Mopera manao sipa!!!

141. yonikafopl ( 04/05/2005 20:10)
mdrr
142. isambilokely ( 05/05/2005 02:36)
Fa ty konko aloa de tena milay e
Raha vô resaka damôprrrr manondrana de bekil be mahitsiny. Tena ol fôpla anie ireny satria efa mahalala ny fitsipi-dalao fa mbola miditra ihany dia izay ny mahatonga azy ireo miditra foana satria efa tsy tanjona ilay hoe mompera. Mety hoe mody hasinina aloha izy pour calmer le jeu, pour calmer les dirigeants de mipitsika am zay raha vo mahita tombotsoa mivaingana ohatra matetika rehefa lasa any ivelany ireny mompera ireny dia miala am zay satria izay no nandrasany.

To hoe misy zany hono eto am serasera anie fa tsy de arako fa za konko tsy de mpiditra eto fa mpijapy train.

Filou fa tsy mbilo indray ity
:roll:
143. Mifenty ( 05/05/2005 08:29)


:?: :roll: :?: :oops: :?:

144. dadabe ( 06/05/2005 03:46)
:?: :roll: :?: :oops: :?:
145. yonikafopl ( 06/05/2005 16:45)
:?: :roll: :?: :oops: :?:
146. dadabe ( 07/05/2005 07:16)
:?: :roll: :?: :oops: :?:
147. methode ( 07/05/2005 09:47)
Mbola ato foana dadabe nefa ny Pape aza efa gliiiiiiiii!!! Hihihi
148. yonikafopl ( 07/05/2005 12:27)
methode, izay misy ahy misy an'i dadabe , izay no maha mpivady virtoaly anay :-P
sa tsy izany c ly :-*
149. dadabe ( 08/05/2005 10:20)
marina zany cly :-* ka lery kou anie tatsy ambadika tatsy saika hikandra an'i yonika fa tsy nahazo ee :-D :-D latsaka enao ramose methode a :-D
150. yonikafopl ( 09/05/2005 01:10)
:roll: :)
151. dadabe ( 09/05/2005 04:37)
:roll: :)
152. maditra ( 09/05/2005 18:41)
tsssss, mivadika be mihitsy ny resaka izany. Izany ve no atao hoe hors sujet sa mbola misy hafa koa??? :-D
153. Mifenty ( 09/05/2005 21:42)


farano amzay ty ry welie sao de mba hiditra damopra eo koa zay a.

154. methode ( 10/05/2005 00:50)
Misy mamalan-kira indray ato kle!! hihihi
155. isambilokely ( 10/05/2005 06:09)
Aza faranana izany fa aleo tsy manoratra izay tsy manan-kevitra e

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
156. yonikafopl ( 10/05/2005 10:05)
sady mandeha ihany le piblisite hihihih

maditra tsy hors sujet mintsy ka, i dadabe nge damopra manao sipa e! de yonika le sipany
mifankatia be zahay an :)
157. dadabe ( 10/05/2005 20:51)
zay :-*
158. methode ( 11/05/2005 17:33)
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
159. fijo ( 11/05/2005 22:09)
tsy hors sije kosa io fa sije en dehors e
160. methode ( 11/05/2005 23:53)
Lava izay resaka izay fa ny fanontaniako dia hoe mba nisy nandini-tena ve le mpandray anjara tato sa dia faly niady hevitra amin\'ny adalan\'ireo mopera tsy miarina araka ny tokony ho izy fotsiny!!!
Voalaza ato fa hoe tsy mety ny mopera manao sipa! Mahafantatra izany ny rehetra! Noho izany izay sipa manaiky ho alain\'i Mopera izany dia mitovy aminy koa!!!
Impiry moa isika namana ato no mba efa nivoady tamin\'Andriamanitra hoe hanao an\'izao na tsy hanao an\'izao? Firy no tanteraka dia fiery no ty tanteraka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257