Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana
101. sechat
(
04/02/2005 15:39)
de zay zany ry ikaretsaka no tsy hitenitenenana foana tsisy porofo mba tsy hanaovan'ny olona ohatr'izany koa. ;-)
fa maninona ny lehilahy no mampirafy> hihihihi mbola tsy tratra a :-P fa resaka miverina matetika eo aminay samy mpinamana (vevavy) io ary de disadisa be mihitsy, fa misy mampirafy ny sipan'ny namako. Mba miezaka mi-comprendre izay ao an-tsain'ny lehilahy aho @ zay afaka manome vahaolana azy satria izy mitady.
ps: ary tena tsy tantinao mitsy le atao hoe sarimbavy an! ;-)

103. ikaretsaka
(
04/02/2005 16:04)
ps: tantiko fa.. a verifier ka.. avy enao manap[orofo anazy... :-D
104. booboo
(
04/02/2005 17:17)
tsy aleo mamorona lohahevitra " règlement de compte " mitsy ny titre-ny ? ôtra betsaka ihany izy zany :roll:
107. sechat
(
07/02/2005 09:45)
booboo> =)) =)) :-$
ikaretsaka> matahotra a sô de tena sarimbavy eo tokoa enao koa mahita ny tsy fahitako eo a =)) =)) :-*
ikaretsaka> matahotra a sô de tena sarimbavy eo tokoa enao koa mahita ny tsy fahitako eo a =)) =)) :-*
108. ikaretsaka
(
08/02/2005 01:18)
ao lo verifier na ko...
le bandy kelikely ray reny no matetika sarimbavy fa reny "mora zaka " ka
za sady mavesatra no somary avoavo ihany ...
le bandy kelikely ray reny no matetika sarimbavy fa reny "mora zaka " ka
za sady mavesatra no somary avoavo ihany ...
109. dadabe
(
08/02/2005 09:43)
fa angah lty elah ry karetsaka sarimbavy?????????????????????????????????????kay kle tokony hatao size njay zany =))
110. ravatorano
(
08/02/2005 10:09)
za aloah raha mbola azoko atao ihany dia aleoko iany ""tsy samihafa"" fa tena manahirana
ny vavam baoka moa oviana tsy hiteny fa ilay fanilihana ankolaka no tena tsy tantiko raha izaho aleoko aza avandravandra ilay izy
tsy midika izany fa taraiky ilay foto pisainana fa io dia misy foana na aiza na aiza na eto amin ny tanana na any ampita ihany koa fa ny eto aloha dia mbola misy toerana hita mampibaribary izany tsy fitoviana izany eh
na cekezem b aza aleo hilamina ihany ^:^

112. fijo
(
08/02/2005 23:04)
ravato izay mihintsy.ny fo hafa fa ny fisainana no tokony hitondra azy ka
113. Ramaso
(
12/02/2005 06:27)
izay nge wa e.. fa ny boaikely tsy mba henoina rehefa mikozy fa fafana! ngefany refa vo de mihinan'ny ... daoly!
114. fijo
(
15/02/2005 00:01)
aoka letsy izay fa efa tsy fafana intsony ialahy an.fa aza mamerina ny ratsy intson,y fa tsy mety.
115. ikaretsaka
(
15/02/2005 00:56)
tsy nanao ratsy kosa izy 'hono" fa nanaporofo fa vizana sy romotra ny societe rehefa oazana @ "cekezem"
CQFD
CQFD
116. rafika
(
15/02/2005 04:55)
salama daoli ann!!
Amiko io resaka io refa tsy be fikafika de mandeh wazy.Tsy raharahina izay vavan'ny spekta satria manko ny mpanisy sira tsy maintsy misy foana.Enao izay manana azy dia tokony ahatanty .
Zay fa mahereza zay efa tafiditra ary diniho tsara raha mbola any ivelany ;-) 8)

117. ikaretsaka
(
15/02/2005 05:17)
efa nandeha tato io heo tsy rarahiana ny vavan'ny specta io fa niteraka effets be tato!
sao miverina eo indray
sao miverina eo indray
118. fijo
(
15/02/2005 21:59)
ka isika ato anaty fiaraha monina,ka tsimaintsy tsinjovina ihany io fiaraha monina io.
119. Ramaso
(
16/02/2005 05:08)
zay nge e
efa nataoko teto io tsy nitsinjo io fa nisy vokany sy fiantraikany narary tamin'izay voa mihitsy!
efa nataoko teto io tsy nitsinjo io fa nisy vokany sy fiantraikany narary tamin'izay voa mihitsy!