Mopera manao sipa!!!

161. dadabe ( 12/05/2005 06:49)
ka ce kilem anie io ramose methode e,mifankatia izy de zay e :roll:
ary methode ve klou mopera sa laika e?? :wink:
pounk kely aza zoukibe a ;-) :-P :°) :°)
162. yonikafopl ( 12/05/2005 09:21)
methode ary toa lasa demony njy kle hihihih, naka namana maro mihintsy isambilokely tao ho ato izay hihihihihihhi
methode hihi samy diso zany za sy dadabe e!! manaiky e!! :( izay ilay fitiavana virtoaly zay, mahery be :-P
163. dadabe ( 12/05/2005 17:04)
poun kely aza c ly a :wink: :-*
164. pitchou ( 13/05/2005 22:13)
methode> marina ny voalazanao raha toa ka kristiana le sipa izany hoe mahalala tsara ny lalana mifehy ny kristiana! ny ahy aloha ny olako @mompera manao sipa d izy nanao ilay voady e! raha tsy mety aminy le resaka avy eo, dia amiko tsara kokoa izy raha miala tsy ho mompera(tsy voatery hiandry alana), satria izao aloha ny mompera d tsy mahazo manambady, raha araka ny lalana napetraky ny eglizy katolika!
ary angamba tsy tokony oharina @ olona tsotra izany atao hoe mompera na pasitera na presbitera izany! ka dia hoe ianao olonatsotra (mpiangona) aza diso ko nahoana izy ....
165. yonikafopl ( 14/05/2005 09:07)
cly ooooo efa nametraka demisio mou lah oooo!!

pitchou , ka hanao sipa ve ny mopera kosa de tsy kristiana no alainy e

fitiavana io wa, rehefa taitra zay le izy , manahirana be, fa ilay mopera marina klou no tokony handray decision e! otran'i dadabe, naleony niala fa nanambady virtoaly ana :p :-* (l)
166. dadabe ( 14/05/2005 17:01)
ekena ry malala a :-* :-* zah efa tsy mopera tsony satria tiko i yonika vady malalako :-* :-*
167. pitchou ( 14/05/2005 20:23)
yoni> tsy voatery ho kristiana an!
168. dadabe ( 15/05/2005 10:55)
ka zay le hoe ce qu\'il aime e
169. yonikafopl ( 15/05/2005 21:17)
pitchou asa aky , cekilem marina c ly ooo :wink:
170. pitchou ( 16/05/2005 04:42)
ny essentiel dia mahay mandray ny fanapahan-kevitra mifanitsy @ze tiany izy d izay!
171. yonikafopl ( 16/05/2005 06:48)
zay mintsy
172. marozevo ( 18/05/2005 00:19)
Zavatra roa no mba ho lazaiko kely :
1 - Mamaly an\'i Hery am le fanontaniany hoe \"Ary ny Mompera tsy manao sipa ve efa nahita ianareo\'\". Tena be dia be io fa odian-tsy hita indraindray. Le izy koa manko anie raha vao misy damopra na Dadapasy miresaka amin\'ny vehivavy (afa tsy ny vadiny ho an\'ny Pasitera), dia hoe sipa e.. sipa e.. Nefa tena marina ve ? Tsy taitra ianao fa izaho efa nahita Mompera tsy manao sipa.
2 - izay manao Sipa kosa ndeha hatao ohatran\'ilay ary amin\'ny loha hevitra momba ny Masera ary eh : Toraho vato any rangah dia izay hiafarany any hiafarany ah.. Fa izao kosa, tsotra ny fitsipi-dalao : Izay tsy nanota no manipy ny vato voalohany, izaho afaka manipy ny vato faharoa raha misy sahy manipy ny voalohany.
173. isambilokely ( 18/05/2005 17:56)
Methode>

Marina be zay ... ozizy le namanay zay hoe tsy ny tany ny fady fa ny vavam-bahoaka. De ozizy ko izy hoe ny an'ireny mompera manao sipa ireny anie hono ny hatsiaka no hitafianana fa tsy ny henatra e.

toy ny mpanao match ihany io dia rehefa fôpl de manakora ny rehetra fa tsy azo tapenana vava. Fa ireny sipa manaiky an'ireny konko aloha no tena efa vizana koa angamba dia matahotra hoe sao tsy misy maka dia lasa zao aloha mijapy train avy hatrany sao dia taraiky eo. Fa azy izany dia mpitazana isika.

Fa zahay de spekta de miresaka atsy ambadika dia manontsana aza raha azo atao hahaha.

Zahay njay ry marozevo tonga de manipy vato bedabe mahitsiny hahaha reehfa fôpla am tanana ka mandoto rano de iny zahay miala any am sobika feno vato be da be mahitsiny ! Sa ve tsy mety ?

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
174. pitchou ( 20/05/2005 20:39)
marozevo sy isambilo > safidiny io fa tsy hoe rehefa miova safidy izy d vonoy ! maninona no tsy vonoina koa izay rehetra mivadika finoana (ohatra hoe kristiana mivadika silamo na boudista, sao hisy hiteny indray eo hoe kato mivadika protest an!)? safidiny malalaka io! raha tsy mety aminy indray le hanao mompera afaka ary zony ny miova hevitra (fa tsy hanao sadasada kosa aloha an!)! ary tsy ny maha mompera ihany no azony hanompoana an\'Andriamanitra!

isambilo> asa ny anao, fa ny fitiavana tena fitiavana tsy conditionné @ ze asa na situation-ny olona tiany! iny aza no tiany ka ahoana? isambilo zao mandrehitra afo fotsiny foana nefa tsy misakana ilay tian\'isambilo ho tia an\'isambilo izany! tsy idiran\'ny vizana sy tsy vizana! misy aza tena mbola kely dia efa iny mompera no tiany sy handrian\'ny fony (cf les oiseaux se cachent pour mourir)

ny mompera tsy manao sipa kosa dia maro dia maro! tsy hoe sendra mahafantatra 2 na 3 manao an\'izany dia toy izay daholo rizareo
175. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:36)
:roll::roll::/:/:cry::cry:miverina serieux ndray le resaka
de mahavariana mihitsy:-o
176. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:38)
8O za tsy mopera
:oops: nefa za de bedy manao sipa
:-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
177. yonikafopl ( 22/05/2005 09:38)
bedin'iza njay nils le?:roll:
178. marozevo ( 22/05/2005 21:30)
pitchou > Marina ny anao e.. Ny tiako hambara fotsiny, raha miteny ahy hoe "torahy vato", dia te - hi-citer an'ilay vehivavy janga TENA TRATRA nijangajanga. Iny aza efa tena tratra, mbola namindrana fo, maika fa izay honohono.
Isambilokely > Misaotra fa tena vonona hanipy ny vato voalohany ianao, ary tsy ny voalohany ihany fa vato iray sobika, hoy ianao. Tongava ary eny amin'ny kianjan'Alarobia fa eny no ho torahantsika (hotorahanao manko e) vato ireo Mompera be vinany ireo eh. Avy eo dia hovana ny anaranao hoe "Ratsimbolananota". Miandry aano anh.
179. pitchou ( 23/05/2005 19:30)
marozevo> fa ny tsy nolazaina kosa dia ny hoe natao ahoana ilay lehilahy tratra nijangajanga niaraka t@ le vehivavy nijangajanga? satria toa tsy misy izany mijangajanga irery izany o? alohan'ny hanitarako hevitra indray!:D

isambilo> izay zany ka ahoana ise e! tandremo sao d vato boomerang no atsipy an!
180. marozevo ( 24/05/2005 23:01)
pitchou > Nahagaga tokoa fa tsy voalaza ao amin'ny Evanjely ny momba ilay lehilahy niaraka tamin'ilay vehivavy. Koa satria tsy voalaza ao ilay izy dia tsy hasiana resaka lava, fa ny tsara ho fantatra fotsiny momba iny, dia ilay tsy fitovian-jo nanjaka tamin'izany fotoana izany. Tsy NITOVY (temps passé io anh) ny zon'ny lehilahy sy ny vehivavy TAMIN'IZANY FOTOANA IZANY. Fa ankehitriny, mbola hoekentsika ve io tsy fitovian-jo io ? Dia mifamadika ny resaka izany manao hoe "Dia ahoana kosa ny amin'ireo vehivavy nisipa tamin'i Mompera" ? Nefa inoako fa hotorahan'Isambilo vato miaraka ireo, fa tsy ny Mopmera ihany no ho torahany. Sa ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1499