Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana

81. ikaretsaka ( 02/02/2005 22:30)
ny ahy raha io vady aleoko ihany le mahay mitaingina posy sy mitsoka ovy ohatranay aloha e..
ny an'i samoela hono le niara nanary fako teny ambondrona..
ny an-dry ramaso hono leniara nanao fangalapery tary @ tanatanamangan'ny gradis an'i mamasina
de ny an-dry fijo le samy misasa @ savon de marseilles
82. cutie ( 02/02/2005 23:06)
samy manana ny safidiny marina ny oul tsirairay.
De samy manao ze tiany zany.
cekezem :roll:
83. cutie ( 03/02/2005 13:54)
oups ramaso, ary nanin no bevava ohatran'io ???
84. sechat ( 03/02/2005 15:00)
cutie> hihihihi

ramaso> za aloha mihaino izay tenenin'ny olona, fa na de izany aza @ farany za ihany no mandidy izay hataoko e! zany hoe cekezèm ihany zany :-)
Fa zassum kosa ny vokany rehefa avy eo na tsara na ratsy!
Satria manko raha ratsy ny vokany, zakako kokoa satria za no nanao azy toa izay nanaraka izay tenenin'ny olona nefa tsy izy akory rehefa avy eo... Io aloha de choix e! Adalan'izay tsy manana hazon-damosina mi-assume ny choix-ny!
85. ikaretsaka ( 03/02/2005 15:09)
za kosa aloha tsy sahy manompa an'i poupounesana e!

fa misy mahamarina ny an'ialahy... ireny te hanao cekezem ireny ange no bebe olana de avy eo lasa manaratsy ato e..

misy mitaraina hoe maninona ny lehilahy na ny vehivavy no zao zao zao... ka izay aza ny cekezem -ny ko!
maninona ny fiaraha monina no zao zao zao.. eo ianao tsy te hihaino sy hanaiky azy ko ...

elaela ihany ny niseratserako teo.. ary na tsy manana maso mandinika be ohatran-dramaso aza aho dia mba mahita fa ireo victimen'ny effets an'ilay cekezem io rehefa avy eo no mpanao an'ilay hoe nareo ohatran zao nareo ohatran izao!
86. cutie ( 03/02/2005 16:14)
ary manin mitsaratsara oul ikaretsaka ?
de iza avy hono zany mpanao cekezem zany de avy eo nitaraina tato . lolllllllllllllll
87. sechat ( 03/02/2005 16:17)
cutie> :-D :-D :-D
88. ikaretsaka ( 03/02/2005 16:19)
tsy mitsaratsara aho fa manome conclusion @ izay hitako ka!
betsaka be mihitsy ny mpanao cekezem ka nitaraina tato... rehefa manampotoana aho de omeko anao aby le lohahevitra sy ny nanoratra azy de miaraka hamarinintsika raha tsy ireo mpanao cekezem o betsaka victime sy mitaraina!
89. fijo ( 04/02/2005 00:40)
za tsy te hanisy sira fa marina io voalazan'i ramaso io.
90. sechat ( 04/02/2005 09:57)
ramaso> hum hum :-w
zay mitsy le sarotra be @ firesahana @ zaza. Tsy ze soratan'ny olona ato ange de voatery nahazo azy daholo e! mety hitany teny @ manodidina azy de mba tantarainy ato.

hery> mety be le sary héhéhéhé
91. eisy ( 04/02/2005 10:22)

De hoe tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka! ekena fa tsy ny vahoaka no hanorka azy fa enao! fa saingy izao e!
Tena tinao izy matoa vadinao!maharary anao ny hoe enjehan'ny olona ny vadinao toa izay ny tenanao de ahoana ary amin'izay fotoana izay e! rehefa hiteny ny olona hoe "ireny ve no mba vadinareo tsy mitovy firazanana akory e! hafa loko e!...." mandainga izay tsy ho voatsindron'izany!!!
ary satria io fisainana io aty dago tsy volena fa lalanan'ny fiaraha-monina hifandovana de vao maika hararirary aminao kokoa rehefa ny zanakao no esoeson'ny "Cousin-Cousine"- ny any aoriana any
Zà tsy raciste, za koa nefa mpanao ZE TIKO IO nefa miheritreritra aho fa ny fianana tsy mifarana eo amiko, de izay no tsinjoviko
Fa raha tena jerena anie tsy hoe rehefa tsy mivady tsy mifankatia e! ary tsy ny fanambadiana akory no hahavonjy an'i GASIKARA.
Mahaiza miara-miaina amin'ny gasy toa anao de basy! mandeha ny rehetra
92. nikopol ( 04/02/2005 10:37)
Na inona na inona idée antsika dia rehefa afaka dimapolo taona efa mitombo anisa ny olona samihafa fiaviana mifangaro raha ampitahana aminy ankehitriny.ary hitombo hatrany io...

Izany we zay ny lalana alehan'ny fiarahamonina na dia maro aza no mbola tsy mahazaka izany, nandalo tamizany daholo ny société rehetra erantany, ary mbola handalo izany...

Ny fivoarana jerena par génération,raha mbola mitovy aminy fisainan'i dadabe ny fisainako na mitovy aminy sain-drabainina dia tokony hametraka fanontaniana ihany za

Ny fahaizana mi-gerer ny tsy fitoviana (na ara-tsaina na ara-pinoana, na sns sns) ny marika hahalalana ny niveau n'ny société iray ( na ny olona aza ). Tamin'ny fahagola ze tsy mitovy dia vonoina. Aiza ho aiza zao tsika malagasy?




93. booboo ( 04/02/2005 11:40)
=D> =D> =D> nicopol
94. ikaretsaka ( 04/02/2005 12:53)
nikopol> hoy ialahy...
ny preservation de race aza letsy zao ataon'ny manampahaizana
tsy amin'ny biby ihany!
dia raolombelona izany ampidinin'ialahy ambany nohon'ny biby@ iny indray ny tsy hitako le!
95. ikaretsaka ( 04/02/2005 13:05)
sechat> tsy hitako ze mahatezitra anao.. zavatra marina io lazain-dramaso io.. tsy hoe momba azy za akory fa tena observation marina de marina io raha ny resaka rehetra mitranga eto no jerena

Eisy> za koa tsy raciste.. marina fa tsy za no hanoroka izay tianao.. fa zany hoae tafiditra membre ilay fiaraha monina [b}hitaiza azy sy hiara hiaina (/b] aminy ny taranakao. ny ho avin'ny taranaka ny anay no jerevanay. olona manana identite culturel, olona rehefa ity de ty de rehefa ry de ry no olona mora taizaina fa tsy ilay mandray 2 na TSY mandray 2.
ny cekezem anareo cekezem anareo fa aza ny olona no atao mamafa ny t... nareo rehefa mifopla any nareo
96. sechat ( 04/02/2005 13:19)
ikaretsaka> aiza ny porofo? :@ nanontaniany tsirairay ngah reo olona ireo. Mety nitranga taminy le zavatra, mety ho tsia koa fa hitany fotsiny...
tsy mainty daholo ny saka...
97. ikaretsaka ( 04/02/2005 13:25)
sechat> na tsy nanontany aza izy de hita be kosa ilay izy ka..
raha mitady ato za dia mahita fa ianao koa anisany,,, saingy za tsy hitady
98. sechat ( 04/02/2005 13:41)
> "na tsy nanontany aza izy de hita be kosa ilay izy ka.."
hita @ inona le izy ry ikaretsaka? :-D za zao de mahita be mitsy eto hoe sarimbavy enao. =)) de hanaiky an'izany ve enao? ngamba tsia... ;-)

>raha mitady ato za dia mahita fa ianao koa anisany,,, saingy za tsy hitady

tadiavo de azavaiko aminao ny antony nanoratako azy. :@
99. ikaretsaka ( 04/02/2005 14:25)
sechat> nga nisy resaka teto niteny momba anahy? hitsapa ve ianoa e! :-D
exemple 1: ianao izao niteny hoe fa maninona ny lehilahy no mampirafy> cekezem ny io e!
victime ianao!
100. cutie ( 04/02/2005 14:47)
hahahaha
Manja ty forum ty ka . lolllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156