Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana

121. eisy ( 17/02/2005 12:34)
Fiaraha-monina tsy azo hialana mihintsy e! de mbola averiko indray hoa' fa tsy mijanona eo aminao ny fiainanao... jereo koa ny taranaka.Raha tsy miraharaha fiaraha-mionina de eny imasom-bahoaka mihintsy mi-.. e!
122. dadabe ( 17/02/2005 12:51)
reveo mora lessy e,ny diavolanko lava ary ny kilalao mbola ho ela
123. kintanala ( 17/02/2005 19:51)
ikaretsaka:

ny ahy kao dia izay ny principe ko.. na mafy toy inona aza ny cekezem dia rehefa tsy zakan\'ny fiaraha monina de aza atao!



:-D :-D nilay kolo ilay voambolana e "cekezem c tt" :-D efa henonareo ve lay hira hoe "cerise"?



Seri ze t'aimEuuuu , Seri ze t'adore... :lol: :lol:
124. kintanala ( 17/02/2005 19:59)
mba resaka ny ahy iny ..
fa raha momba ity zavatra ity kolo dia raha tratra n'ny safidy aho dia tsy ho aiko izay hatao ny marina!! sady mety no tsy mety !! fa zan angamba vavan'ilay mbola tsy tratra !! fa rehefa tia koa anie sarotra e!!!..ka dia ny toro hevitro ny ahy dia izao!
raha toa ka efa fantatrao fa hisy porobolema, enao maha fantatra izay context manokana anao any, dia dieny mbola tsy mitia sy lasa lavitra enao dia ajanony fa sao ho sarotra e!!!! sa ahona?
ilay hoe efa hivady vao hoe tsiy fika tompoko :/ iny no mamono e
125. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:06)
ka tsy ny fo no mitondra ny fiainana hoa fa ny saina ramose an!
126. fijo ( 17/02/2005 23:31)
izay no ataovy fototra e.ny fo mitempo fa ny saina mifidy
127. Ramaso ( 20/02/2005 06:20)
raha vao fo de tratra ho azy le fo...
tsy ampieritreretana!
tonga de tantely ramonjy ny fetsa!
128. dadabe ( 20/02/2005 09:13)
hihihihihiih :D ekena zandry e :!:
129. cutie ( 20/02/2005 23:41)
mifidy in ny saina ry fijo??
130. fijo ( 21/02/2005 22:48)
mifidy izay mety sy tokony hatao ry cutie an.ny fo tsy mahay mifidy.
131. cutie ( 21/02/2005 22:50)
hay ve e eeeeeeeeeeeeeeeee fijo.
132. ikaretsaka ( 21/02/2005 22:57)
marina mihitsy io.. ny fo tsy mahay mifidy
fa ny tena mahonena de avy eo
"entin'ilay fo de mivelatra ny fo...
izay vao tonga saina fa voa!" ohatran'ilay miss miss nareo iny!
133. cutie ( 21/02/2005 23:10)
miss iza zany??
134. cutie ( 22/02/2005 02:10)
fa raha resaka fitiavana de ny fo no mibaiko alou zay vao ny saina.
135. dadabe ( 22/02/2005 07:32)
fa tsy maintsy lanjalanjaina ihany nefa na izany aza :) si non
136. cutie ( 22/02/2005 13:56)
ka zay wa ny fo aloha de avy eo mandanja :wink:
137. kintanala ( 22/02/2005 19:46)
tsy samy mety doly ve ny voateninareo ee :wink: arak² ilay olo io ko! ..marina fa ny ankabetsahan'ny olo baikon'ny fo , fa za koa mahafantatra olo tena baikon'ny sainy satria mahay mampitony ny fony!! tsy za kolo e :°) :arrow: fa kozy zan an!! :wink:
138. fijo ( 22/02/2005 23:00)
cutie an io fitiavana entin'ny fo io efa nanimba olona maro.
139. cutie ( 23/02/2005 12:49)
haiko zany ry fijo a.
140. fijo ( 23/02/2005 22:34)
dia mbola hisisiana hatao ihany ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1792