Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana
161. ronaldo09
(
12/03/2005 06:38)
Tena manaiky ny hevitrao aho dadabe a! cekezem seto izay tiako ihany io.
163. ravatorano
(
17/03/2005 07:16)
fijo>hihihihihi
samy manamafy ny heviny dhl lisany d izay no mahatonga ny reska mihodikodina angamba nefa izay koa no mahatsara ny adihevitra eto.
Izay mbola tsy voa aloha dia mieritrereta tsara. tsy we voa moa fa tsy tafiditra amin izay angamba
ronaldo09>tsy hitovy mihitsy ny fandraisan ny malagasy ny we ny tena nanambady vahiny avy any ivelany sy ny we izaho nanambady olona hafa mety tsy hety amin ilay fiarahamonina eo amin ilay fianakam's-ko.Ohatra araky ny voalazako tery ambony(fanamafisana izay voalazako ihany koa hihihihih).Io wa tsy maintsy misy foana fa araky ny tenin i fijowe mahatantesa ary eh fa ny ckzem tsy ho lany na ho fongana fa vao maika aza miresaresa :-D :-D :-D

164. haingo23
(
17/03/2005 09:03)
Izao ry zareo a! lany fotoana eto isika fa raha amiko dia ny hoe ahoana no fomba hanovana ny toe-tsaintsika malagasy @ ity zavatra itony e! Raha atao anie ny fandinihana dia iza afaka manome famaritana mazava ny foko na andevo na andriana ??? Raha ny dadanao ohatra bestimisaraka, ny mamanao merina, ianao teraka sy niaina lehibe tany Diego. Inona ny foko misy anao ? ny zanakao ?? Hatraiza "deneration" fahafiry no akana azy. avy @ lahy sa vavy, ... Lava be izany. Aiza ho aiza @ izany fomba fanao izany koa ny maka kristiana (mpivavaka) ???
Isika no mandinika sy mamakafaka.
Misaotra
Isika no mandinika sy mamakafaka.
Misaotra
165. dadabe
(
17/03/2005 11:26)
haingo23>hhhmmm ela ny ela ka misy filozozy nandalimpahedrena miditra eto @tanana aleo aloha mipirina sao oainina eto kle
166. cutie
(
17/03/2005 13:05)
lasa lava be le resaka cekezem, fa ny ahy de ny cekezem ihany.
Marina ny tenin'i fijo samy mahatanty ny cekezem n'io .
Marina ny tenin'i fijo samy mahatanty ny cekezem n'io .
167. sonwin
(
17/03/2005 17:20)
haingo23> ary ianao matotra an...dia lasa tsy niteny ilay frera mampiady resaka iny :lol: :lol:
171. dadabe
(
19/03/2005 16:57)
sonwin>aza b kozy hoa,chuuut!
CUTIE>EFA HITA IHANY VE LE AVY ANY MANANJARY E?
CUTIE>EFA HITA IHANY VE LE AVY ANY MANANJARY E?
172. fijo
(
24/03/2005 23:46)
ka le izy anie gasy ihany e.fa ohatra izao hoe ny tsimihety misy FADY manambady merina.nefa gasy ihany.de raha hanao cekezem eo ianao dia cekemahatantesa koa izany.ny hoe aiza ny maha kristianina??? hi hi hi samy kristianina fa raha izy kristianina vazaha no mankany mada mora ny visa fa ianao kristianina gasy io mankanesa aty ,ahita ny mahazo anao ao ambatomena ao.
175. dadabe
(
25/03/2005 07:28)
cutie>azafady diso aho :D
sonwin>tsika lahy samy frera lesy e :D :D :D
sonwin>tsika lahy samy frera lesy e :D :D :D
179. haingo23
(
30/03/2005 10:29)
Avy any mananjary ahoana ? mipetraka any ve sa ahoana ? Ny dadaben'ny beben'ny dadako (izay avy any Toliara) no tonga omaly t@ helicon-dra8 merina avy tany midongy