Mopera manao sipa!!!

21. welie ( 13/04/2005 15:27)
hery> Ka le mopera manao sipa aloha zao na resaka kou! :-P Dia hono wa ry hery, raha hery ve mahafantatra fa manao sipa le mopera dia ahona ny eritreritr'i hery raha toa ka hoe mi-konfesy any aminy? Sa tsy koi fa c'est sa life?

Tenio> Io ny resaka bello a! :-*

dadabe> Ka izay mihitsy manko anie e! Fa ahona indray koa io we ny an'ny Papa sipa spéciale io...
22. sonwin ( 13/04/2005 15:38)
welie ve mahafantatra tsara ny atao hoe konfesy sy ny tena votoatiny? tsia raha ny fijeriko azy satria ny kofensy sy mopera manao sipa tsy misy hifandraisany amiko. Io nge mitovy amin'ny hoe pasitera mampirafy e! nefa avy eo mitory teny sy mizara mofo..dia mbola henoinao ve ny toriteniny? sy ny fampianarany? dia raisinao koa ve ny tsodrano omeny..nefa avy eo izy hampiaraka amin'ilay sipa chorale iny?
-lohahevitra izao: mopera manao sipa! pasitera mampirafy! olona manambady mijangajanga! olona tsy mbola vita mariage nefa manao firaisana ara-nofo! etc-..mitovy ihany ireo amiko, ka hoy aho hoe ny tsirairay samy manana ny hitondrany ny fiainany, azy sy Andriamanitra izany, dia azy sy ny conscience-ny...tsy misy hidiran'ny finoako amizany na kely aza.
Izay te hanao , aleo hanao , izay te hanaka tena . aleo hanaja tena...samy mankafý ny fiainana e
23. dadabe ( 13/04/2005 15:39)
welie>resaka lava be zany sady secret be hih aoka izay sao lazain'olona fa manaratsy eto aho ka
:?
24. sonwin ( 13/04/2005 15:40)
welie ve mahafantatra tsara ny atao hoe konfesy sy ny tena votoatiny? tsia raha ny fijeriko azy satria ny kofensy sy mopera manao sipa tsy misy hifandraisany amiko. Io nge mitovy amin'ny hoe pasitera mampirafy e! nefa avy eo mitory teny sy mizara mofo..dia mbola henoinao ve ny toriteniny? sy ny fampianarany? dia raisinao koa ve ny tsodrano omeny..nefa avy eo izy hampiaraka amin'ilay sipa chorale iny?
-lohahevitra izao: mopera manao sipa! pasitera mampirafy! olona manambady mijangajanga! olona tsy mbola vita mariage nefa manao firaisana ara-nofo! etc-..mitovy ihany ireo amiko, ka hoy aho hoe ny tsirairay samy manana ny hitondrany ny fiainany, azy sy Andriamanitra izany, dia azy sy ny conscience-ny...tsy misy hidiran'ny finoako amizany na kely aza.
Izay te hanao , aleo hanao , izay te hanaka tena . aleo hanaja tena...samy mankafý ny fiainana e
25. welie ( 13/04/2005 15:45)
sonwin> Tsy mafantatra ny dikany aho ka! Dia mitovy @ io we Pasitera io mihitsy ka! Ka ny tsy azoko we fa maninona nefa no tsy mahazo manao sipa na vady ny mopera e! Au fait, aza adino le @ 1er an! Zay vao tsy hiresahako tsony toi raha tsy hitako... lol

dadabe> hihih okay aleo hidaboka aloha iny aza e! Hihi....
26. dadabe ( 13/04/2005 16:00)
welie>zao klou e,njy klou sao de mba efa nanao sipa damopra de zah no mody ampiresahanjy eto e ,de avy eo njy nilaozany ohatra de .....zao e:wink: hih tsiky de ampy a
sonwin>ekena frera fa....andraso klouny
27. welie ( 13/04/2005 16:16)
dadabe> hahahah.... i xxx io ambony io anontaniana fa izy mafantatra angamba hoe nisy mba revireviko tany fa lasan'ny sasany.... hahahah.... Aleoko mimé aloha fa tsss.... Zà tsy mampiresaka re ry dadabe fa tsss..... Zá tsy mbola niaraka t@ mopera na pasitera zany....

sonwin> Toi mou le damopra mba tiako taloha nefa niala oooo!!! :-*
28. hery ( 13/04/2005 16:17)
welie> fa angaha i mompera no mamela ny fahotana? Fa angaha i mompera no ivavahana? Mandeha any foana aho... :-) izy aza mbola mijoro ho mompera.
29. welie ( 13/04/2005 16:18)
hery> dia tsy mampaninona an'i hery ve zany mety ho pour ilay mopera tokony ahazo hanambady?
30. majakely ( 13/04/2005 16:26)
zah injay klo dia tsy hitsara fa ratsy na tsara ny ataon'ireny mopera misipa ireny!èh, fa tokony hofoanana aza ny voady ny fahadiovana fa olombelona ihany anie izy ireny toa mampijaly tena ....tsy de mety loatra ka !
31. welie ( 13/04/2005 16:29)
majakely> Izay mihitsy... Olombelona olombelona ihany...
32. dadabe ( 13/04/2005 16:29)
tsy hoe zah hiaro an'i hery ,fa zao ry welie a,ny mopera raha manao sipa de hitan'olona de manalasala ny mikonfesy aminy ,fa ny pasitera efa manambady *(nefa manao sipa maro )de tsy hitan'olona de ohatrany hoe mety sy masina izany izy,ka zah raha anotanian'i welie hoe mety ve sa tsy mety ? de hoy aho hoe na pasitera io na mopera io ,na iza na iza tsy misy marina na dia iray aza (misy soratra masina manamafy izany ),fa ny hany ataoko de aleo aferako zah sy ny Andriamanitra direct fa tsy asiako mpanelanelana (na mopera na pasitera)
33. welie ( 13/04/2005 16:37)
dadabe> Ka maninona moa toi raha miaro an'i hery? Hihihi..... :-P
Ka zay no mahagaga ahy kou... Fa maninona no hoe mopera manalasala fa pasitera non? Satria ny mopera efa hoe ohatran'izay fona depuis toujours we tsy manambady (ny sipa alou tsy aiko f atsy mnisy namaly le fanontaniko momba ny voady io :-( )
34. dadabe ( 13/04/2005 16:43)
tsy miaro mou zany fa manohana ny hevitra ary e :wink:
35. majakely ( 13/04/2005 16:44)
ka ny môpera nanao voady ny fahadiovana dadabe .ka izay no mahatonga an'i welie hanontany an'io ...Zah dia katôlika nefa azoko tsara ny fanontanian'i welie ;;;nahoana no asiana an'io aza e ??
36. welie ( 13/04/2005 16:46)
Maninona raha hoe tsy manao voady fahadiovana (chasteté io e?) fa bon voady célibat tsy koi na atony aza...
37. dadabe ( 13/04/2005 16:57)
ah bon !zah mou ve mahalala ,sady zah aleoko tsy mikozy betsaka fa zah tsy maharaka ny fombafomba katolika,ka sao de mandainga eo zah ny farany :(
38. sonwin ( 13/04/2005 16:58)
welie> aza avoaka aloha ilay isika taloha fa ... :lol: ..mbola mopera za ka
tsy manao voady ahona e...ilay kozin'dadabe dia mahafehy azy ry namana an! dia ilay nolazaiko koa :wink:
39. welie ( 13/04/2005 17:01)
sonwin> ka mila averina kely izany ilay izy fa tsy nazava tsara angamba??? Ie tena tsy mazava we samy hafa ve wa ny voady chasteté sy ny célibat???
40. Mifenty ( 13/04/2005 17:09)

mlay ty sizé ty ry Welie a


aleo lery mba hanao sipa kle.

gravy anie zany oe manana maso nefa tsy ampiasaina zany eh. Ny jamba aza efa tsy fidiny kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0845