Mopera manao sipa!!!

41. welie ( 13/04/2005 17:35)
Iny eny fa tonga i Frera Mifenty e! hihihihi.... Toi zao nandrasanay sy Pasitera Dadabe ary Mopera Sonwin teto... :-P
42. Mifenty ( 13/04/2005 17:38)

hihi kozy v le.

za anie ka frera afaka e.

teny ambatoroka aho fahiny de otrany tsy zakako le mihinana ravin-kazo sy galette ary tantely kle.

io ary aho fa tonga ry pasitera sy mopera ary masera isany a. hihihih
43. welie ( 13/04/2005 17:40)
O ry reto a! Lasa mivadika fona le resaka f aeo mba atovy matotra e! Hihihi......
44. sonwin ( 13/04/2005 17:59)
F'anga misy resaka matotra eto e?mopera manao sipa ve no ataonao sizé de ho kozy matotra no hianga eo :lol:
45. Narilala ( 13/04/2005 18:56)
Tsy misy olana izany satria ny Fiangonana dia naorin'i Kristy ho an'ny mpanota fa tsy ho an'ny olomasina na natao ho an'ny olo-marina. Kristy raha niantso ny mpianany tsy nifidy izay masina sy izay tsara fitondran-tena fa hatr@ mpangalatra sy mpanao kolikoly aza nofidiny. Jereo ry Davida sy ry Joba , olona samy voafidin'Andriamanitra manokana kanefa dia latsaka t@ fahotana goavana, nefa izany tsy nanarian'Andriamanitra azy. Jereo koa i Abrahama fa ny zanany voalohany dia azony t@ fijangajangana (Ismaely) kanefa dia mbola nanaovan'Andriamnitra fampanantenana ihany sy nataony tonga rain'ny mpino. Vakio ny tetiaran'i Jesoa fa nisy vehivavy janga ny razam-beny, nisy lehilahy mpangala-badin'olona koa tao. Olona nofidian'Andriamanitra avokoa ireny. Fa dia naninona re Andriamanitra no nifidy olona mpijangajanga ho renin'i Jesoa e! Izany anefa tsy mahasakana ny maha Andriamanitra an'i Jesoa satria natao ho an'ny mpanota izy.
Ka tsy ny fahotana na ny kileman'ny olona velively no itsarana ny olona, fa na i Kristy aza namela ny helok'ilay vehivavy janga.
Ka ho anareo mpanenjika Mompera na katolika ireo, raha izaho no amin'ny toeranareo dia tsy mivavaka intsony aho, satria i Kristy izay arahinareo io anie ka taranak'olona mpijangajanga e. Na iza na iza mpitondra fivavahana dia tsy misy olo-marina tsy akory tsy misy tsy manan-kilema. I Md Paoly dia nirehareha fatratra noho ny fahalemeny, satria ao anatin'ny fahalemeko, hoy izy, no iamparan'ny heriko.
Tsy mahasakana ny maha masina ny Fiangonan'i Kristy akory ny fahotan'ny zanany.
46. Narilala ( 13/04/2005 18:59)

47. welie ( 13/04/2005 19:08)
Narilala kosa e! Ts yny Mopera no hoe henjehina na ahona fa ny Mopera manao sipa... inoko angamab afa misy différence sy nuance be ireo.... :-)
48. tafita ( 13/04/2005 20:24)
Merci welie, fa izao e, tsy mahagaga raha nadefa io resaka io enao fa raha ny fahitako ny aty Francfort mantsy dia efa mivaona ny katolika ( mba diniho amin'ireny tsy fandraisana an'i Papa tany ireny ange ...
Raha ny Mompera manasipa dia tompoko dia tsy hitako ny olana ho ahy , satria tsy raharahako io fa azy sy An / tra . Sahala amin'ny olona vita mariazy io e, moa ve mahazo mampirafy na manao sipa hafa ny olona vita mariazy izay nanao fiainianana teo ambony alitara , ka nefa dia misy aza tsy menatra akory mampiditra an-trano ny sipany eo imason'ny vady vita mariazy ny olona mampirafy iray. Ka nahoana ianao tsy gaga amin'ny zavatra toy izany fa gaga amin'ny mompera manasipa nefa dia zavatra mitovitovy ireo , ny olona vita mariazy aza hoy aho no tena tokony hahagaga raha manao sipa sa .....asa e
Hevitra iny ny ahy fa tena leo amin'io resaka io aho e
de veloma welie an
49. mishou ( 13/04/2005 20:59)
bravo welie ah, androany ihany indry de nahafeno valiny be debe, record du site aloha njy zao, mosy tsy tia ny sujet njy ny ol nefa mankafy dol dol
tiako aloha le izy
fa efa naheno aho we misy toerana hono we mahazo manambady ny mompera fa tsy haiko hoe aiza, za mantsy tsy kato
koa inn koa nefa ny olana raha amiko manokana e, aleo izy hanoa fa angha izy PD no fady vehivavy.
Koa na miteraka koa aza izy moa maninona, manana ranon'aina mahavita azy izy zany
50. maditra ( 13/04/2005 21:37)
hihihi, ka rehefa resaka fivavahana ange dia malaky mahazo olo foana e! Mazoto be sy mafana fo mihitsy ny Kristianina eto amin'ny serasera.
Zah aloha mazava loatra fa Katolika fa tsy dia azoazoko loatra ny mahita mompera manao sipa. Ny antony, raha mahita ny bandy kely mampiaraka ry zalahy dia lazainy fa zaza tsy matotra na maditra(et chui fier) izahay, kanefa ohatra ry zalahy mba manao ihany. Fa efa misy probleme personnel amin'ny mompera iray any aminay izay manko zah. Ilay jobanay indray ve no lasany, tssss! Ny azy aloha hono vao ahy dia avy eo niverina ho azy indray hono. tsssss, halako! lol
51. Oely ( 13/04/2005 21:56)
welie> ary aona indray ny ataon'i welie rehefa misipa amin'ny lahy antitra ny mamanareo? :-D hanaraka azy sa tsia? :-D
52. haingo23 ( 14/04/2005 05:09)
Ny olombelona dia olombelona ihany ary tsy misy marina na dia iray aza eto ambonin'ny tany.
Dia lasa ho faty eo izany ilay zavatra satria tsy miasa mandritra ny taona maro (na lahy na vavy) ? Ny hany fantatro dia manao daholo na ny mopera na ny masera. Tsy dia misy olana amiko firy izany fa ny pb dia ilay izy hitambahoaka nefa izy mba mitarika olona ihany.
53. Narilala ( 14/04/2005 06:03)
Mody hoe mompera manao sipa hono, ary ny vehivavy matetika no tena be resaka kanefa manaiky halain'ilay mompera ihany. Raha tsy manaiky ny vehivavy tsy hisy mihitsy ny mompera manana sipa. Betsaka koa anefa ny ankizy vavy no tara @ mompera , dia samy mba be fitetika daholo. Dia atao daholo izao fomba rehetra izao hisarihana ilay mompera. Aiza moa ny mompera no tsy ho voan'ny fakam-panahy. Ny vehivavy mihitsy no fositra voalohany amiko; ary misy tena mirehereha mihitsy fa izy no nahazo an'ilay mompera, dia avy eo mialona @ izay ny sasany, dia mody hoe mompera manao sipa no aely satria tsy nahatafiditra baolina.
Sady ny mompera @ izao fotoana izao koa anie marobe no bogosy dia avy @ izay ny taranak'i Eva haka fanahy e.
54. notron ( 14/04/2005 06:21)
Aleoko lavitra mahita mopera manao sipa toy izay mahita sipa manao mopera kouuuuuuuuu
55. majakely ( 14/04/2005 07:33)
notron:

Aleoko lavitra mahita mopera manao sipa toy izay mahita sipa manao mopera kouuuuuuuuu

ka tsy ho possible ny mopera manao sipa reaha tsy eo ny sipa manao mopera!!!
:lol:
56. Mifenty ( 14/04/2005 08:12)
misy mopera vevavy fa aza adino ah.
katoliaka reformista.

>>tafita sy Welie
tsy aiko ndray klou fa ny aty Koln dia tena mivilana mitsy ny katoliaka eh. refa été iny d manao le patalou fotsy somary tanterak'azavana iny ny vevavy de miaraka amin'ny sisika ao anatiny. sisika somary foncé mainty zay le izy.

Tsy kôsantra am zé fanamasinana any tsony ny mpiangona kle.
57. dadabe ( 14/04/2005 08:44)
zah tsy misy kozy
58. yonikafopl ( 14/04/2005 09:55)
Mifenty tssss inn aza ty hii tsy ny kato rery fa ny vehivavy manana pataloha fotsy sy misisika manao doly :wink:
welie, tsara be le sujet hihi efa nanipy resaka ny amin'io aho ao ambadika ao, fa raha za dia tsy hitako ny olana raha manao sipa izy ary tokana fa tsy manararaotra mampirafy an, fa matetika zareo le miafina de manararaotra be izay hita ashiana daholo :-P .
Hery tena misy ary mino aho fa misy ireo mopera tsy manao sipa na tsy mieritreritra akory izany, ireny no ilay lazain'ny baiboly hoe, efa nateraka ho ionoka.
Tsy fahotana amiko ny manao sipa nefa tsy tokony hijanona ho sipa fa tokony hiroso amin'ny fanambadiana , satria na ny mopera aza mahalala fa tsy kilalao ny fitiavana . Efa maro ny mopera nangataka ny hanambady, na hanovana ilay lalana mba hahazo hanambady( araka ny henoko) fa ny pape no nitsipaka izany.Taloha ny mopera raha vao tratra manao sipa tonga dia a la porte fa taorian'izay fangatahana izay dia toa tsy dia hentitra intsony ry zareo.

Nefa misy fahamarinany ihany ange le we mamy ny hena angalarina e!! hihih le miafinafina iny matsiro, ka fetsy zareo an
:-P :roll: :)
59. Mifenty ( 14/04/2005 09:58)
le izy anie ka mamy ny mangalatra hena eh.

fa ny blm refaveo de mitobaka ny fananganana fikambanana miahy ny zaza kamboty eh.

tsy fidiny ho an'ireo zaza ireo ny ho kamboty kosa fa mila ny ray sy reniny izy eh.
60. haingo23 ( 14/04/2005 10:11)
Ny tena betsaka dia ny masera no miahy ny zaza kamboty e! Ny mopera mpamagivangy andry masera any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.358