Mopera manao sipa!!!

1. welie ( 13/04/2005 12:41)
Dia ito indray aza misy sujet somary mba hangalana aina kely... :-P

Ahona ny hevitrareo @ mopera manao sipa sy ny mopera manan-janaka? (zanaka tena izy fa tsy hoe i "mon fils" an! :lol: )
Dia raha toa ka efa fantatry ny mpiara-mivavaka (na izay hiantsoina azy) ve dia afaka miteny amin'ilay mopera na ny lehibe (tsy aiko hoe iza?) hoe i mopera X anie ka manao sipa? hihihi..... mety hoe ho bête zany le fanontaniako fa mba manitikitika ahy...

Dia ito fanontaniana manokana ho an'ny Katolika: Raha toa ve ka fantatrao (ary hitanao moa izany e) fa manao sipa Mopera dia misy olana aminao ve izany? Sa tsy hampaninona anao ny ohatra hoe hikonfesy any aminy??? :lol:

Fa ito dia zavatra mahagaga ahy fa dia misy Mopera dia tena tsy menatra mihitsy mapiaraka ary dia hitan'ny Mpivavaka... mais bof... hihi....avy eo indray tohizako e!!!
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:33
2. naritsimba ( 13/04/2005 13:07)
welie> amiko aloha dia izao tsy mahazo manambady ny Mompera fa tsy misy mihitsy milaza hoe tsy mahazo miteraka.
Fitsipika anatiny ny tsy fahazoana manambady fa tsy foto-pinoana.
3. xxx ( 13/04/2005 13:14)
ach so!
inona indray ary ity resak'i Oelie ity legona. fa inona mihitsy ny olana e?
bye bye Oelie!
4. welie ( 13/04/2005 13:27)
xxx> Toi wa aza miafina ao ambadika ao fa mandreraka... Sao havokako eto ilay Tantara an'i Damopra vao hein hein hein eo... Dia ny anaran'i toi no soratako eto hoe nanoratra ilay izy.......hahahaha..... Dia toi ihany no John Wayne eo mou kou iza.... :-P Sady en plus anie i... (maman'i foufoutsy kely) ka mandalo eto matetika kou e! Hihihi.....
5. Oely ( 13/04/2005 13:36)
Zaza saina be le resaka. Misy mba revireven'i welie angaha fa lasan'ny sasany? Raha ny famakiako an'io dia toa alahelo manokana no antony namoronana lohahevitra.
6. welie ( 13/04/2005 13:44)
Oely> Hein??? Et ben! Iza indray ary zany revireveko izany zao mba lazao kely eto we ho heno ny be sy ny maro? Hahahha....Tsy maninn mintsy fa tonga de lazao e!!! Sao toi no malahelo fa namorona ito sujet ito zà??? :lol:
Raha mitovy ilay olona eritreretina dia aleo valiko ihany aloha: Tsia dia tsia akia ry toi. :lol:

Raha zaza saina be aza valina fotsiny dia samy milamina e! Sa....? :-D
7. sahoby ( 13/04/2005 13:46)
Inona no irarahiako an'izany
8. sahoby ( 13/04/2005 13:47)
Inona no irarahiako an'izany
9. sahoby ( 13/04/2005 13:49)
Inona no irarahiako an'izany
10. welie ( 13/04/2005 13:51)
Irarahiana inona io aloha e? :-)
11. pika ( 13/04/2005 14:02)
saonjo iray lohasaha hono tsy ilaozan'izay mamarara.ekena mety misy ny solafaka @ izany, ny sakramenta noraisiny tsy maty na oviana 2 fa ny asa ataony (ao am-piangonana)no mety hatsahatra mba tsy hisian'ny fanafintohinana ho an'ny mpivavaka.
na izany aza dia tsy afaka ny hitsara olona isika fa mbola ho tsaraina. tadidio ilay jiolahy nivalo e !
12. welie ( 13/04/2005 14:08)
Ka ny tsy azoko dia hoe fa maninona nefa raha hoe avela hanao sipa na hanam-bady ny Mopera e? Izay te hano io moa izany... Raha ny hoe hiafina nefa... hiafina an'iza??? Ny mpivavaka ve? Nefa ve dia tsy ho fantatra?
Ny tena mandreraka ahy dia ilay izy amiko toy ny fiatsaram-belatsia zany...

Au fait, nefa kosa aloha zà naheno fa misy ny atao hoe misy ny manao ny voeux de célibat ary misy kosa ny manao ny voeux de chasteté... Nisy olona niteny tamiko fa samy hafa ireo... Mba afaka azavaina ve?
13. xxx ( 13/04/2005 14:09)
welie... raha i papanao ohatra no tratra manao sipa dia inona no hataonao?
14. dadabe ( 13/04/2005 14:09)
ka lehiklahy kosa ve izy de tsy ampiasa ny zozo hhmmm aleo izy hirevy fa fiainana mandalo e :wink:
15. welie ( 13/04/2005 14:24)
xxx> Ka i dadanay tsy Mopera ry toi a! Dadanay tsy nanao voady hoe tsy hanambady... :-P Dia raha hitako manao sipa izy dia tonga dia resahako hoe "Ary Dada hitako nampiaraka omaly an!" sady mety ho tezitra kely mintsy zà an! ;-)
Dia xxx ve sahy hiteny @ mopera hoe "Mopera hitako napiaraka omaly an!" :lol:

dadabe> Ka izay anie wa e! Tsy hitako ary tsy azoko hoe maninona no tsy tokony hanao sipa zareo mopera... Nefa ny olana dia hatram'izao tsinona mbola mal-vu be @ société izany hoe mopera manao sipa zany...

Ka io resaka voeux de célibat sy voeux de chasteté io no tiako ho fantatra hoe ahona...
16. dadabe ( 13/04/2005 14:46)
welie>ka zao koa anie e,haka ohatra any @faritra iray any dago aho,misy ankizy mpianatry ny lycee any mahabo (miala tsiny raha nanonona anarantany a :D ),de hoy izy tamiko,zah hanao mopera rehefa afaka bacc,afaka tokoa izy de noraisin'ny mopera de lasa frera (tsy de haiko lotra ny etapes )t@2000 io a,de notezaina ho frera,fa t@2004 (janv)nifanena tany toliary izahay(izy frera)de nampireveny beks aho ,ary lery koa amizany mbola mampiaraka(mba tsy hilazako hoe nampiasainy ny zozo),de zah tsy nivaky loha fa hoy aho taminy hoe ,fa angaha azo atao izany ao aminareo??? de novaliany aho hoe ttsssss fiainako manokana lesy izany a :( :( :( de zay,
de raha miteny i welie de zah tsy hanakambara satria tsy vao izao aho no naheno yantara tahaka izany :D :D de ampy e
17. hery ( 13/04/2005 14:48)
Ary ny mompera tsy manao sipa ve tsy mba nahita ianareo? :-)
18. xxx ( 13/04/2005 14:58)
Aleo tsy omena tsiny ry zareo fa olom-belona nofo aman-dra.Nefa na izany aza tokony hanaja ny vady izay natao ( voadin'ny fahadiovana )
19. Tenio ( 13/04/2005 15:05)
Hihihihihi
in njay ity sujetnjy ity ry bella?
20. dadabe ( 13/04/2005 15:20)
hery>mety ho ny papa ve?? sa ny an'ireny sipa speciale
zah manahy hoe manao masturbation ny hiafaran'ny mopera raha tsy manao sipa kle ,tena resaka marina izany ry zalahy fa sao himehezanareo eo indray zah a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0994