Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana

61. ikaretsaka ( 31/01/2005 21:34)
midy ny fitia voarara ko..
hatrany aminay any tritriva any misy anankiray :(
62. fijo ( 31/01/2005 23:45)
asan'ny tsirairay io fa ankoatr'io voalazan'i ravato io dia misy ohatra roa efa hitako ireto.
tany antsohihy.
sipa merina manambady tsimihety.
maty ny zanany ka tsy nanaiky mihintsy ny fianakavian'ny vadiny ny handevenana le zaza tany fa amboalambo hono ka alefaso mody any aminy any.
tana /manakara
sipa merina manambady antabahoaka.
ny zanany namako.(marihiko fa samy olona nahita fianarana be izy mivady RAR)
fa lery any manakara dia voahilika fa hoe manila ambaniandro,ary rehefa ao tana lery voahilika fa mahazo sisiny.(ny havana no manilika eo an,fa eo koa ny namany sy ny fiarahamonina)
ary tsoriko fa tena olana be amin'ny lery mihintsy le izy hatramin'izao ary tsy hainy izay tena tokony hasiany ny tenany.ka dinio tsara fa le fitiavana anie mora sy milamina,fa io vokany io no loza.
sa hiteny ny dadany sy ny mamany avy eo hoe problemanao izany fa ny anay efa nilamina??
63. cutie ( 01/02/2005 02:32)
Fijo anga efa tany Antsohihy???
64. fijo ( 01/02/2005 05:33)
cutie ie toerana filalaovako tany.
le sipa gasy manambady karana io koa efa hitako tao majunga fa izay andron'ny fanandevozana no tsy hitako;.ary ny fanilihana moa tsy lazaina isaky ny misy zavatra hatao.
ka mahereza ry sipa isany o.
65. dadabe ( 01/02/2005 08:51)
salut dollly e!misy hevitra tsara teo ambony teo manao hoe rhefa manana ny ampy aho tsy olana fa izay te hiaraka amiko "avia"fa izay "tsy te hiaraka amiko "mandehana,rehefa manana ny ampy tyokoa isika dia mety avokoa ny atao rehetra,na eo @fitiavana izany ary io fanavakavahana io de mbola misy hatramin'izao,mila mitandrina isika namana . (l)
66. nikopol ( 01/02/2005 09:33)
Ny fiainana d’une manière générale misy olona kely foana, indrindra fa ny fiainana couple na mitovy fiaviana na tsia.

Ny exemples sy ny contre-exemples misy foana. Fa be dia be koa ange ny zanaka olona tsy nitovy fiaviana manana fianana tahaky ny olona rehetra e.

Raha metisy izao no nalaina ohatra, misy an’i Bernard Ramanantsoa Directeur Général HEC eto France, misy an’i Bob Marley sy ny sisa, force io ho an’izay mahazaka fa faiblesse ho an’izay tsy mahataty.

Ny ankamaroan’ny mpanjaka teto europa nifanambady daholo ny taranany taloha, ny espagne nanambady ny tany danemark sy ny sisa, izany hoe metisy daholo. Ny mpanjaka tany Mada aza nisy anio kou taloha.

Samy mamoka ny heviny alou, fa za kou alou mi-conseil fa rehefa tsy mahatanty aza manao e!

Fa ny hitako dia toetsaina efa taraiky io manavakavaka io na maro anisa aza ny mpanavaka any madagascar. Tsy we refa notaizana tao anatinizany dia tsy afaka hivoatra.

Ilay resahin-dRavato we ”ireny ry lerony”, io misy foana fa na za zao aza efa niaran’io tany Itasy, za tsy metisy fa nitangoronan’ny bandy ngitavolo zahay dia nolazain’i lerony we “ aleo dorana ny volon’elisany fa elisany tso-bolo”. Ny antony nigafian’ry lerony anay dia zahay zany tso-bolo. Ny tiako lazaina dia ny fanavakavahana misy foana ary double sens fa anjaran’izay mivelatra ara-tsaina no manazava sy miala amizany arakizay azo atao.

Be loatra ny adalana natao tamin’ny anaran’ny fanavakavahana, ny fanekena izany dia midika fa we mi-cautioner izany.

Rehefa tsy zakan’ny sain’elisany alou ilay manambady hafa fiaviana dia aza manao e, fa hitako we efa tara genération iray na roa elisany, dadabenay sy ry baininay no nisaina tahakizany.

Kôzy atsipy ny ahy. :lol:

67. sechat ( 01/02/2005 12:56)
nikopol> :-*
68. cutie ( 01/02/2005 13:18)
fijo a
T@ ovina no nilalao tany Antsohihy zany???
69. mihanta ( 01/02/2005 13:33)
hummm
70. cutie ( 01/02/2005 13:44)
hummm mihanta
aleo ho tohizana ary ambadika fa tsy a la page mihitsy kay ny resaka ataoko ato . lolllllllllllllll
71. ikaretsaka ( 01/02/2005 14:03)
nikopol>
1)saingy he izany izy hoe samy mpanjaka ko! ny gasy kao manao an'io araka ny tantara ko

2)tsy hoe tara generation ilay izy fa misy olona manao an'izany foana na generation t@ 2000 taona lasa aza.. sy ny 2000 taona ho avy! anisan'ny don nomen'andriamanitra ny fahatsapana ny tsy fitoviana sy ny nametrahany an'io isan-tsokajiny : Izy koa aza no manana ny atao hoe "vahoaka voafidy" izay samihafa amin'ny "vahoaka tsy voafidy"
72. cutie ( 01/02/2005 15:42)
lalao boule ve zany resahinareo zany ikaretsaka?

Tena matahotran'ny vavan'ny oul mihitsy ikaretsaka zany.
De aleo zany ny fiaraha-monina no mahazo tombontsoa alohan'ny tenanao ? :(
73. jhouhlambout ( 01/02/2005 19:37)
pourquoi pas....
74. cutie ( 01/02/2005 20:59)
kou raha tsy ahita ze mahasoa anao ve enao de hilamina ny fiaramonina.
ny tenanao no taratry ny fiaramonina.
75. nikopol ( 01/02/2005 21:26)
Ny ray amandreny foana no maty alohan'ny zanaka en general e! kely ny probabilité an'izany kozy zany.

Samy manao ze vous voulez-an'io !

Refa havana be vinany ve tsy aleo hapitsika any!
76. yonikafopl ( 01/02/2005 22:00)
za tena manohana ny voalazan'i nikopol mihintsy.
Fa izay tsy mahazaka marina aza miditra. :)
77. fijo ( 01/02/2005 22:23)
cutie tamin'ny 1989 ka hatramin'ny 1991 no tany antsohihy.
le izy anie ry zalahy misy diso fandray ny fahitako azy e.
izahay tsy milaza fa tsy hafaka hiadana sy hilamina izay tsy mitovy mifankatia.ao an trano ao miadana foana io rehefa mifankatia,fa ny olana lazainay dia eo amin'ny fifandraisana amin'ny havana sy ny olona hafa.eo no tsapa fa misy ilay olana ary na tsy milaza aza ny sasany rehefa misy ny fifamaliana mivoaka hoazy izay nafenina rehetra tany.
78. mihanta ( 02/02/2005 18:49)
refa t hifankatia amin'oul d mba tenter-o ihany chance.ny sisa manaraka ihany
79. ikaretsaka ( 02/02/2005 19:05)
ataovy moa.. fa rehefa maty sy voailikilika any @ havan'ny olona any ny tenanareo sy ny taranakareo dia zay eto foana e :roll:
80. cutie ( 02/02/2005 21:52)
Misaotra fijo a. :* :-*
Andrasan'i ikaretsaka zany zahay rehefa voailika. lollllllllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3228