Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana

181. cutie ( 31/03/2005 04:47)
za manana havana mipetraka any mananjary.
182. dadabe ( 31/03/2005 08:14)
cutie>hay ve
yonika>hay moa le hoe majakely no mnitady olona avy any mananjary de ataoko fa i cutie :wink:
183. fijo ( 01/04/2005 22:11)
izay fa nazava daholo le resaka
184. felicia ( 02/04/2005 21:26)
ny fitiavana dia ambonin'ny zava-drehetra,na tanindrana na hova na andriana na andevo na fotsy hoditra na maity hoditra na mavo hoditra na samy manana religion samihafa...ny descrimination dans tout les sens dia tsy fitiavana...mitondra fankahalana....mampalahelo ahy le toe-tsaina vu qu'il y a la guerre et tant de pauvreté...tsy leo ve nareo e... :?: :idea: :?: ny olombelona mitovy daholo peu importe la coleur,religion,ou provenance...VIVE LA PAIX
185. fijo ( 05/04/2005 22:21)
felicia na ben laden anie ka manana zanaka alefa koa e.na muzulman aza hidiro fa milay io
186. felicia ( 05/04/2005 23:19)
[quote=fijo]
fijo an!aza ny descrimination de tsy maitsy mitondra fankahalana foana...za kristiana convaincue,fa kosa raha misy ny integralisme tsy voatery ny musulman rehetra akory no ratsy loha,tany irlande guerre foana entre katolika et protestant,ny maity hoditra sy ny fotsy hoditra ny fotsy hoditra niteny hoe maloto ny mainty,ny any mada entre tanindrana sy merina,my merina misy olana entre andriana,hova ,andevo...ecc...ny aty italie ny tsy fifanajana entre ny sud sy nord...za mino fa ny fitiavana rehefa mifanaja ny couple,dia mety...matetika aza ny divérsité no mahomby kokoa...ary amin'izao andro izao anjara-tsika tanora no tokony hiezaka hampivoatra ny toe-tsaina,mba hamakafaka,hitolona amin'ny fanavakavahana...rehefa tianao ny olona hiarahana izay no important indrindra...raha ny vavan'ny olona no henoina tsy afaka miaina intsony...mety @fiaraha.monina no atao mahita tenenina ny olona,tsy mety @fiarahamonina de toute façon mahita tenenina ihany izy donc,TSY ALEO VE MIARAKA AMIN'IZAY OLONA MAHASAMBATRA ANAO NA MISY CONTRE AZA NY OLONA.C'EST TA VIE PAS LES LEURS...


8) 8) :D
187. fijo ( 06/04/2005 22:48)
felicia:"c'est ta vie",fa aza hadino fa io "ta vie "io anie avy eo ka hisy zanany izay "tsy ta vie intsony "e.ary ni fitsinjovana ireo zanaka ireo mihintsy no mahasarotiny ahy.
188. tnice ( 11/04/2005 13:32)
Ny ahy aloha dia izao fotsiny sarotra io resaka io fa rehefa fotsiny ny hoe: aleo mangina d, izay fa raha hamaly aza enao dia izao izy tsy hanaiky fotsy, aleo mangina rehefa avy manitsy azy d, aleo mangina 1.se to :lol: izany anefa mila fantatrao fa tsy midika ho faharesena ny fahanginana an!
d, raha amiko manokana kosa aloha @ maha- Kristiana ahy d, izao, KRISTIANA ZA ALOHA VAO VOLON-KODITRA SY FIHAVIANA. Fa raha io ko no tsy hanana lazaiko aminareo fa tena sarotra b ny handrava ny fomba fombam-pirazanana.
189. bloum ( 11/04/2005 14:30)
karakory jiaby e!
ino ity volana ty 8O ?
misy kouleur avao ny coeur (l)
190. felicia ( 12/04/2005 02:04)
zay nge wa bloum e! =D =D =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2942