Mopera manao sipa!!!

121. methode ( 26/04/2005 23:44)
Hihihihi :-P :-P :-P
122. dadabe ( 27/04/2005 04:12)
Hihihihihih :P :P :P
123. Narilala ( 27/04/2005 18:27)
Dadabe: ny lalàna dia fitsipika napetraky ny fiaraha-monina, nataon'olombelona. Ny ankamaroan'ireo lalàna ao @ Testamenta Taloha dia nataon'olombelona, i Moizy no lohany @ izany. Nataon'i Moizy ireo lalàna ireo noho ny hamafin'ny fon'ny vahoaka israely. Vakio ange izay voalazan'i Jesoa ao @ Matio Toko faha 5 dia ho hitanao fa azo hovaina ny lalàna na hatsaraina toy ny nanaovan'i Jesoa azy. Aza afangaro @ atao hoe didin'An/tra ny atao hoe lalàna. Tsy voatery hanota ianao raha mandika lalàna, fa raha ny didin'An/tra kosa no dikainao dia fahotana mazava ho azy. Ao @ lalàna ohatra dia tsy azo atao mihitsy ny miasa na mamonjy olona aza @ andro sabata, nefa i Kristy dia hitantsika fa saika andro sabata foana no amonjeny ny olona. Dia nanota ve izany i Kristy satria nanasitrana t@ andro sabata?
124. Narilala ( 27/04/2005 18:30)

125. Narilala ( 27/04/2005 18:35)

126. pitchou ( 27/04/2005 19:26)
hery 20-04-2005> amiko kosa resaka izany hoe tsy fantatry ny rafitra misy azy izany na hanafina toy inona aza ny manodidina! misy ny olona ex-communié satria tsy mifanaraka @ lalana izay apetraky ny fiangonana no vitany, mety ho indray mandeha! tsy voatery akory hoe nilahatra tany @ mompera nitory azy ny olona! ko nahoana na nahavita voady farany aza izy no tsy atao an'izay?
ka iza koa anefa le manodidina resahana? ilay mompera tsinona ny fahitako azy no mpananatra nefa izy indray no mivilavila!
raha ny hoe nanafina toetra nandritra ny 10 taona: koa tsy vao maika loza satria fihatsaram-belatsihy ange izany no atao e? nefa izany ve mifanaraka @ le finoana idirany?
Raha problemana effectif indray: manjary mampiseho hoe eken'ny fiangonana ny fijangajangana fa rehefa tsy misoratra ara-dalana sy ao anaty bokim-piangonana d azo atao! tsy vao maika mampisalasala? dia ho hafa tanteraka rehefa ela ny ela ny fazahoan'ny olona ny lalana mifehy ny finoana kristiana!

127. dadabe ( 01/05/2005 08:50)
narilala>vakio sy lalino tsara anie ireo lalana lazainao fa nosoratan'i mosesy ireo raha tsy mifandray tanteraka @ireo didy 10 izay nomen'Andriamanitra an'i Moizy e,izany hoe le didiy 10 dia karazana "loi constitutionelle"fa ireo lalan dia decret fa tsy afaka misaraka aminy .
Dia hoy ianao hoe i Kristy nanao asa t@androp sabata ....,ka izy no Tompony dia izay tiany atao fa azy anie ny sabata ,fa zah sy ianao tsy afaka handika an'io .

angamba tokony atao size hafa mihitsy ity hevitsika 2 ity kle
128. Mifenty ( 01/05/2005 09:36)

mamorona ndray lty sizé de am zay ita ny anarana ah. hihi

mopera manao sipa v lesy de lasa oe cekezem ndra zezo fa izy no tompony hihi

ts le
129. pitchou ( 01/05/2005 16:06)
oupsss! very le sipa
130. dadabe ( 01/05/2005 16:49)
:-&
131. dadabe ( 01/05/2005 16:53)
132. yonikafopl ( 02/05/2005 11:49)
he he he
dadabe aza pape mou nefa manao sipa de maninn eeee
hihihihihihihihihihih =)) =))
133. dadabe ( 02/05/2005 12:42)
ray razako oo tena sahiny marina :roll:
134. yonikafopl ( 02/05/2005 18:38)
=))
135. dadabe ( 03/05/2005 04:01)
de ahoana ihany klou ny hiafaran'ity damopra manao sipa ity ry welie a?
136. isambilokely ( 03/05/2005 04:35)
Ilay mompera manao sipa anie araka ny resaka nandeha teto dia olona efa fetsifetsy. Miditra ao izy satria ao izy tsy miasa tsy mitatavana fa velomim-potsiny, rehefa azony izay tiany tadiavina dia iny izy no niala. Miseho mamitaka an'Andriamanitra i lery, ary mihevitra ny tsy ho tratry ny aloka.

Sady fy ny filomanosana ao amin'ny haren'ny fikambanana misy azy no tena tsy foy ihany koa ilay lavaka.

Mbilo
:lol:
137. yonikafopl ( 03/05/2005 07:11)
mdrr
138. dadabe ( 04/05/2005 05:45)
mdrr
139. Mifenty ( 04/05/2005 09:09)

mdrr

140. dadabe ( 04/05/2005 16:40)
:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2173