveo samy mamaritra ny antsoiny hoe fahotany am zay. Fa refa mikonfesy de mitovy doly iany
114. dadabe ( 22/04/2005 16:51)
jereo klou ny bible e
115. methode ( 23/04/2005 22:02)
dadabe> Tsy dictionnaire ny baiboly na bokin-dalana ka ho hita ao daholo izay tadiavina! Tsy misy famaritana ny fahotana tokana ao satria tsy izay ny tanjon'ny Baiboly
116. dadabe ( 24/04/2005 15:38)
methode>andraaay zany enao ,tena sahinao ve ny milaza fa tsy bokin-dalana ny baiboly :?: :?: dia mbola sahinao koa ny milaza fa tsy misy famaritana ny fahotana ao :?: :?: mivavaka ho anao aho rahalahy methode ,ary mangataka anao vakio ny baibolinao fa ao no ahitana ny famaritana ny fahoatana,ary tena bokin'ny lalana marina ny baiboly :D de ampy e
117. yonikafopl ( 24/04/2005 22:08)
ho methode dadabe> Tsy dictionnaire ny baiboly na bokin-dalana ka ho hita ao daholo izay tadiavina! Tsy misy famaritana ny fahotana tokana ao satria tsy izay ny tanjon'ny Baiboly


oujiiiiiiiiii, misy ny ilaina rehetra ao anaty baiboly methode ka, ary misy ny lalana rehetra itondrana ny fianana ao.

hoy koa methode we raha voatery mangalatra akoho nono ny fanavotana aina dia tsy mangalatra, oadray,rehefa maka ny ts an'ny tena dia mangalatra zay
118. dadabe ( 25/04/2005 07:15)
yonika> asa fa mety ho baibolin'i ramose methode angamba no tsy misy an'izany 8)
119. welie ( 25/04/2005 19:47)
oujii methode... Zà ve te hamahy olana eto? An3 ka... Sa najy tsy azoko le resaka? :/
120. dadabe ( 26/04/2005 04:10)
methode >hoy ny soratra masina I-Jaona toko faha 3:4-5 (Epistola faharoa nosoratan'i Masindahy Joany toko faha-3 andininy faha-4-5):"Izay reheytra manota no mandika lalana fany ota no fandikana lalanaAry fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra ny ota" izany hoe ny famaritana ny fahotana ry ramose methode dia fandikana lalana ,rehefa mandika lalana ianao dia manota zay ary i Kristy no naseho hanafaka ahy sy ianao amin'izany fandikana lalana izany.Mbola hotohizako fa miandry kely an'i ramose methode aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2281